Studium Studio

Studium Studio Ny Studium Studio dia "Studio d'enregistrement" sy "Studio de répétition"
(1)

02/02/2024
Hey 👋😊👉Vonona izahay handray anareo 😊☝️ Studio d'enregistrement 🎙 🎚 🎛 🎧🎼✌️ Studio de répétition 🎹🥁🎤🎸🪘🧑‍🎤☎️ 032 22 582 82...
26/01/2024

Hey 👋😊

👉Vonona izahay handray anareo 😊

☝️ Studio d'enregistrement 🎙 🎚 🎛 🎧🎼
✌️ Studio de répétition 🎹🥁🎤🎸🪘🧑‍🎤

☎️ 032 22 582 82
☎️ 033 74 210 26
☎️ 038 49 990 05

Mandefasa hafatra miafina ato amin'ny pejy Studium Studio na ao amin'ny Studium Std .

Mirary soa 😊🤍❤️💚

25/01/2024

🔥💪 Manasa antsika rehetra ny 17-02-24 izany.

Misaotra nandalo ♥️😊

Mirary soa 🙂

11/01/2024

Miarahaba antsika rehetra 🙂🤝 Mamerina ny arahaba ihany koa noho ity taona vaovao 2024 ity. Ho taona hanjakan'ny filaminana sy ny fifankatiavana anie 🫶❤️

Izahay ato amin'ny Studium Studio dia mankasitraka anareo rehetra niara-niasa taminay hatramin'izay (Ialana tsiny izay tsy tafiditra anaty "video" 🙂). Enga anie hitohy izany ary hihatsara hatrany 💪✊👍

Maro ny fanatsarana natao ka ho anareo mila:

- "Studio de repetition"; hanomanana hetsika, hanaovana mozika miaraka amin'ny namana fotsiny ...

- "Studio d'enregistrement": hamokarana hira, tantara, doka, tonokalo ...

Na ihany koa te hianatra zava-maneno: Gitara 🎸sy "Calvier"🎹

Manasa anao izahay handefa hafatra miafina ato amin'ny Studium Studio na ao amin'ny Studium Std

Azonao antsoina ihany koa ny laharana:

☎️ 032 22 582 82
☎️ 033 74 210 26
☎️ 038 49 990 05

Hanome ny tsara ho anareo 🫵 hatrany izahay🤞

Mirary soa 😊🤍❤️💚

Isaorana be dia be;
Fah Andrian's nanao ny "Video" 😊👏💙
Miaro Ny Aina noraisim-peo 👏😊💜



Tratry ny taona daholo 😊🥳🎉 Misaotra betsaka anareo niaraka taminay tamin'iny taona lasa iny 🤍❤️💚Mampanantena ny tsara ha...
01/01/2024

Tratry ny taona daholo 😊🥳🎉

Misaotra betsaka anareo niaraka taminay tamin'iny taona lasa iny 🤍❤️💚

Mampanantena ny tsara hatrany izahay ato amin'ny Studium Studio ho anareo🙂🤞💪

Mirary ny soa sy ny tsara ho antsika rehetra, ho tonga amin'ny tanjona iriana 😊🫡🤝

Heyyyy, saluuuuut 😊👋👉La musique est une langue universelle qui transcende les frontières et touche les cœurs💚. En tant q...
16/11/2023

Heyyyy, saluuuuut 😊👋

👉La musique est une langue universelle qui transcende les frontières et touche les cœurs💚. En tant qu'artistes, nous sommes les narrateurs et les architectes de chaque mélodie🎼.

Aujourd'hui, on voudrait partager avec vous l'importance cruciale de consacrer du temps et de l'attention aux détails, en particulier aux paroles et à l'arrangement musical :)


☝️-Les Paroles ✍️:

Les paroles sont les âmes de nos chansons. Elles sont le moyen par lequel nous partageons nos histoires, nos émotions, nos expériences.
Prenez le temps de peaufiner chaque mot, chaque phrase. Cherchez l'authenticité, la poésie et la connexion émotionnelle.
Des paroles bien écrites peuvent transcender le temps et rester gravées dans le cœur de l'auditeur.

✌️ L'Arrangement Musical 🎹:

L'arrangement est l'art de donner vie à la musique. Chaque note, chaque accord, chaque pause a un rôle essentiel à jouer. Expérimentez avec différents instruments🥁🎸🎷, textures sonores, et assurez-vous que chaque élément contribue à l'ensemble de manière significative
Un arrangement soigneusement pensé peut transformer une chanson ordinaire en une expérience musicale extraordinaire 🤩

En investissant du temps dans l'écriture de paroles significatives✍️ et dans la création d'arrangements bien élaborés🎹, nous élevons notre musique à de nouveaux sommets 💪. Nous créons des expériences mémorables et nous permettons à notre art de résonner dans les cœurs de ceux qui l'écoutent 🎧

Alors, artistes 👩‍🎤🧑‍🎤, continuons à affiner notre craft, à explorer de nouvelles frontières et à partager🤲 la beauté de notre musique.

