𝑳𝒆𝒔 𝒕𝒓𝒊𝒐𝒔

𝑳𝒆𝒔 𝒕𝒓𝒊𝒐𝒔 🤎Osez, et apprend à être vous-même 💋

Heyyy💛Tena efa ela zahay tsy ita....somary sahirana @ resaka fianarana dia tsy hita hita 😄Ho avy ny arrivage sy jeu fa t...
28/11/2024

Heyyy💛
Tena efa ela zahay tsy ita....somary sahirana @ resaka fianarana dia tsy hita hita 😄
Ho avy ny arrivage sy jeu fa tarito hatrany ny namana hanaraka eee🤗✨
Bisou be daholo 😚

Joyeuses Pâques daholo🎉❤️Robe off shoulder no nanaovana fa tena mihaja be ahh💃Afaka anaovana @ tenis rapitso ko fa Tonga...
31/03/2024

Joyeuses Pâques daholo🎉❤️

Robe off shoulder no nanaovana fa tena mihaja be ahh💃
Afaka anaovana @ tenis rapitso ko fa Tonga de waooouuuhhh🤭😄❤️

16 000 Ar fotsiny 😄❤️

Arahabaina nahatratra izao andron'ny vehivavy izao isika vehivavy rehetra🥳❤️
08/03/2024

Arahabaina nahatratra izao andron'ny vehivavy izao isika vehivavy rehetra🥳❤️

Mirary erinandro feno fahombiazana sy fahasambarana eee❤️👕Ensemble kimono short : 25 000 Ar
19/02/2024

Mirary erinandro feno fahombiazana sy fahasambarana eee❤️

👕Ensemble kimono short : 25 000 Ar

13/02/2024

Coucou☺️
Ity ny valin'ny lalao antsika ô 😊
Félicitations i Nasaina Andrianirinarivelo sy Soa Fïiyh Noum's 🎉
Midira mp nareo 2❤️

Hey hey🤩Rahampitso ity no mivaly ah 🤗 Androany @ 21h ny farany filalaovana😍Rahampitso  alefanay eto ny gagnantes 2 b Zao...
12/02/2024

Hey hey🤩
Rahampitso ity no mivaly ah 🤗
Androany @ 21h ny farany filalaovana😍
Rahampitso alefanay eto ny gagnantes 2 b Zao😘
Bonne soirée ❤️

Hey hey hey...😊❤️
🎁 Giveaway Time Ary ô🎁🎉❤️
Tsotra kely ny fepetra handraisana anjara ❤️

👉🏻Aimez la page
👉🏻 Mentionnez 5 amis en commentaire et invitez-les à participer
👉🏻Partagez cette publication en mode public

Mifarana ny 13 février ny lalao ah ☺️

Olona roa be izao no hahazo loka:
1er lot: haut coloré+ scrunchie fleurie kely♥️🌺
2ème lot: haut queens gris + scrunchie fleurie ♥️🌺

Mazotoa daholo Ary😘😘😘😘

❤️
09/02/2024

❤️

Bonne semaine à vous 🤣
05/02/2024

Bonne semaine à vous 🤣

Arabaina nahatratra an'ity février izay niandrasana fatratra Ty e😂🥰Volan'ny fifankatiavana ity ka omeo Fitiavana sy cade...
01/02/2024

Arabaina nahatratra an'ity février izay niandrasana fatratra Ty e😂🥰
Volan'ny fifankatiavana ity ka omeo Fitiavana sy cadeau mamy b ny olon-tinao 🤩❤️
Ary ao anatin'izany Dia mbola misy giveaway ao ambany ao ahh🤩
Mazoto daholo ô😍

👗 Robe off shoulder : 16 000 Ar

Bonsoir daholo 🥰Ity Ary ilay arrivage vaovao be 🤗Ensemble, Robe, haut, jogging 🤤 Efa ao ambanin'ny sary ny référence, pr...
25/01/2024

