Dj-Nike de Madagascar Officiel

Dj-Nike de Madagascar Officiel DEEJAY de CEASAR (Mr.Anicet)
- Vice-président MadaDj Ofisialy
- Dj Officiel de MadaMix Event

02/04/2024

Il est talentueux ce gars

Respect Ceasar Lee 🔥🔥

19/03/2024

🏀 Smatchin - Team MAVAY 🔥

Event By Mada DJ Ofisialy 🎛️Alahady 7 Avril 2024. Manomboka amin'ny 10 Ora maraina ny Fihaonambe antsika   etsy amin'ny ...
02/03/2024

Event By Mada DJ Ofisialy 🎛️

Alahady 7 Avril 2024. Manomboka amin'ny 10 Ora maraina ny Fihaonambe antsika etsy amin'ny L M A Ampefiloha.
Manentana ny rehetra amin'ny fiarahana mikarakara. 20mille Ariary ny fandraisana anjara iraisantsika, ho atao sakafo, zava-pisotro, sosialy…
Hisy ny "Fiche de présence" ho an'izay hanatrika rehetra tsy an-kanavaka. Misaotra sahady amin'ny ho fahatongavantsika maro.

30/01/2024

💕 MANAKARA in LOVE 💞

- Mercredi 14 Février à partir de 21H
- CHEZ Yanck (Amnaz nirina Ambokala)

Paf: 8K cavalier / 15K Couple 💕
📞: Réservation Table : 038 39 600 20
#############################################x

💕 MANAKARA in LOVE 💞- Mercredi 14 Février à partir de 21H- CHEZ Yanck (Amnaz nirina Ambokala)Aux programmes:❣️Élections ...
28/01/2024

💕 MANAKARA in LOVE 💞

- Mercredi 14 Février à partir de 21H
- CHEZ Yanck (Amnaz nirina Ambokala)
Aux programmes:
❣️Élections le plus Beau couple, Romantique de la soirée
❣️Concours Long kiss 💋 ( Bisous le plus long)
❣️Shooting gratuite durant la Soirée (by Eric Art’son )
❣️Discothèque géante
🎚️📀 Au Platine: Dj-Nike de Madagascar 🎛️

Paf: 8K cavalier / 15K Couple 💕
📞: Réservation Table : 038 39 600 20
#############################################x

🚔 VOASAMBOTRA RY OUEST SUCREFISOLOKIANA SY FISANDOHANA ANDRAIKITRA AMIN'NY ALALAN'NY FINDAY : MPISOLOKY  ENIN-DAHY VOASA...
20/01/2024

🚔 VOASAMBOTRA RY OUEST SUCRE

FISOLOKIANA SY FISANDOHANA ANDRAIKITRA AMIN'NY ALALAN'NY FINDAY : MPISOLOKY ENIN-DAHY VOASAMBOTRY NY POLISY TETSY ANKASINA

✅️ Saron'ny Polisin'ny BC2 tetsy Ankasina ny lehilahy miisa 06 ny 16 janoary 2024 lasa teo noho ny resaka fisolokiana sy fisandohana andraikitra amin‘ny alalan‘ny fampiasana finday.

✅️ Misandoka ho mpitandro filaminana, mpiasan'ny fonja na koa mpanao gazety izy ireo ary milaza fa manana "dossier" maloto momba an'ilay olona mba entina hitakiana vola aminy .
Izy ireto ihany koa no mpandefa an'ireny SMS mampanantena fanomezana toy ny fiara sy trano ireny ary efa maro ny lasibatr'izy ireo.

✅️ Vondron'olona maromaro izy ireo izay samy manana ny anjara asany avy ka ao ny mpanao kara-panondro hosoka, ny mpamatsy "puce", misy ihany koa ny miantso sy mandefa hafatra MVOLA sandoka.
Mbola nahatrarana kara-panondro sy fanamarinam - ponenena hosoka maromaro tany amin'izy ireo nandritra ny fisavana.

🚨Mitohy ny famotorana ataon‘ny Polisimpirenena.

🔥🇲🇬 MADAGASCAR , IT’S TIME 🇲🇬🔥
23/11/2023

🔥🇲🇬 MADAGASCAR , IT’S TIME 🇲🇬🔥

L’argent ne fait pas le bonheur 🫣
27/10/2023

L’argent ne fait pas le bonheur 🫣

Mahagaga marina fa ny Tantaran’ny Simpson dia misy hifandraisany amin’ny fiainana hoavy foana 😲😲😲
11/10/2023

Mahagaga marina fa ny Tantaran’ny Simpson dia misy hifandraisany amin’ny fiainana hoavy foana 😲😲😲

26/09/2023
❗️Ceasar - TOURS SUD-EST 🔥
23/09/2023

❗️Ceasar - TOURS SUD-EST 🔥

29/08/2023
26/08/2023

Fantatrareo ve ny niatombohan’ny Scratch??? 😌

KITIO KELY J'AIME IO AZAFDYTRANO BE ANGATRA - NOSY BE 🔥🤔🤔Mbo misy amtsika ato ma tragno Ty sa fa tsisy ?????Nalaza be ba...
22/08/2023

KITIO KELY J'AIME IO AZAFDY

TRANO BE ANGATRA - NOSY BE 🔥
🤔🤔

Mbo misy amtsika ato ma tragno Ty sa fa tsisy ?????

Nalaza be bak izty t@ taogno rôso ign, jusq zahay en France agn mbo naharegny fo Sady gaga be koa.🥺

Tragno misy jiro mirehitry fo ao isak'aligny nefa tsisy fils , tsisy compteur..
Misy rano mandeh nefa tsisy robinet..

