Studio Shalom Production Evangelique

Studio Shalom Production Evangelique Page destinée aux artistes et musiciens évangéliques, à Madagascar ou à l'étranger, pour faire
(7)

04/04/2024

Tsy ny mahay mampiditra feo ao anaty DAW na séquanceur sy mikitrakitra izany dia afaka mananganana Studio, fa misy fianarana sy dingana maro vao vita izany. Ny DAW dia tahaka ny cahier androatana fotsiny, fa ny mpampiasa azy no mampisy valeur ny ao anatiny; ohatra T1 ve, sa manana BEPCX na BAC sy ny sisa de tsy mitovy ny soratra ao anatin. Ny Prduction dia manome anao traikefa feno hahafahanao mifehy ny tekinika matiana ny ingénieur de son; Anregistrement, Mixage , Mastering manaraka ireo hika vaovao takian' ny toe-trandro: ohatra tsy miankina amin' ny alveol intsony rindrina sy ny sisa, fa efa voafehy ny teknolojia daholo izany, maro noy traikefa azo zaraina fa raha maha liana anao sy hifehy izany ianao dia manome tolotra ho anao izahay, na mitsidia ny pejy Production ahafantaranao ny andinindininy. Miantsoa ny 033 05 350 49 na 034 55 501 80

28/03/2024
27/03/2024

🙏 ZOMA MASINA 🙏
Fa voavono Kristy : P***a ho antsika

👉 Hande mivantana eto VDFI
👉 Hira sy fanentanana mitodika eo fijalina
- Ilay ora tao Getsemane
- Tsy renao va
- Fa Fitiavana
- Getsemane
- Ampototry ny hazo fijalina
- Ny Mpamonjy no mitady fihavanana aminao
- Ingao ny feonao

🙏Zoma 29 Martsa alina LIVE eto VDFI 🙏

28/02/2024

Ity Tenin'Andriamanitra eo ambany ity dia matetika tsy mba resahana raha tsy rehefa misy fahafatesana.

🔹 Nefa io Teny io no tokony iainana isan'andro ary atao filamatra. Fa rehefa tsy eo ankaikin'Andriamanitra ianao dia tsy ny fahatsarana no manapaka ny fiainanao fa ny ratsy no misosoka manolotsaina sy memeno ny fiainananao. Hany ka mihasimba ny fiainanao fa tsy mihatsara.

🔹 Rehefa ataonao mahatsara anao kosa ny eo ankaikiNy ary ataonao aronao Izy, dia maneho asa tsara eo amin'ny fiainanao Izy mba holazainao ho an'ny hafa sy hijoroanao ho vavolombelony.

🔹 Aza adino fa mamita-tena ihany raha mihevitra hoe rehefa maty dia tonga ho azy eo ankaikin'Andriamanitra fa rehefa tsy ataon'ny olona iray mahatsara azy mandritra ny fahavelomany ny eo ankaikin'Andriamanitra dia tsy misy toerana ho azy izany eo ankaikin'Andriamanitra aorian'ny fahafatesany.

🔹 Ny hoe eo ankaikiny dia tsy miala lavitra ny Teniny, tsy manao mifanohitra amin'ny Teniny.

Ho ahy manokana, tiako io Teny io ary ijoroako fa tena mahatsara ahy isan'andro ny eo ankaiNy 🩵

Fiadanana anie ho anao 🙌


28/02/2024

Un grand merci à mes nouveaux followers !
Enga anie hitondra soa ho antsika rehetra NY pejy. Odilon Andrianirintsoa, Maminiaiko Randriamanana

25/02/2024

AZA ATAO TSINONTSINONA NY TENY (AVOAKY NY VAVA)

Fiadanana anoe ho anao 🙌



25/02/2024

Ny Ran'ny Zanak'ondrin'Andriamanitra anie hiaro anao

Fiadanana anie ho anao 🙌


24/02/2024

An'i Jesosy aho hatramin'ny farany 🙏

Fiadanana hatrany 🙌


24/02/2024

IMPIRY HO TANORA!!!

🔹Marina be io teny io ka noho izany indrindra no mila hanararaotana ny fahatanorana

🔹Azo araraotina hankafizana ny fiainana an-tany izy, laniana @ zavatra ho levona sy hanjavona, @ zavatra tsy maharitra sy tsy misy mpitadidy akory.

🔹Laniana anehoana ny hatsaranao, ny tanjakao, ny fahaizanao, ny harenanao, sns nefa izany rehetra izany dia tsy ahazahoana fifaliana maharitra akory fa mandalo kely dia adino

🔹Ny fahatanorana dia harena ary fotoana tsara indrindra @ fiainana, rehefa samy tsy haharitra ihany, tsy aleo ve atolotra an'Andriamanitra toy ny fanomezana mendrika indrindra, voninkazo mbola mamelana fa tsy malazo azony ampiasaina

🔹 Rehefa lasa io fahatanorana io dia ambiny sisa, tsy ahavitana firy instony, lasa ny hery sy ny hatsarana sy ny tanjaka, dia izay ve vao mba foy ho an'ny Tomponao fa ny tsara efa nomenao ho an-javatra ho lò sy nanaovanao zavatra tsy mitondra soa

📖 Ny zavatra rehetra azoko atao, nefa tsy dia ary mahasoa avokoa ny zavatra rehetra; ny zavatra rehetra azoko atao, nefa izaho tsy mety handevozin-javatra na inona na inona.
I Korintiana 6 : 12



24/02/2024
Ny enregistrement no tsara dia miankina amin' ny kalitaon' ny fitaovana sy ny traikefa anànan' ny mpikira, fa tsy mianki...
24/02/2024

Ny enregistrement no tsara dia miankina amin' ny kalitaon' ny fitaovana sy ny traikefa anànan' ny mpikira,
fa tsy miankina amin' ny DAW ampiasaina, miankina amin' izay koa ny manamora sy azahoana vokatra tsara amin' ny Mixage,
miankina amin' ny kalitaon' ny Mixage indray anefa ny ho avin' ny Mastering,
satria tsimisy antony tokony hanaovana azy raha ratsy ny Mixage, tsy misy azo atao hanarenana azy intsony.
Ny Production Evangelique, dia mizara ny traikefa nananana am-polo taonany maro
ho anao izay liana ny handalina ny tekinika matianina " ingénieur de son " sur studio, dia manolotra fampiofanana
mikasika ireo rehetra ireo ny Studio.
Tsidio ny pejy Production Evangelique, na antsoy ny laharana:
033 05 350 49 na 034 55 501 80

23/02/2024
20/02/2024

Izao no lazain'i Jehovah ny Iray Masin'ny Isiraely, dia ny namorona azy: Ny amin'ny zavatra ho avy no anontanio Ahy; ary ny zanako sy ny asan'ny tanako dia aoka ho adidiko ihany. — Isaia 45 : 11

Fiadanana anie ho anao 🙌



14/02/2024
15/07/2023
07/07/2023

Address

AMBOHITSOA
Antananarivo
101

Telephone

+261345550180

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Studio Shalom Production Evangelique posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Studio Shalom Production Evangelique:

Videos

Share