Ny fandaharana kolontsaina dia natao ho:
Fiaraha-mitan-tsoroka amin'ireo vinam-pampandrosoana ny fiaraha-monina
Fanomezan-kasina sy fanandratana ireo toerana nahabe sy manan-tantara ary ireo vakoka sy ny mponina ao aminy
fanasongadinana ireo soatoavina misy eo amin'ny faritra na toerana iray : '' Tantara - Fihaviana - Finoana - Fomba amam-panao sy ny Fihariana ary ny maha izy azy...''
Fiar
aha-mientana sy ho fanomezan-danja ny hasin'ireo: '' Fokontany - Kaominina - Faritra - Fikambanana ...''
SATRIA: Ny Firenena tsy manana ny Kolontsainy sy tsy mahalala ny tantarany dia firenena tsy ho afa-mamindra ara-toe-karena. Ny Kolon-tsaina arak'izany dia TETEZANA iray hiampitana amin'ny fampandrosoana ny ara-tsosialy, ary VAVAHADY iray ivoahana ho amin'ny fampiroboroboana ny fampivoarana ara-toe-karen'ny firenena
FEHINY; Natao ho fampitan-kevitra sy fifanabeazana ary fifampitaizana eo anivon'ny fiaraha-monina; mba ho olon-kendry
Alerts
Be the first to know and let us send you an email when Ny Tanindrazako, tanindrazanay posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.