Enjana

Enjana 👋🔥Hello to you ry lala 🔥♥️ "La tête dans les étoiles j'ai pas les pieds sur terre"

Ampio mihitsy lo izahay hitady ny anaran'ity trotinette 100% vita gasy ity,raha mbola tsy hitanareo ny étape nanamboara ...
04/04/2024

Ampio mihitsy lo izahay hitady ny anaran'ity trotinette 100% vita gasy ity,raha mbola tsy hitanareo ny étape nanamboara azy de jereo ao amlery ao 🔥

04/04/2024

Vo mi déverrouiller phone ve lesy ela de misasaka le méga le😩
Inona ko ny mahazo anlisany amin'izao
Abonne toi fa statut sisa no ifampizarana eto ngamba 😩

02/04/2024

Rehefa mahita sipa ve ny akamanlisany de ohatr'izao koa 🤣

Mentionner o ze akama tsaroanlisany de zarao ny video fa efa atao fohy le zavatra fa na za na nareo samy miezaka mitsitsy mega zaofa samy tsisy manana wifi🤣🤣🤣🤣

💿 DJ Natoo - soa ihany

Asiana flert ihany de rehefa tsy zaka vo mody miteny hoe 1er avril androany
01/04/2024

Asiana flert ihany de rehefa tsy zaka vo mody miteny hoe 1er avril androany

31/03/2024

Fanontaniana: manala makafoka ve ny MENAKA MAHAGAGA?
De joyeuse pâque daholo😽

Manahirana mihitsy le tonga voalohany rehefa misy pro revy ohatr'izao 🥲Iza ko le namanareo ponctuel otr'izao rehefa hire...
30/03/2024

Manahirana mihitsy le tonga voalohany rehefa misy pro revy ohatr'izao 🥲
Iza ko le namanareo ponctuel otr'izao rehefa hirevy 🍻

28/03/2024

Mbola misy sahy manao direct ve lisany amin'izao 🤣

Ahoana ny réaction anareo voalohany vo naheno sy nahita an'ilay izy?
28/03/2024

Ahoana ny réaction anareo voalohany vo naheno sy nahita an'ilay izy?

Te hihinana inona zao nareo amin'izao fotoana ahitanareo an'ity publication ity izaoPS: misia ndray miteny hoe te hihina...
26/03/2024

Te hihinana inona zao nareo amin'izao fotoana ahitanareo an'ity publication ity izao

PS: misia ndray miteny hoe te hihinana anao eo ne e🙄
PPS:eny e ...fa za mbola célibat

Sao de aterina taxi elikoptera ki njuh ry manjakely....tongatsika daholo na Itaosy na Talatamaty na Ilafy fa teneno hoe ...
23/03/2024

Sao de aterina taxi elikoptera ki njuh ry manjakely....tongatsika daholo na Itaosy na Talatamaty na Ilafy fa teneno hoe aiza njuh no mipetsaka iza no hoentina

Nahafinaritra le Smatchin eeeeh🔥Alefaso eto aminy coms eo daholo koa ny sarinareo tany niaraka tamin'ny namanareo sy ny ...
18/03/2024

Nahafinaritra le Smatchin eeeeh🔥

Alefaso eto aminy coms eo daholo koa ny sarinareo tany niaraka tamin'ny namanareo sy ny akizinareo 🍻
PS:rehefa sary miaraka amin'ny ankizy de soraty mihitsy lo hoe "za sy nekizy" de raha mitovy ny akizinareo amin'izay de mba mifamela heloka aloha 🤣

Misaotra ny mpikarakara nahatoky hatrany 🎉

Rehefa ozizy ny crush nla hoe "je t'aime aussi" de niandry kely izy vao niteny hoe "mais comme un ami" :
14/03/2024

Rehefa ozizy ny crush nla hoe "je t'aime aussi" de niandry kely izy vao niteny hoe "mais comme un ami" :

Iza no mbola tsy nahazo anle t-shirt sy casquette eeeeh 🤣Tongava fa mbola manao animation ao amin'ny Palais des sports a...
12/03/2024

Iza no mbola tsy nahazo anle t-shirt sy casquette eeeeh 🤣

Tongava fa mbola manao animation ao amin'ny Palais des sports ao za jusqu'au final 😘
Big up be hoan'ireto akama mpiara miasa ireto 🎈

10/03/2024

Efa misy ny université amin'izao mampianatra ny atao hoe Marketing digital, ary ao anatin'izay ny atao hoe "Création de contenu"🔥
Ireto zao mpianatry Joépla.R no nanao an'ilay izy,ahoana ny fahitanareo azy📻

Ity fitiavana toaka ity indraindray mitondra alavitra mihitsy fa tonga hatramin'ny fahazoana attestation🤣🤣🤣Raha misy ann...
09/03/2024

