FAST Channel TV

FAST Channel TV Chaîne de TV web, télévision numérique
(1)

08/09/2022
28/07/2022

Youth Village School Androhibe!!!
Venez pour vous informer pour la nouvelle année scolaire 2022 - 2023.
Systeme éducatif français.
Les élèves passent le brevet français.


28/07/2022
Iza ilay sarotiny be amin'ny gitarany iny?☺☺ samy manana ny fomba hametrahany ny azy ao antrano ao. Misy ihany koa nefa ...
22/06/2022

Iza ilay sarotiny be amin'ny gitarany iny?☺☺ samy manana ny fomba hametrahany ny azy ao antrano ao. Misy ihany koa nefa ireo izay tsy maka lagy mihitsy☺😆!!!

Tokony hahay ny dikan'ny "Arpèges" daolo ve ny mpitendry gitara rehetra sa mety misy tsy mahay?Ceux qui jouent à la guit...
21/06/2022

Tokony hahay ny dikan'ny "Arpèges" daolo ve ny mpitendry gitara rehetra sa mety misy tsy mahay?

Ceux qui jouent à la guitare sont-ils tous censés connaître le mot "Arpèges"?


Comming Soon

Préparez-vous!!! FMC c'est pour binetôt!!!Restez connecter sur Fast Channel TV
14/06/2022

Préparez-vous!!! FMC c'est pour binetôt!!!
Restez connecter sur Fast Channel TV

09/06/2022
06/06/2022
04/06/2022

Re-invent yourself

04/06/2022
Fêtes de l'indépendance avec FAST Channel . Des lots seront distribués. Comment jouer avec nous?1 - Téléchargez gratuite...
01/06/2022

Fêtes de l'indépendance avec FAST Channel . Des lots seront distribués. Comment jouer avec nous?

1 - Téléchargez gratuitement l'application FAST CHANNEL sur GOOGLE PLAY.

2 - Capturez votre fond d'écran en commentaire à cette publication

Tirage au sort le 25 juin 2022.

Continuez à rester avec nous
Bonne journée

FAST CHANNEL

Bonne fête aux femmes exceptionnelles de l'équipe FAST Channel  et bonne fête à toutes les mamans du monde! Profite bien...
29/05/2022

Bonne fête aux femmes exceptionnelles de l'équipe FAST Channel et bonne fête à toutes les mamans du monde! Profite bien de cette journée❤❤

😘😘
27/05/2022

😘😘

RETRAITE INTERNATIONALE | Anicet Abel

Nanambara i Anicet Abel Andrianantenaina fa rehefa nandinika izy nampian'ireo fianakaviany sy ny namany dia nanapa-kevitra fa itsahatra tsy ilalao amin'ny ekipam-pirenena intsony.

Izany moa dia noho ny ratra mahazo azy matetika sy noho ny taonany efa mandroso ihany koa ary noho ny zavatra maro hafa araka ny nolazainy.

Misaotra indrindra azy noho ny zava-bitany teo amin'ny ekipam-pirenena hatrizay.
Tsy ho adino mandrakizay ny soa nataony toy ny nampidirany ny baolina voalohany ho an'ny Malagasy teo amin'ny tantaran'ny CAN.

Milaza moa izy fa tsy hijanona hanoana ny Barea ary ho Barea mandrakizay.

Misaotra indrindra Anicet Abel.



27/05/2022
27/05/2022
26/05/2022
25/05/2022

Ressourcez-vous avec WATER YOURSELF. Votre instant de développement personnel sur FAST Channel tous les vendredis à partir du 27 mai 2022.

23/05/2022

FILAZANA

Ho fandrindrana ny fivezivezen’ireo mpila ravin’ahitra any ivelany (mpiasa manana andraikitra ambony, mpiasa tsotra, mpiasa an-trano, tanora tovovavy mpanampy), sy ireo mpiasa mpifindra monina mikasa handao ny tanin’ny Malagasy,

Ny Minisiteran’ny Raharaham-bahiny dia mampahafantatra ny besinimaro ny tsy maintsy hanarahana ireto dingana manaraka ireto :

- Maka ny fahazoan-dalana (visa) nosoniavin’ny tompon’andraikitra avy amin’ny Masoivohon’i Madagasikara any amin’ny tany haleha mialoha ny hanatanterahana ny fifanarahana arak’asa ;
- Mandalo any amin'ny Minisiteran'ny Filaminam-bahoaka hanaovana fanadihadiana momba ny fitondran-tena sy fandinihana ny zava-misy ;
- Mampandalo ny fifanarahana momba ny asa any amin’ny Minisiteran’ny Asa, ny Asam-panjakana ary ny Lalàna sôsialy ahazoana ny fankatoavana izany ;
- Mampandalo ny fifanarahana momba ny asa sy ny tapakilan’ny fiaramanidina any amin’ny Fitaleavana miahy ny Malagasy am-pielezana ao amin’ny Minisiteran’ny Raharaham-bahiny ;
- Manatanteraka mialoha ny fisoratana anarana kaonsilary any amin’ny Fitaleavana miahy ny Malagasy am-pielezana ao amin’ny Minisiteran’ny Raharaham-bahiny ;

Ampahatsiahivina etoana fa tsy maintsy vita 15 andro mialohan’ny hiaingana ireo dingana rehetra voalaza ireo. Noraisina izany fepetra izany mba hiarovana azy ireo amin’ny fanondranana olona an-tsokosoko miantraika amin’ny filaminan’ny Firenena.

Address

12 Rue ANDRIANAMPOINIMERINA. ANALAKELY
Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when FAST Channel TV posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to FAST Channel TV:

Videos

Share

Category