14/07/2021
MULTI SERVICE Et Média ( Ambaniala Itaosy) @ Trano kambana akaiky Anoni
=> ZAVATRA ATAO :
- Photocopie * couleur. = 200 Ar
* Noir Blanc = 50 Ar
- Maka * SARY Tapaka = 800 Ar
* SARY Lava = 800 Ar
- Manalehibe SARY A4 = 2000 Ar
A3 = 4000 Ar
- Manasa Sary = 300 Ar
- SHOOTING 40 photos = 5000 Ar
- Impression => couleur = 200 Ar
=>Noir Blanc = 50Ar
- impression A3
- Saisie ( 400 Ar)
- Reliure
- Scan = 100 Ar
- Plastification = 300 Ar - 1000 Ar
2 -Manamboatra "INVITATION" rehetra ohatra :(*Fanambadiana : vodiondry/Soratra/Mariazy * Famadihana,* Anniversaire ,* Famoran-jaza * Batpême...sns...)
= 300 Ar - 500 Ar - 600 Ar
3- Maka SARY sy VIDEO raha misy "évènement familiale "toy ny ( vodiondry-Mariage -Soratra- Famadihana- Anniversaire - Batpême - famorana zaza-Fitokanana trano....sns)
4- Manao Clip
5- Manao montage vidéo sy diaporama photos
6- Manamboatra JANKET CD @ vidiny mirary
7- Afaka mandoko trano sady Manao déco Trano toy ny fanaovana sary hosodoko sy mandoko ary manao soratra @ ( trano , rindrana, sekoly , plaque, na banderôle, na tableau ,mametaka numero @ maillot...sns)
Nb: Misy koa ny groupe "AL PRO Miray Talenta " izay misokatra hoan'ny rehetra izay te hilalao sary mihetsika Malagasy tsy mifidy taona izahay fa mandray ny olona rehetra tsy an-kanavaka na ankizy na tanora na olon-dehibe na antitra.
Raha misy mahaliana anao tompoko : afaka miantso: 032 55 004 58 na 033 73 750 40 na 034 72 651 07
Mp : Mananjara Alain Tsimilanja Tsay
Gmail: [email protected]
Adresse : Ambaniala itaosy Antananarivo ambany antsinana antsimo akaikin'ny École prince de la Paix na aty amoron'ny Anoni @ Trano kambana miloko grena .
Mankasitraka indrindra tompoko amin'ny fiaramiasa rehetra.