Radio Feon'Imerina
- Home
- Madagascar
- Antananarivo
- Radio Feon'Imerina
Onjam-peo mivoy ny haren-tsaina sy ny soatoavina
eto Imerina.
(16)
Address
6, Rue Ravelojaona, Ambatobevanja
Antananarivo
101
Telephone
Website
Alerts
Be the first to know and let us send you an email when Radio Feon'Imerina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.
Contact The Business
Send a message to Radio Feon'Imerina:
Shortcuts
Category
Radio Feon’Imerina
Amin’ny 6 ora maraina Mifoha olona ka hatramin’ny 10 ora tapi-mandry no andrenesanao ny #RFIM amin’ny mari-drefy 101.6 MhZ. Mankalaza ny faharoa-polo taona nisiany ny #RFIM amin’ity taona 2018 ary tsy mitsahatra ny manatsara ny vokatra ao amin’ny onjam-peo hanomezana ny fahafaham-po ho an’ny mpihaino.
Tanjona: -Mankalaza ny fahasamihafana eo amin’ny kolontsaina misy eto Madagasikara -Mitahiry sy mampiely ny kolontsaina eto Imerina amin’ny alalan’ny fandefasana tsy an-kiato ireo hira mampiavaka antsika: Kalon’ny fahiny, kalon’ny omaly, hira gasy sy ireo hira ankehitriny mitondra hafatra ho an’ny fiaraha-monina. -Miaro sy mampirisika amin’ny fampiasana ny teny Malagasy ho fitaovam-piresahana sy fifaneraserana amin’ny alalan’ny famokarana fandaharana amin’ny teny Malagasy iray manontolo, fandefasana hira amin’ny teny Malagasy iray manontolo. -Manabe sy mikolokolo ny Malagasy hitazona ny maha-izy azy amin’ny fankamamiana ny maha-Malagasy sy ny maha-Merina mba tsy ho very ao anatin’ny fanatontoloana.