STKR Zo Andravoahangy Fivavahana

STKR Zo Andravoahangy Fivavahana Sampana Tanora Kristiana Rantsana Zokiny, eo anivon'ny FJKM Andravoahangy Fivavahana

Finaritra 😊Manasa Anao ny STKRZO AF sy ny Mivavaka Aho Satria, ny alakamisy 14 desambra 2023 ho àvy izao, iaraka hidera ...
12/12/2023

Finaritra 😊
Manasa Anao ny STKRZO AF sy ny Mivavaka Aho Satria, ny alakamisy 14 desambra 2023 ho àvy izao, iaraka hidera an'Andriamanitra amin'ny vavaka sy fifadian-kanina, nohon'ny taona 2023.
Toerana :FJKM Andravoahangy Fivavahana
Tongava Maro, Mifampilazà.

Tongava maro☺️
26/10/2023

Tongava maro☺️

Fiadanana 🙏Ny STKR Zo Andravoahangy Fivavahana dia faly Manasa ny mpianakavy finoana @''Seminera Lehibe':* KRISTIANA MAN...
06/07/2023

Fiadanana 🙏
Ny STKR Zo Andravoahangy Fivavahana dia faly Manasa ny mpianakavy finoana @''Seminera Lehibe':* KRISTIANA MANDRESY FAHORIANA ' ny Sabotsy 08 jolay 2023 @2:30 ao Andravoahangy Fivavahana.
Miaraka @ mpanompon'Andriamanitra:' Tina Fanatenana''

Fiadanana 😊Manasa Anao  🙏Vavaka & Fifadian-kaninaAlakamisy 11 mai 2023Manomboka @10 Ora- 01:30 atoandroToerana : FJKM An...
09/05/2023

Fiadanana 😊
Manasa Anao 🙏
Vavaka & Fifadian-kanina
Alakamisy 11 mai 2023
Manomboka @10 Ora- 01:30 atoandro
Toerana : FJKM Andravoahangy Fivavahana
Aho Satria
Tongava Maro. THT

Fiadanana 😊Manasa Anao, '' Vavaka fifadian-kanina'' ao  Aho Satria. Iarahana  VolanaTongava Maro THT
15/02/2023

Fiadanana 😊
Manasa Anao, '' Vavaka fifadian-kanina'' ao Aho Satria.
Iarahana Volana
Tongava Maro THT

Fiadanana 🤗
15/11/2022

Fiadanana 🤗

27/09/2022
30/06/2022

Ilazana isika fa tsy misy ny MIVAVAKA AHO SATRIA anio 30 jona fa miombona amin'ny fifandiankanina eny Ilafy isika, thT :)

08/06/2022

MIVAVAKA AHO SATRIA: Fampianarana SM, Fampiorenam-pinoana rahampitso 09 jona @ 12h-14h ao amin'ny FJKM Andravoahangy fivavahana

01/06/2022

🌼🌼 Finaritra ! Ilazana isika fa tsy mbola hisy ny MIVAVAKA AHO SATRIA rahampitso 02 jona fa hiverina kosa ny fotoanantsika ny Alakamisy 09 jona 2022. THT! 🌼🌼

11/04/2022

Finaritra
Araka ny maha herinandro Masina an'ity herinandro ity dia tsy misy ny “Mivavaka aho satria” isaky Alakamisy.
Miverina izany ny Alakamisy 21 Aprily 2022.
Mirary ny Fiadanan'ny Tompo ho amintsika rehetra.

❣️ MIVAVAKA AHO SATRIA... ❣️💌 Tsara ny mivavaka satria fantatro hoe Iza Ilay Andriamanitra hivavahako sy hinoako, fa tsy...
22/03/2022

❣️ MIVAVAKA AHO SATRIA... ❣️

💌 Tsara ny mivavaka satria fantatro hoe Iza Ilay Andriamanitra hivavahako sy hinoako, fa tsy noho ny fivavahana nolovana ara-pianakaviana sy ara-tantara.💌

Ndao aza hianatra ny amin'Andriamanitra eee 🤗🤗, Asa 8:31a " Fa hoy izy: Hataoko ahoana no fahay, raha tsy misy mampianatra ahy?