Bonsoir daholo 🥰
Ity Ary ilay arrivage vaovao be 🤗
Ensemble, Robe, haut, jogging 🤤
Efa ao ambanin'ny sary ny référence, prix Ary taille disponible ah 🥰🤗
Aza misalasala mandefa hafatra miafina Ary ô❤️
Aza adino koa fa misy jeu ao ambany ao afaka andraisana anjara tsara ah☺️
Bisou be daholo 😘

Hey hey hey...😊❤️🎁 Giveaway Time Ary ô🎁🎉❤️Tsotra kely ny fepetra handraisana anjara ❤️👉🏻Aimez la page 👉🏻 Mentionnez 5 am...
24/01/2024

Hey hey hey...😊❤️
🎁 Giveaway Time Ary ô🎁🎉❤️
Tsotra kely ny fepetra handraisana anjara ❤️

👉🏻Aimez la page
👉🏻 Mentionnez 5 amis en commentaire et invitez-les à participer
👉🏻Partagez cette publication en mode public

Mifarana ny 13 février ny lalao ah ☺️

Olona roa be izao no hahazo loka:
1er lot: haut coloré+ scrunchie fleurie kely♥️🌺
2ème lot: haut queens gris + scrunchie fleurie ♥️🌺

Mazotoa daholo Ary😘😘😘😘

18/01/2024

Salama arivariva😁
Vaovao tsara be, hisy arrivage be Dia be @ erinandro fa inviter -o ny namana i- j'aime ny page 🤭

Sady hisy cadeau koa ho an'ny mpanaraka ny page ❤️

😘😘😘

Mirary alahady mahafinaritra ho anareo💕Palazzo à fente réglable : 15 000 Ar
14/01/2024

Mirary alahady mahafinaritra ho anareo💕

Palazzo à fente réglable : 15 000 Ar

🥂❤️
31/12/2023

🥂❤️

365j/365j androany 🥰Nanao ahoana ny taona 2023 ho anareo ? 🤔Ny anay angamba no ho tantarainay eto😄Nisalasala be izahay h...
31/12/2023

365j/365j androany 🥰
Nanao ahoana ny taona 2023 ho anareo ? 🤔
Ny anay angamba no ho tantarainay eto😄
Nisalasala be izahay hoe ho sokafana ve ity page sa tsy?
Be dia be mihintsy ny fanontanina nipetraka halohan'ny nanokafanay azy :"Sao tsy hisy clients" , "sao tsy ahaliana olona",sns... 🥲
Fa nefa matoa natomboka dia vonona🥹 vonona ny anome ny tsara ho an'ny mpanjifa foana🫶🏻
Merci beaucoup ho an'ilay première cliente - Nay avy any ambositra 😘
Faly be mihintsy izahay vao nahavarotra voalohany 😄 tena hoe hafaliana re Zao😄
Dia mbola ento izahay izao🤍 anome ny tsara ho anareo foana💕
Bisou be daholo😘 dia mirary fety sambatra ho antsika rehetra💫🫰🏻🥰

Bonsoir bonsoir ☺️Nanao ahoana ny taona 2023 ho anareo? 🤭Izahay aloha tena faly satria na betsaka aza ny tsy tontosa sy ...
29/12/2023

Bonsoir bonsoir ☺️
Nanao ahoana ny taona 2023 ho anareo? 🤭
Izahay aloha tena faly satria na betsaka aza ny tsy tontosa sy ny sakatsakana amin'ny fanatanterahina projet dia mbola eto foana mijoro e❤️
Sady nahitana Zavatra maro iny Taona iny 🥰
Andeha ho hatomboka amin'ny fifaliana be indray ny taona 2024😋😘

Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 09:00 - 20:00
Tuesday 09:00 - 20:00
Wednesday 09:00 - 20:00
Thursday 09:00 - 20:00
Friday 09:00 - 20:00
Saturday 09:00 - 20:00

Telephone

+261344003024

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when 𝑳𝒆𝒔 𝒕𝒓𝒊𝒐𝒔 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Videos

Share