Osier Ambohibao

Osier Ambohibao Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Osier Ambohibao, Magazine, Antananarivo.

Fauteuil en Osier 😍😍😍
30/01/2021

Fauteuil en Osier 😍😍😍

Miarahaba antsika rehetra tratra ny taona vaovao indray, ho fanomezana fahafahampo antsika rehetra dia mitohy ihany ny p...
04/01/2021

Miarahaba antsika rehetra tratra ny taona vaovao indray, ho fanomezana fahafahampo antsika rehetra dia mitohy ihany ny promotion antsika. Toy ny pannier azo atao cadeau. Misy zavatra maro be azo isafidianana .
Afaka mandefa mp avy hatrany na miantso ny laharana
- 0344362288
- 0330446472
- 0322215503
Vonjivonjeo ary fa vitsivitsy ihany o..

Miarahaba antsika rehetra. Maro isika no mbola tsy mahita NY toerana misy NY magasin "osier AMBOHIBAO".Indro misy sary "...
06/12/2020

Miarahaba antsika rehetra.
Maro isika no mbola tsy mahita NY toerana misy NY magasin "osier AMBOHIBAO".
Indro misy sary " point de repérage " ho antsika izay maniry NY hanantona anay. Tongava fa vonona hanome fahafampo anao izahay.
Misaotra betsaka o

Ho avy indray izao ny fety o. Izahay eto amin'ny Osier Ambohibao dia manolotra de décoration ho anao. Mety na atao any a...
23/11/2020

Ho avy indray izao ny fety o. Izahay eto amin'ny Osier Ambohibao dia manolotra de décoration ho anao.
Mety na atao any ampiangonana na ao antrano.

18/11/2020
Promotion lehibe indray no atolotray ho anao. Pannier osier matanjaka be , mateza ary tsy mora simba.Afaka hoentinao ami...
17/11/2020

Promotion lehibe indray no atolotray ho anao.
Pannier osier matanjaka be , mateza ary tsy mora simba.
Afaka hoentinao amin'ny fotoana rehetra.
Amin'ny vidiny 20.000ariary fotsiny.
Vonjivonjeo fa sao tara ary e.

11/11/2020
Pannier disponible
11/11/2020

Pannier disponible

Efa manomboka indray fandraisana ny commande ho antsika izay liana amin'ny zavatra vita Malagasy o! Afaka mifampiresaka ...
11/11/2020

Efa manomboka indray fandraisana ny commande ho antsika izay liana amin'ny zavatra vita Malagasy o!
Afaka mifampiresaka mivantana amin'ny hafatra miafina na miantso ihany koa ny laharana izay efa mahazatra antsika
0330446472
0322215503
0344362288
Ahita modèle vaovao maro ianao ary fihenambidy hatramin'ny 50% hatramin'ny faran'ny taona..

Après des jours d'absence suite  à l'accident ... , Actuellement nous sommes à votre service  , vous pouvez passer des c...
11/11/2020

Après des jours d'absence suite à l'accident ... , Actuellement nous sommes à votre service , vous pouvez passer des commandes en mp
*ou appeller directement le 0330446472 / 0322215503 / 0344362288

Sous assiette en osier
18/06/2020

Sous assiette en osier

🤰...Berceau en osier.... 🤱Mafy sy mateza tsara. Afaka manao commande amin'ny refy izay mety aminao.
16/06/2020

🤰...Berceau en osier.... 🤱
Mafy sy mateza tsara.
Afaka manao commande amin'ny refy izay mety aminao.

Table Basse en osier.
03/03/2020

Table Basse en osier.

Bac a linge kely ndray ary e.. Alefaso foana ny commande o!! 😉
03/03/2020

Bac a linge kely ndray ary e..
Alefaso foana ny commande o!! 😉

Pannier en osier
27/02/2020

Pannier en osier

Atao ao anaty fitoeran'akanjo..
28/12/2019

Atao ao anaty fitoeran'akanjo..

Boite à bijoux en osier 👉 Afaka manao commande amin'izay refy mety aminareo o... 😍
28/12/2019

Boite à bijoux en osier
👉 Afaka manao commande amin'izay refy mety aminareo o... 😍

04/10/2019

Osier Ambohibao

04/10/2019

Pannier rond.

04/10/2019

Bac à linge

04/10/2019

Pannier rectangle

04/10/2019

Tadidio fa ny asa Tanana Malagasy ihany koa dia tsy latsadanja amin'ny any ivelany an!!

Address

Antananarivo

Telephone

+261330446472

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Osier Ambohibao posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Osier Ambohibao:

Share

Category


Other Magazines in Antananarivo

Show All

You may also like