KOOLMIX

KOOLMIX Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from KOOLMIX, Antananarivo.

...👀😅
20/02/2025

...👀😅

17/02/2025

🎧MASHUP LIVE REMIX 😊 Ambondrona ❌ Basta Lion
KOOLMIX

13/02/2025

...Session kely tsotsotra ary e , Vazo manala azy daholo reto 😊

🙂Ataonareo COMBIEN ny préstation DJ anareo raha ireo no entana hoentina ?  : ✨Pack actif 2 x7000W Rms  + Table Dynacord ...
12/02/2025

🙂Ataonareo COMBIEN ny préstation DJ anareo raha ireo no entana hoentina ? :
✨Pack actif 2 x7000W Rms + Table Dynacord + Console XDjAZ . ❌ SANS LUMIERES ❌ SANS EFFETS SPECIAUX.

AIZA OAIZA AMRETO ny CATEGORIE misy anareo ?  ♦️DJ no resaka an 😊✨01 - ♦️TURNTABLIST   ( ilay piondana scratch  sy mix M...
11/02/2025

AIZA OAIZA AMRETO ny CATEGORIE misy anareo ? ♦️DJ no resaka an 😊✨

01 - ♦️TURNTABLIST ( ilay piondana scratch sy mix Music authentic , puriste be manana collection Disques 33/45 tours marobe izy , tsy tia mampiasa izy raha tsy platine vinyle , tia culture hip hop , music accoustic , soul Jazz .. sns , mpanaraka tsy tapaka championnat DMC, IDA ... izy )

02 - ♦️DJ EDM ( ilay piondana music electronic en tout genre ... sady mpanaraka festival electro ireny , tsy mampiasa raha tsy CDJ na équivalent .. fantany daholo ireo karazana DJ PRODUCTEUR INTERNATIONAL tena henjana , mahafinaritra azy ny mampiasa types de music electronic ... house ,techno, dubstep...sns)

03 - ♦️BEDROOM DJ ( manana matosy sy vazo malaza rehetra sy ze ilaina izy kanefa dia ilay manala azy m Mix irery ao atrano ihany no mahafinaritra azy , tsy mitady laza sy contrat loatra izy fa ilay manala azy en mode underground no tiany )

04 - ♦️DJ PRODUCTEUR ( Ilay efa izy mintsy no mamorona ny hirany sy mamoaka karazana Remix version amin' ny anarany , ary io no tena mampalaza hafantaran'olona azy ) , rehefa mampandihy izy dia misongadina kokoa anaty Set ataony ireo vokatra novokariny (Remix perso, Tubes prod en feat. avec Artist populaires ...sns )

05 - ♦️ DJ GENERALISTE ( ilay mety aminazy jiaby izay asa mandeha eo ... na contrat Mariage , na boite de nuit , na spécial Evangelique ,na Scratch party jusqu'a l'aube 😄 , ary tsy mifidy style izy fa ananany ao anaty playlist daholo izay tediavinao )

06 -♦️DJ PRO BATTLE ( ilay DJ mpiondana technique de mixage hard level , combinaison scratch , mashup et prod remix ... sns , izy lay mpanaraka REDBULL3STYLE ... sy izay karazana competition mi- existe rehetra dia hainy tsianjery avokoa ✨, mitovy am Géneraliste ihany izy fa somary madiditra filalao fotsiny 😅

07 -♦️ L' OPERATEUR 😄 (ilay DJ mipetraka am seza otran'ny mpanao saisie reny izy , tsy mila mampiasa platine izy fa souris dia ampy azy .... table 12 pistes sy testeur no tazanlah eo akaikiny eo matetika , izy ilay DJ mahavita manolo tweeter simba eny ampanidinana nefa sady mandeha ihany ny bal sy karaoké 😅, Rehefa miteny am micro izy tsy tazan'lah oe aiza fa ao nefa izy , ary mavita mapirevy pro max ny fetinlah izy jusqu'a l'aube na de tsy be fihetsikatsehana ary ) 😄

