Didia'H Officiel

Didia'H Officiel 💚Alefaso ny commande mes amours💚
💚Dia'H Fashion💚
💚O387774042💚

02/09/2023

Nahazo zorondamba ek eiii🥰🥺

01/09/2023

Anareo lehilahy Ed ei:Vady Tiana zegny tsy hitsitsina VOLA🤗🤗🤗

01/09/2023

Kely sisa dia hotonga amin'tanjonao hirinao sy hilofosanao mafy Io enao fa az Kivy na dia mafimafy aza ny ady🙏💪💪

31/08/2023

Tafandrimandry iaby oooo,,Aza adino n mivavaka🙏🙏💋

Reraka avy MIASA d matori2 miarak amin'Dadabe sad mamangy,Aty Ambanivolonay💪💪💪💚groupe DIDIA'H 💚
31/08/2023

Reraka avy MIASA d matori2 miarak amin'Dadabe sad mamangy,Aty Ambanivolonay💪💪💪
💚groupe DIDIA'H 💚

31/08/2023

💚💚TSY MISY OLOGNO NATAON'ZANAHARY NAVY AMBONIN'TANY ETO KA HIJALY ZEGNY F ANAO MILA MIKOFOKO💪 💚💚

30/08/2023

Hialako tsiny hoan'izay tsy mahazaka teny Mahitsy loatra🙏fa tsy amin'maha ARTISTE ahy no anton'PUB nalefako fa amin'Maha # ahy,maro loatra ny fitondrantena tsy mendrika ataon'tanora vavy Malagasy indrindra ireo lazaina fa tsy ampy taona,,tsy nampianarina azy mivantana n tokony hitondrany ny tenany v?? Fa ahoan??satria mahamenatra v?,mamoafady hoy isika,oh:ts azo atao ny MIRAY amin'lehilahy ,,,hazavao Mahitsy amin'zanakanao,rahavavinao,sns,ilay ts azo atao,stria maninon????na azo atao f Izao n vokadratsiny,,,,miezaha Mahitsy fiteny f ampamendrena🙏🙏,,,midira mp amiko hoan'ireo tanora namna,zandry,zoki rah manana fanontaniana,,, TENIKO HARINA RAHA TSY METY FA IZAHO AZA ARIANA #🙏🙏🙏🥰🥰🥰

26/08/2023

Mirary fihononana feno hoan'ireo manaman-jo,,Salama haingana ny tsy Salama😭💔😭

25/08/2023

Mitady styliste a Majunga eto
Mb midira Mp azfdiii🙏

25/08/2023

Mitady styliste a Majunga eto
Mb midira MP azfdiii🙏

25/08/2023

AO koa man😂,lasa laholonao iny koa ndro be vody nandilatra anao🙄🙄🥺🥺

24/08/2023

Mihetsik koa le haretiko te ihira mafy be anaty bus Igny😂😂😂😂

ZANY RAHA MARIGNY EI
21/08/2023

ZANY RAHA MARIGNY EI

💪Viavy TSARA JORO💪
20/08/2023

💪Viavy TSARA JORO💪

17/08/2023

Avenir-nao,Aza tavandraina olo ein🌹
Allo fou💪

16/08/2023

ATAOVY ANATY SAINA S JERY FA ANAO MANENJIKA OLO IO,IZY AMINAZY IO KONY LASA MILOMAY MAFY EIN!!!ANAO TAVELA AFARA AO FOU LIFASANY🙄

Miarahaba manokana hoan'ireo Zoky,zandry,namana rehetra izay tafitasoa tamin'ny fanadinana BACC LAURÉAT🥰💋,ARY Dia mirari...
15/08/2023

Miarahaba manokana hoan'ireo Zoky,zandry,namana rehetra izay tafitasoa tamin'ny fanadinana BACC LAURÉAT🥰💋,ARY Dia mirarisoa hoan'ireo Tsy nahomby tamin'ity,courage hatrany💪,,,,,,Manomboka eto vao tena FIANARANA amzay aaaaa💋💋💋💋🌺🌺🌺🌺

Ha👀👀,Ary za tsy taranak'i Eva ein,,zahay rah tsy mitovy loatra😂😂😂😂😂😂
13/08/2023

Ha👀👀,Ary za tsy taranak'i Eva ein,,zahay rah tsy mitovy loatra😂😂😂😂😂😂

😂😂😂😂saika natin'tokiky za😂😂😂😂
12/08/2023

😂😂😂😂saika natin'tokiky za😂😂😂😂

11/08/2023

❤️Mirary tontolo andro mahafinaritra honatsika jiaby e❤️

09/08/2023

Amin'ny andro sarotra no ahafantarana ny TENA NAMANA
💚 DIDIA'H 💚

07/08/2023

❤️ZAY BALY EEEEE❤️
MANAKANA mahay misoma
💚 DIDIA'H 💚

ASA💪FAHARETANA🙇FANDRESENA💃💃💃💃manksitraka MANAKANA❤️
07/08/2023

ASA💪FAHARETANA🙇FANDRESENA💃💃💃💃
manksitraka MANAKANA❤️

Sary nampihetsipo loatra ana nandritran'fampisehoana nataon'ny Groupe 💚Didia'H 💚 tany amin'iny Faritra Betsiboka iny🥰🥰💋💋...
06/08/2023

Sary nampihetsipo loatra ana nandritran'fampisehoana nataon'ny Groupe 💚Didia'H 💚 tany amin'iny Faritra Betsiboka iny🥰🥰💋💋❤️❤️❤️MAMIKO LOATRA NAREO💋

06/08/2023
06/08/2023

💚 Didia'H 💚 astuce Kely mahatavela lehilahy amintsika viavy🥰🥰🥰🥰,,,, mozika fona n hiafarany🥰🥰🥰🥰,ndao ary

06/08/2023

11h30 isika hiresadresaka Kely rehefa avy eo(💚Didia'H 💚)endirect💋💋💋

Aza variana mijery n'y fiaianan'ny hafa izany fa mandeha nge ny fotona eeee!!!miezaha HATRANY HATRANY fa ambadikao n anj...
08/04/2022

Aza variana mijery n'y fiaianan'ny hafa izany fa mandeha nge ny fotona eeee!!!miezaha HATRANY HATRANY fa ambadikao n anjaranao ,HARAO VAVAVAKA SY FINOANA,fa mandeha Io🙏❤️❤️💪🥰🥰

"Groupe Didia'H."
04/04/2022

"Groupe Didia'H."

Cc mes amours❤️!HAFATRA KELY:izy koa olo hitanao tena mitia anao Dia mba tiavo sy karakarao,Aza hampijaliana,Aza popona ...
01/04/2022

Cc mes amours❤️!HAFATRA KELY:izy koa olo hitanao tena mitia anao Dia mba tiavo sy karakarao,Aza hampijaliana,Aza popona fa tsy kakazo Io,,Sao amaray gaga anao fa tamana tamin'olo hafa izy Zay anao vao hanenina,manjary:TARA LOATRA ein!!!♥️❤️🥰💋,Manimanitra hira vaovao isika havako ein!!!

Address

Ambohipo
Antananarivo
101

Telephone

+261329001815

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Didia'H Officiel posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Didia'H Officiel:

Videos

Share


Other Digital creator in Antananarivo

Show All

You may also like