Ity fitiavana toaka ity indraindray mitondra alavitra mihitsy fa tonga hatramin'ny fahazoana attestation🤣🤣🤣
Raha misy anniversaire na fety atao lisany de afaka miantso ana raha anamboarana cocktail amle milay nefa mora sady mihaja fa adinoy any amin'izay le samboresh iny aloha, afaka ataotsika bomba be ny fetin'ny toi fa za Novambra barman hanamboatra anle cocktail 🔥
Ataoko gratuit ny prestations Ako hoan'izay olona 2 mireserve date voalohany 🍻
Mentionner o ze akamanlisany tia samboresh fa ampanandramako zavatra mafimafy kokoa nefa mbola milay noho iny

03/03/2024

Iza le namanareo mila hosorana menaka mahagaga raha manasitrana areti-tsaina iny menaka iny 🔊🤣

Aza adino mi partage ny video de mi s'abonner retsyy aaanh 😙

25/02/2024

Lazao anay hoe inona ny série anaky 5 tena tianareo indrindra anaty coms😎
De teneno ko hoe inona ny série tena tian'ny olona rehetra nefa nareo tsy tia anleizy mihitsy 😝
⚡️ L’encre numérique , , Raveloson , Remtoula

Ndao hifosa ex eeeeh🤣🤣Mentionner o le namanareo tia mifosa be ireny de amin'ny alahady ny fotoana L’encre numérique
22/02/2024

Ndao hifosa ex eeeeh🤣🤣

Mentionner o le namanareo tia mifosa be ireny de amin'ny alahady ny fotoana

L’encre numérique

Premier jour en tant que coach an'ireto ankizy universitaire ao amin'ny université ireto 🎈Inona ary no ampianariko ao oz...
21/02/2024

Premier jour en tant que coach an'ireto ankizy universitaire ao amin'ny université ireto 🎈

Inona ary no ampianariko ao ozizy nareo

18/02/2024

Présence kely izay nitanjiro nitovy tamiko tamin'ny St Valentin 😩🍻🤣


EDIT: L’encre numérique

16/02/2024

Rehefa le avy nampiaraka voalohany iny ❤️

Aza adino mi s'abonner ny page r'ireto anh😻

Mentionner o ny akizinareo de anontanio hoe mba nanao an'izao ko ve izy sa inona ny nataony rehefa avy nampiaraka nareo ❤️🤣

📻 TEMPO GAIGY Ranomaso efa ritra

Tantarao ny souvenirs anlisany tamin'ny mbola kely rehefa milalao baby-foot 🤣⚽Iza le namanareo tena maître tamin'izany 😏
09/02/2024

Tantarao ny souvenirs anlisany tamin'ny mbola kely rehefa milalao baby-foot 🤣⚽

Iza le namanareo tena maître tamin'izany 😏

Sao de hiaraka anao St Valentin tsika mbola tsy nanao St Valentin atramin'izay niainany ireto 🤣Nena zao efa vita manko n...
06/02/2024

Sao de hiaraka anao St Valentin tsika mbola tsy nanao St Valentin atramin'izay niainany ireto 🤣
Nena zao efa vita manko ny répétion fa pratique sisa🤣🤣

PS: vidéo vaovao radem

Poziko tonga saina tampoka hoe 2014 zany kay efa 10 taona lasa:
31/01/2024

Poziko tonga saina tampoka hoe 2014 zany kay efa 10 taona lasa:

28/01/2024

HIsafidy olona 2 izahay hoentinay ao any amin'ny Sector Pizza fa izao fotsiny ny fomba fandraisana anjara:
🍕Teneno hoe inona le pizza tianareo hoanina
🍕Mentionner o hoe iza le olona tianareo hoentina miaraka aminareo
🍕Araho ny pagen'ny Sector Pizza sy ny pageko 🥳

Afaka mandray anjara im-bedebe ze tianareo ianareo 😘

25/01/2024

Après "Mamy kely" (très bon son nankarary ny foko mihitsy nefa hira romantique be 🤣) et "Efa sitrana" de hamoaka an'ito indray lery,je vous conseille d'écouter ces trois son là fa tena hoe 😭
Sady efa akaiky St Valentin 🤣coucou be hoantsika Celiba marary fo🤣🤣🤣

Iza ndray no hoentinay hihinana pizza ao amin'ny Sector Pizza ary eeeeeeeeh😏🍻Amin'ny dimanche 18h tsy diso ny video no m...
25/01/2024

Iza ndray no hoentinay hihinana pizza ao amin'ny Sector Pizza ary eeeeeeeeh😏🍻

Amin'ny dimanche 18h tsy diso ny video no mivoaka aanh 🍕

24/01/2024

Fa rehefa tsy mahalala mitondra elo sy akanjoba ihany a zany vao avy le orana ?

19/01/2024

Io fitiavana io ihany , freestyle Challenge an'i Ismael Music

Somary maimaika kely ah nanao anleizy fa de anjaranareo no mieritreritra hoe inona zany ny tena tiako ambara ao anatinle hira e🤣
De teneno hoe ahoana ny fahitanareo azy

Address

Antananarivo

Telephone

+261342052080

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Enjana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Videos

Share

Category


Other Video Creators in Antananarivo

Show All