Elyai Production

Elyai Production EL PROD :
- ARANGEMENT INSTRUMENTALE
- PRISE DE SON + MIXAGE + MASTERING
_Plus d'info : 034 44 07

07/11/2022

Cover "Anjaratsika roa" Jean Freddy 😍❤
(by me )🥰❤
Naryreel Deen
Skling Tonene
Elyai Production

12/08/2022

Arrangement maivana

12/08/2022

Salama daholo ,
Ireto avy ny tolotra misy ato amin'ny Elyai PROD :
- Arrangement instrumental : 20.000ar ny instrumental 1.
- Prix vocal + mixage et mastering : 5.000ar/H
Natao amin'ilay mirary daholo.
Afaka mi-déplace :: 0344407831

14/07/2022

REMAKE - Instrument
"ANJARANTSIKA ROA - JEAN FREDDY"
Abonnez vous et partagez

"IANAO RY RAY"EzekielaLoading 20%
28/04/2022

"IANAO RY RAY"
Ezekiela
Loading 20%

20/05/2021
26/03/2021
01/02/2021
30/01/2021
05/01/2021

Hafaliana ho anay ny manolotra ho anao ity hira vaovao ity ; ho fiarahabana antsika rehetra nahatratra ny taona 2021 !!!
Tittre : "Saropiaro"
Artiste : Elyai
Disponible sur Youtube : https://youtu.be/RwXG5daGkuo

29/12/2020

Ho fanaovam-beloma ny taona 2020 sy ho fiarahabana ny taona 2021 ; dia mahafaly ahy no manolotra ho antsika rehetra an'ity hira ity ;-)
Samy ho tratry ny farany sy ny taona vaovao indray e !!!
Disponible sur YouTube :
https://www.youtube.com/watch?v=IzIewKVz9eI

21/12/2020

Rehefa krismasy , Jesoa lay manadio
Ireo kirizy mafy ravaina an'io dia an'io
N' Krismasy dia fiainam-baovao
Ireo crisy tsy ho hitanao
Mirary krismasy sambatra ho antsy rehetra ;-)

14/12/2020

Ity ilay version FB hoan'ilay nitady. ;-)
Mihainoa finaritra ary.
J'aimeo ny pagentsika ;-)

11/11/2020

Pour rappelle.
Mangataka partage max ho fanohanana ny équipe rahampitso.

17/09/2020

Vazo vaovao be atolotra ho anao ;-)
#"S_A_F_I_D_I_K_O"
Mihainoa finaritra, aza adino ny mi-like sy ny mi-partage. ;-)
YOUTUBE :
https://youtu.be/GjQHeRlRm6c

11/08/2020

RNB_TRAP by EL PROD.

06/08/2020

Afro-bapampa
Aza mitélécharge instru raha tena hivazo ; fa aty ny instru mora. ;)

03/08/2020

Vente instrumentale beat.
Veuillez nous contacter au 034 44 078 31
: Instrumentale beat trap.
👇

24/07/2020

Salama daholo !
Alerte nouveau song
Tittre : "K O D I A R A N - T S A R E T Y"
Courage daholo fa ny life mivadibadika e.
Ny ambony mety ho lasa ambany ary ny ambany mety ho tafa ihany.
Fa mila manao ny tsara hatrany.
Ao anatin'ny hira ny hafatra fanampiny. ;-)
Disponible sur youtube.
https://youtu.be/Nux5VRzzDHI

14/07/2020

Andao ho resena ny C O R O N A.

15/06/2020

Ity indray ny ketrika manaraka. Ho avy tsy ho ela ny song miaraka aminy. Partageo ary j'aimeo ny page

10/07/2019

Rahampitso ny fotoana...
Alefa Barea

02/04/2019

Partge kely
1 an déjà :-)
tamin'ny herintaona.

30/03/2019

BEAT _Tsota_Mahazo tsirony
Remake by
'LMER Music

29/03/2019

_E'LMER Beat_

18/03/2019

interprété par VAL x JYH x E'lmer
_Remake by_
_E'LMER MUSIC_

18/03/2019

Fiainana ao anatin'ny ...
_E'lmer Music_

Address

Antananarivo
102

Telephone

+261344407831

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Elyai Production posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Elyai Production:

Videos

Share

Nearby media companies


Other Music production in Antananarivo

Show All