08 - ♦️DJ COLLECTIONNEUR ( izy ilay juste mpanangona materiels atao collection ao antranony fa zara raha ampiasaina anefa ireo , ary manana karazana Album collector original sur K7 CD ,DISQUES 33/45 tours ,sns.... ko izy ... tsy hoentiny mivoaka ireo , tsy hampadihizany fa mipetraka tsara ao am salon , ary madio be tsy misy kianina ny azy ny materiels ataony collection )

09 -♦️DJETTE SEXY : ( izy ilay sady manja no forme nefa sady mbola mana-talenta am fikosehana 😊 ze hira alefany eo tian'olona oazy foana par miracle 😅 azony daholo ny fon'ny public rehefa mampandihy , satria mahafatifaty ny mpiondana loatra ny mijery azy 😜 raha sady vao maika be technique otran' ry LADY STYLE mou izy dia tampona ny dömy 😅
..♦M️bola misy hafa koa fa aleo IANAREO NO MANORATRA AZY AO ANATY COMMS ✨😄

08/02/2025

Yeah 🎧 EXTRAIT ROUTINE KOOLMIX
DST Deejay School Tana

06/02/2025

.. INSCRIPTION CLOSE 🚫
pour ce mois de FEVRIER 🙏
... Prochaine Réservations dispo : MARS et AVRIL ✅ 033 74 847 38
♦️DST DJ MASTERCLASS 2025

...ready
05/02/2025

...ready

.. Masterclass 2025
KOOLMIX

zoma fin du mois tsika mihaona e 🙂
30/01/2025

zoma fin du mois tsika mihaona e 🙂

🔥 FRIDAY CLUBBING EXCLUSIVE 🔥

📅 VENDREDI 31 JANVIER
🕖 À partir de 19h
📍 THE MACASS – Ambatomena, en face de l'Ambassade de France

💿 DJ BIO-JAY & DJ KOOL MIX aux platines pour une soirée 100% ambiance et vibes électrisantes !
💃 Animation Sexy Show pour enflammer la piste 🕺

🔞 Entrée libre, viens vivre une nuit mémorable avec nous !
📞 Infos & Réservations : 261 34 75 303 66

🔥 THE MACASS un endroit ou l'on crée nos meilleurs souvenirs

21/01/2025

🔥 Retro DANCE et TECHNO 90 s 🥰 Nifandrombahana mintsy ny devant an fitaratra tany am Boite tamzany andro zany 😄
KOOLMIX

14/01/2025

Mix kely maivana , en mode manala azy 😊
Toto mwanjani VS Fanjava

Story Nostalgie kely ...1996.. ALAROBIA HARIVA TSY  MIANATRA NY MPIANATRA ... Depart  aty Soanierana  mijery matos (BST ...
07/01/2025

Story Nostalgie kely ...1996.. ALAROBIA HARIVA TSY MIANATRA NY MPIANATRA ... Depart aty Soanierana mijery matos (BST ,ETP .. Sono sns ) tao am Philips(Sidef) mitsiriritra en live futsn eo fa tsy oe hanao inona an ... de avy eo makeny am DIGITAL Ankorondrano mitazana lecteurs dj pro (American Dj , Power , sns ... ....Denon DN2500 no lafo ndrindra tao tamzany 24M fmg tadidiko tsianjery .... ) de lalana mody miverina mandalo mtazana Kitro amna million tao am 613 (Pavillon) . ... De nefa just hividy cassette ray (1000ar) tao am Zoky be SYLVIO teo analakely no tena programa satria izay no mba budget ananana fa mbola mpianatra secondaire tamzany andro... la belle epoque c"etait si cool

26/12/2024
24/12/2024

Merry Christmas Jiaby e ☺️ ✨🎧🔔

16/12/2024

...Tsy dispo pour le moment ouzZ ny RudeBoyY !😊📞
KOOLMIX Koolmix Dst

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when KOOLMIX posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share