DJ Judicaël : Disc- Jockey événementiel à Madagascar

DJ Judicaël : Disc- Jockey événementiel à Madagascar Fort de 27 ans d'experiences, je saurai créer une ambiance à vos gouts pour que votre Jour J soit un évènement à succés !

UN MIX PARFAIT POUR UN MAX D'AMBIANCE ! Disc-jockey generaliste avec Sono, Lumières et Effets spéciaux complets. Je loue mes services pour tous vos besoins en Animation DJ. Ambiance féerique de toutes les generations ! Prestation à partir de 200.000 Ariary !

🎄🎄✨Promotion de Noël et de fin d'année 🎄🎄✨Toy ny fanao isan-taona nohon'ny Asaramanitra dia faly izahay manolotra fihena...
10/12/2024

🎄🎄✨Promotion de Noël et de fin d'année 🎄🎄✨
Toy ny fanao isan-taona nohon'ny Asaramanitra dia faly izahay manolotra fihenam-bidy 10% ho an'ireo rehetra maka ny PACK COMPLET ato aminay 🙂 Ny tsara indrindra hatrany no atolotray ho anareo ❤️ Aza misalasala mamandrika ny date 🎷🎼🎧

Faradoboka PROPAGANDE miaraka amin'ny   indray ny anio 🔥Mirary ny soa sy ny tsara indrindra hatrany e 🙏
08/12/2024

Faradoboka PROPAGANDE miaraka amin'ny indray ny anio 🔥
Mirary ny soa sy ny tsara indrindra hatrany e 🙏

Fiançailles nahafinaritra indray no asa teto 🙂❤️ Sono & Lumières : DJ Judicaël ❤️ Guest : Johane❤️ Deco & Traiteur : Ant...
02/12/2024

Fiançailles nahafinaritra indray no asa teto 🙂
❤️ Sono & Lumières : DJ Judicaël
❤️ Guest : Johane
❤️ Deco & Traiteur : Antso Bommartin
Mirary soa ho an'ny mpivady vao 💝

Soirée privée indray aloha ny androany 🙂 Tsy maheno hatsiaka izany rehefa miaraka aminay anaty ambiance 🫰
12/07/2024

Soirée privée indray aloha ny androany 🙂
Tsy maheno hatsiaka izany rehefa miaraka aminay anaty ambiance 🫰

08/05/2024

Le Grand DJ SNAKE....la Legende 🙂
Betsaka ny hirany no handihizantsika anaty fety ary tena waouhhhh....ambiance re zao 👊

Mitohy foana ny asa 👊Fête privée nahafinaritra ny anio 🙂Mankasitraka an'ilay Cliente mahafinaritra tamin'ny fahatokisana...
02/03/2024

Mitohy foana ny asa 👊
Fête privée nahafinaritra ny anio 🙂
Mankasitraka an'ilay Cliente mahafinaritra tamin'ny fahatokisana 🙏

Fête privée indray no asa teto 👍Nahafinaritra ny fiarahana ary mankasitraka indrindra tamin'ny fahatokisana
12/02/2024

Fête privée indray no asa teto 👍
Nahafinaritra ny fiarahana ary mankasitraka indrindra tamin'ny fahatokisana

Animation namaranana ny taona 🙂Mirary soa ho an'ny mpivady vao.Mitohy hatrany ny reservation ho an'ny Saison 2024 👍Pack ...
01/01/2024

Animation namaranana ny taona 🙂
Mirary soa ho an'ny mpivady vao.
Mitohy hatrany ny reservation ho an'ny Saison 2024 👍
Pack complet ⭐

Fiançailles 👞💍👠 indray ny asa anio 🙂Mirary soa ho an'ny mpivady vao ❤️DJ ⭐ Sonorisation ⭐ Lumières
28/10/2023

Fiançailles 👞💍👠 indray ny asa anio 🙂
Mirary soa ho an'ny mpivady vao ❤️
DJ ⭐ Sonorisation ⭐ Lumières

Santionan'ny asa vita manaraka indray 🙂Nahafinaritra ny fiarahana 👍Espace Millénium
12/09/2023

Santionan'ny asa vita manaraka indray 🙂
Nahafinaritra ny fiarahana 👍
Espace Millénium

Fiançailles 👞💍👠Résidence Soaiadanana Ivato au bord du lac Mamamba (tena tsara io toerana io) ❤️DJ, Sonorisation, Lumière...
01/07/2023

Fiançailles 👞💍👠
Résidence Soaiadanana Ivato au bord du lac Mamamba (tena tsara io toerana io) ❤️
DJ, Sonorisation, Lumières et effets spéciaux 👍
Mirary soa ho an'ny mpivady vao 🙂

Miarahaba ny mpanaraka ny pejy 🙂Inona ny hira tena mba tianao ho heno sy handihizana rehefa anaty fety ? 💃🕺Mahazo ny anj...
16/04/2023

Miarahaba ny mpanaraka ny pejy 🙂
Inona ny hira tena mba tianao ho heno sy handihizana rehefa anaty fety ? 💃🕺
Mahazo ny anjarany avokoa ny rehetra na lehibe na tanora rehefa miaraka aminay 👍
Aza misalasala mamandrika ny daty ✔️

Mitohy hatrany ny famandrihana ny daty ho anao izay hikarakara lanonana ka mitady DJ matihanina sy za-draharaha 🙂
29/03/2023

Mitohy hatrany ny famandrihana ny daty ho anao izay hikarakara lanonana ka mitady DJ matihanina sy za-draharaha 🙂

Tanjonay hatrany ny hanome fahafaham-po ho anareo rehetra miara-miasa aminay. 2ème contrat no notanterahana teto. Fête d...
29/12/2022

Tanjonay hatrany ny hanome fahafaham-po ho anareo rehetra miara-miasa aminay.
2ème contrat no notanterahana teto.
Fête d'anniversaire teny Talatamaty izy ity.
Mankasitraka tamin'ny fahatokisana 😉

Mankasitraka sy mankatelina indrindra tompoko ! Anisan'ny clients tsotra sy nahafinaritra ahy indrindra ianareo. Mirary ...
16/12/2022

Mankasitraka sy mankatelina indrindra tompoko !
Anisan'ny clients tsotra sy nahafinaritra ahy indrindra ianareo.
Mirary soa !

Address

Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when DJ Judicaël : Disc- Jockey événementiel à Madagascar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category