03/12/2023
Miarahaba antsika nahatratra ny volana desambra🗓️ 2023
Hira iray atolotra ampitiavana indray💖
Inspiration sendra nandalo dia natao kalokalo
Artiste: Alljo
Titre: Mbola ho avy ny anjara
Hiram-pitiavana somary "emotional" kely fa raha toa ka tianao dia zarao amin'ny namana sao mba mahakasika ny "vie de couple" an'ry zareo😔😔