Raha mila fanazavana fanampiny dia afaka manontany eo @ commentaire na any amin'ny mp an'ny page o 😊

16/03/2022

❇❇🌼🌼🌴🌴 Ny STKRZO AF dia misaotra an'Andriamanitra , misaotra anareo rehetra nanohana anay tamin'ny fêtim-bokatra nitanterahina ny Alahady 13 martsa teo. Ilay Atra manakarem-pahasoavana hamaly Fitia anareo.Mankasitraka indrindra tompoko.🌼🌼🌴🍁🍁🍀

27/01/2022

Mivantana

19/01/2022

Ny Mpitandrina sy ny Fiangonana ary ny STK Rantsana Zokiny eto @ FJKM Andravoahangy Fivavahana dia miantso anao hanatrika ny fampianaram-pinoana , isaky ny Alakamisy atoandro @ 12:00 ora hatr@ 13:45.
Toerana: Fjkm Andravoahangy Fivavahana.
Mpitarika: Neny Volana Ravaoarimalala
Daty fanombohana: Alakamisy 20 Janoary 2022.
"Fa antomotra ny faran'ny zavatra rehetra; koa hendre ka mahonona tena ho amin'ny fivavahana. "— I Petera 4 : 7

Fiadananana.Anio hariva @ 06:00 ny fotoanantsika, ao FJKM Andravoahangy Fivavahana miaraka @ STK_Rantsana_ZokinyFankalaz...
17/12/2021

Fiadananana.
Anio hariva @ 06:00 ny fotoanantsika, ao FJKM Andravoahangy Fivavahana miaraka @ STK_Rantsana_Zokiny
Fankalazana an'Andriamanitra noho ny fahatongavan'ny Zanany ho nofo, ho famonjena antsika ho afaka @ fahotàna sy handova ny Fiainana Mandrakizay.
SEHO KANTO - DIHY MIRINDRA - HIRA.
Tongava ary fa miandry anao ny Tompo.

Aza adino ary, amin’ny Asabotsy 04 Désambra ho avy izao ny fotoantsika 🤩🙏Antsan-kira hiarahana amin’ny Hosana Ambohijato...
02/12/2021

Aza adino ary, amin’ny Asabotsy 04 Désambra ho avy izao ny fotoantsika 🤩🙏

Antsan-kira hiarahana amin’ny Hosana Ambohijatovo Fitiavana sy ny Sampana Tanora Kristiana Rantsana Zokiny (STKR Zo) Andravoahangy Fivavahana.

Andao hiara hidera e Antsan- kira hiarahana amin’ny antokom mpihira HOSANA Ambohijatovo Fitiavana sy Ny Sampana Tanora K...
29/11/2021

Andao hiara hidera e

Antsan- kira hiarahana amin’ny antokom mpihira HOSANA Ambohijatovo Fitiavana sy Ny Sampana Tanora Kristiana Rantsana Zokiny ( STKR Zo) eto Andravoahangy Fivavahana.

Amin’ny Asabotsy 04 Décembre ho avy izao ao amin’ny FJKM Andravoahangy Fivavahana.

Tongava maro ary ho voninahitr’Andriamanitra e 🙏🥰

Ny STK Rantsana Zokiny ao FJKM Andravoahangy Fivavahana dia manasa annao hanatrika ny konseritra hiarahany Hosana Ambohi...
24/11/2021

Ny STK Rantsana Zokiny ao FJKM Andravoahangy Fivavahana dia manasa annao hanatrika ny konseritra hiarahany Hosana Ambohijatovo Fitiavana CompTplein ny Sabotsy 04 Déc @ 02:30 ao Fjkm Andravoahangy Fivavahana ihany.

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261327979423

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when STKR Zo Andravoahangy Fivavahana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category