Misy olo miantsa , mikoragna ao nefa tsy hita..
Misy lamoziky mandeh fo ao nefa tsy Hay Azovy mandefa azy ,
ts hita Azovy DJ sady ao tsisy radio , tsisy appareil ..
Hira anefa tsy tapaka mahagaga ..🎶🎵

Hiran'i Basta Lion zegn tegna matetiky mandeh ao regnin'olo ..
Matetiky misy magnangy Magnano lamba fotsy bé mitsangana ambaravaragna iô koa fa mi_nuit nefa ts Hay Azovy iz.

Efa maro pasteurs ndrek rô mpivavaka Io nandeh tao fa mbo ts nahitagna solution ho rô ... ...
Ankoatran'izegn maro koragna regn fa ts Hay asa karakory
Tsao mba mis olo afaka hagnazava ato??!
🥺🥺🥺😴


21/08/2023

Ambiance Couché de soleil ☀️


🌶️
🌊 🔥💥

Merci RDJ 96.6 FM / Smile Playa 2023À la prochaine 🙏🏾
21/08/2023

Merci RDJ 96.6 FM / Smile Playa 2023
À la prochaine 🙏🏾

14/08/2023

Festival Wakawaka
SAMBAVA



🔥🔥🔥MAJUNGA🔥🔥🔥👉RJ - NGIAH TAX - TIJI NEGGA ( Big Show Case)By Madamix EventSAMEDI 02 Sept 2023 au COTTON CLUB MAJUNGA Rj ...
03/08/2023

🔥🔥🔥MAJUNGA🔥🔥🔥
👉RJ - NGIAH TAX - TIJI NEGGA ( Big Show Case)

By Madamix Event

SAMEDI 02 Sept 2023 au COTTON CLUB MAJUNGA

Rj Tu Connais
Ngiah Tax Olo Fotsy
TIJI NEGGA FaNs Group❤️🇲🇬✊🏾
Cooljah Tina Cooljah Tina

Rehefa zavatra mahaso dia zaraiko aminao ❤️LOZA NY CancerFISOROHANA NY HOMAMIADANA "CANCER" ATOLOTRA ANAO AM-PITIAVANA A...
26/07/2023

Rehefa zavatra mahaso dia zaraiko aminao ❤️
LOZA NY Cancer
FISOROHANA NY HOMAMIADANA "CANCER" ATOLOTRA ANAO AM-PITIAVANA ARY HANAVOTRA AIN'OLONA MARO

Fikambanan'ireo mpitsabo amerikana nanome valiny mikasika ny antony mahatonga ny homamiadana

1. Aza misotro dite mafana na zavatra mafana anaty kaopy plastika na zavatra plastika.

2. Aza mihinana zavatra mafana ao anaty fonosana na kitapo na sachet plastika. Ohatra: ovy frity, trondro frity, m**o vao avy nendasina mahamay be,...

3. Aza mahandro sakafo amin'ny "micro-onde" mampiasa fitaovana plastika

HO FAMPAHATSIAHIVANA:

Rehefa mifandray amin'ny hafanana ny plastika, dia miteraka "produits" simika izay mety hiteraka kansera karazany 52 izy.

Ity hafatra ity dia Tsara kokoa noho ny SMS 1000 tsy misy ilana azy.

Ampahafantaro ny olon-tianao rehetra mba hisorohana mialoha toy izay mitsabo aretina tsy misy fanasitranana.

⚠ - Aza misotro Coca Cola miaraka amin'ny mananasy na aorian'ny fisakafoanana rehefa mananasy ny tsindrin-tsakafo.

- Aza ampiarahina amin'ny cola cola ny jus mananasy.

Mahafaty ity fangaro ity! Misy olona maty avy nisakafo ary mieritreritra isika fa nisy nanome poizina...

- Nefa Nihinana ny tsy fahalalany an'io cocktail io ary tsy nahalala ity torohevitra momba ny fahasalamana ity:

👉 Mandraisa ary Mamaly ny antso an-telefaona amin'ny sofina havia.

👉 Aza mitelina ny fanafody amin'ny rano mangatsiaka...

👉 Aza mihinana sakafo mavesatra aorian'ny 5 ora hariva (17h).

👉 Misotroa rano betsaka kokoa ny maraina, ary latsaky ny alina.

👉 Ny fotoana fatoriana tsara indrindra dia amin'ny 9 ora alina (21h) ka hatramin'ny 4 ora maraina.

👉 Aza mandry avy hatrany aorian'ny fihinanana fanafody na aorian'ny sakafo. Miandry fotoana kely 15 minitra

👉 Rehefa ambany ny baterian'ny findainao amin'ny bar iray farany, dia aza mandray antso intsony, satria ny "rayonnement" dia 1.000 heny ny mahery vaika.

👉 Afaka mizara izany amin'ny olona tianao rehetra ianao

15/07/2023

'ZAHO OLO TSY MBA KIVY MITADY VOLAAAAA!!! 🎛️🎧🎼🎵🎶

...y faut toujours avancer 🔥
15/07/2023

...y faut toujours avancer 🔥


18/06/2023

🤣🤣🤣

08/06/2023

Souvenir de Radio Soleil Tamatave (Septembre 2018)

Address

Antananarive
Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Dj-Nike de Madagascar Officiel posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Dj-Nike de Madagascar Officiel:

Videos

Share

Category