Hira Meva Madagasikara

Hira Meva Madagasikara Vonona hanao ny tsara indrindra ho anareo izahay,fa aza misalasala miara-miasa aminay fa tsy maintsy

Ho anao mpanakanto efa tafita na mbola vao misondrotra,aza misalasala miantso na mandefa hafatra miafina aty aminay raha...
23/06/2021

Ho anao mpanakanto efa tafita na mbola vao misondrotra,aza misalasala miantso na mandefa hafatra miafina aty aminay raha mila fiaraha-miasa amin'ny famoronan-kira isan-gadony(Afrobeat,afropop,R&B,Rap,Trap,Reggae,Zouk,Dancehall,Slow,...)na ihany koa amin'ny famoronana tononkalo.
Raha misy ihany koa olona efa manana feon-kira(instrumental) dia azony alefa aty aminay izany ary izahay no mamoron-kira amin'ilay izy araka izay lohahevitra na thème tiany:fitiavana(fiarahana mamy,fisarahana,alahelo,embona,fitsiriritana,...),finamanana,fitiavan-tanindrazana,fihavanana,fiainana andavan'andro sy ny sisa.
-Izahay ihany koa dia mamorona hira évangelique.

*Izahay dia afaka manoratra tononkira na "paroles" fotsiny araka ny lohahevitra izay tianareo,afaka manao commande ianar...
27/07/2020

*Izahay dia afaka manoratra tononkira na "paroles" fotsiny araka ny lohahevitra izay tianareo,afaka manao commande ianareo.
*Raha manana instrumental ihany koa ianareo,dia azonareo atao ny mandefa izany aty aminay,ary izahay no mamorona hira amin'izany. Koa aza misalasala mandefa hafatra miafina na miantso anay mivantana raha liana na mila fanazavana fanampiny.

Ireto avy ireo gadona ahafahanareo miara-miasa aminay:-Mozika tropikaly(Afrobeat,Afropop,...)-Mozika milamina(Slow)-Mozi...
27/07/2020

Ireto avy ireo gadona ahafahanareo miara-miasa aminay:
-Mozika tropikaly(Afrobeat,Afropop,...)
-Mozika milamina(Slow)
-Mozikan'ny tanora(Rap,R&B,Trap,Pop,...)
-Mozikan'ny Ntaolo
-Hira fiderana,na hira "evangelique"

Ireto avy ireo lohahevitra ataonay amin'ny ankapobeny,fa na izany aza afaka manao izay safidinareo izahay raha tsy misy ...
27/07/2020

Ireto avy ireo lohahevitra ataonay amin'ny ankapobeny,fa na izany aza afaka manao izay safidinareo izahay raha tsy misy amin'ireo,afaka misafidy izay tianareo mihintsy ianareo,fa ho ataonay tsara sy mahafa-po anareo daholo izany:
–Hiram-pitiavana(fitorim-pitiavana,fiarahana mamy,hasambaram-pitiavana,hasarotam-piaro,fitiavana tena izy na "amour veritable",filafilan'olontina,fisarahana,alahelo sy nenim-pisarahana,fitiavana misy elanelan-tany na "amour à distance",...)
–Hira firavoravoana amin'ny andro fety,fiarahana mifety sy manalazy amin'ny tapaka sy namana.
–Hira fitiava-namana,fitiavan-dRay aman-dreny,...
–Hira fitiavan-tanindrazana( hira hanentanana ny olona ho tia Tanindrazana,hanasoa ary hampandroso ihany koa)
–Hiram-pihavanana(hira hanentanana ny olona hiavana,hifankatia,...)
–Hiram-pahendrena(hira hampitana fahendrena)
–Hira manokana ho an'ny Ray na ny reny na ny zanaka,ho an'ny vahoaka sy ny fanjakana
–Hira fananarana ho an'ny tanora izay variana amin'ny rendrarendra,amin'ny zava-mahadomelina,...;ary famporisihana azy ireo hitsinjo ny hoaviny.
–Hira ho famporisihana ny olona hifanampy,hifanasoa,tsy hifanadino,...
–Hira fankaherezana ny olona miady mafy amin'ny fiainana
–Hira fananarana ho an'ny olona mpanitsakitsa-bady,mpanao ratsy,...
–Hira ho an'ny mpialona,mpanaratsy,mpanenjika ary ny mpifosafosa
–Hira fananarana ho an'ny lehilahy sy ny vehivavy any an-tokan-trano.
–Hira masina(hira fiderana,hira fifonana,hira fisaorana,...)

Ho anareo tia gadona afrobeat,efa manana audio afrobeat roa(2) tsara be izahay,raha mitady ianareo.Mandefasa hafatra mia...
27/07/2020

Ho anareo tia gadona afrobeat,efa manana audio afrobeat roa(2) tsara be izahay,raha mitady ianareo.Mandefasa hafatra miafina na miantsoa mivantana,tompoko, raha mila fanazavana fanampiny momba izany.

Miarahaba antsika rehetra!Izahay dia mpamoron-kira amin'ny gadona rehetra(mozika tropikaly,milamindamina,ny mozikan'ny t...
27/07/2020

Miarahaba antsika rehetra!
Izahay dia mpamoron-kira amin'ny gadona rehetra(mozika tropikaly,milamindamina,ny mozikan'ny tanora ary ny hira fiderana ihany koa),afaka miara-miasa amin'ireo izay efa mpanakanto na ireo izay maniry ny ho lasa mpanakanto,ka mila fiaraha-miasa eo amin'ny resaka famoronan-kira dia aza misalasala mandefa hafatra miafina na miantso anay fa vonona hatrany izahay ny hanao zavatra tsara sy mahafa-po anareo.
Raha mila fanazavana fanampiny dia tsidiho ny pejy fa ao misy fanazavana bebe kokoa mahakasika izany rehetra izany.
Mirary soa ho antsika rehetra,dia ho ela velona ny Mozika Malagasy!

—Hira Meva Madagasikara—

Address

Antananarivo

Telephone

+261342427776

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Hira Meva Madagasikara posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category