Avec Studium Studio, créons une symphonie inoubliable! 🫶🎶🎵

Bonne continuation :)

Hey, salut les amis 👋😊👉 "La voix 👩‍🎤🧑‍🎤est l'élément le plus important de toute chanson. C'est le point focal et le lien...
07/11/2023

Hey, salut les amis 👋😊

👉 "La voix 👩‍🎤🧑‍🎤est l'élément le plus important de toute chanson. C'est le point focal et le lien émotionnel entre l'artiste et l'auditeur." Selon Chris Lord-Alge, légende de l'ingénierie du son (qui a mixé l'album American Idiot du groupe Green Day)

👉 Avec le micro SE X1S 🎤, conçu pour capturer la pureté et l'émotion de chaque note🎼, nous nous efforçons de mettre en avant ce lien émotionnel, permettant à chaque nuance et à chaque sentiment de s'exprimer pleinement. 😊

👉 Ce micro offre une clarté exceptionnelle 👍🤞 et une réponse en fréquence étendue 💚, garantissant une reproduction fidèle de la voix dans toute sa richesse. 🥰

👉 Alors, contactez-nous dès aujourd'hui pour en savoir plus sur nos services d'enregistrement vocal et découvrez la puissance du micro SE X1S pour donner vie à vos performances musicales !💪😉😊

📞 032 22 582 82
📞 033 74 210 26
📞 038 49 990 05
❤️🧡💛Avec Studium Studio , capturer l'authenticité💚💙💜

"La musique acoustique est l'expression pure de l'âme, capturant l'essence de l'émotion à l'état brut." - InconnuHello.....
25/10/2023

"La musique acoustique est l'expression pure de l'âme, capturant l'essence de l'émotion à l'état brut." - Inconnu

Hello... ✋😊

👉À Studium Studio, nous croyons en l'essence brute et authentique de la musique. Nous mettons l'accent sur l'enregistrement des instruments acoustiques🥁🎷🪗 pour capturer la pureté et la chaleur de chaque note.

👉En choisissant d'enregistrer avec des instruments acoustiques, vous découvrirez une profondeur et une richesse sonores inégalées. Chaque strum de guitare🎸 et chaque battement de tambour 🪘résonnent avec une émotion authentique🥰 qui transporte l'auditeur dans un monde de sonorités naturelles et captivantes. Comme disait Emmanuel Kant: "La musique est la langue des émotions."

👉Notre équipe est dévouée à capturer chaque détail avec une précision exceptionnelle 🤞💪🙂, garantissant ainsi que votre musique reflète l'essence même de votre art🎼.
Avec notre approche axée sur les instruments acoustiques, nous créons des enregistrements intemporels et mémorables qui restent fidèles à votre vision artistique.

👉Alors, pour vos projets musicaux,🤝 n'hesitez pas de nous envoyer un MP 📨 sur cette page ou à Studium Std .

👉Vous pouvez aussi nous appeller aux:
☎️032 22 582 82
☎️033 74 210 26
☎️038 49 990 05

❤️🧡💛Découvrez la magie de la musique authentique 🎶🌟 avec Studium Studio 💚💙💜

16/10/2023

"L'excellence n'est pas une compétence, c'est une attitude": Ralph Marston✨

Bonsoir 🙂,

Besoin d'un:

- Studio de répétition🎼 pour bien préparer vos évènements🥳 ou juste pour faire de la musique entre potes 🎹🎤

- Studio d'enregistrement🎧🎶🎙️ pour vos futurs HITs

N'hésitez pas à nous contacter aux:
032 22 582 82- 033 74 210 26 - 038 49 990 05

Ou envoyer un mp à la page Studium Studio ou bien à Studium Std

A la prochaine, bonne continuation 🙃🙂

Video: Extrait d'une chanson du groupe Vintsy intitulée Rafahamarinana

04/10/2023

Extrait de "The Late Bloomer de M Randy" 🌻🍂🍁

🎼
🎧🎤
😎
🎊

🫧🫧Il reste encore quelques heures libre pour la semaine prochaine pour vos répétitions ou vos prises de son 😉😉

25/06/2023

Mirary fety sambatra anatin'ny fifankatiavana ho antsika 🇲🇬♥️🙂

Send a message to learn more

29/05/2023

Salama daholo 🙂

Video kely nalaina omaly.🎉🎊
Sonorisation 🎛️🎚️ dj 🎧📀+séquence 🎤🎹

Ho anao mikarakara lanonana ihany koa, antsoy izahay fa hanome fahafaham-po anareo 😊🤞

Mandefasa hafatra miafina ato amin'ny pejy Studium StuStudium Studio Studium Studioamin'ny compte Studium StdStudium Stdsoy ny :
☎️ 032 22 582 82
☎️ 033 74 210 26
☎️ 038 49 990 05

Mirary soa 🙂💟

05/05/2023

🎤 THIS mic stand!

28/02/2023

♥️♥️♥️
Mankasitraka be dia be an'ny Echo Of Praise 🌷

Mihainoa finaritra 🙂

Mirary soa 🙂

17/02/2023

Miarahaba antsika 🤝🙂

Video mampiseho ny prise batterie 🥁 androany. Niaraka tamin'i Anthony Rakotoasimbola 🙂.

Ho anareo izay mitady:
- Studio d'enregistrement 👈
- Studio de répétition👈
- Sonorisation👈

Mifandraisa aminay amin'ny alalan'ny MP ato amin'ny pejy Studium Studio na ao amin'ny compte Studium Std.
Na ihany koa miantsoa ny laharana 📞
- 032 22 582 82
- 033 74 210 26
- 038 49 990 05 (laharana vaovao ahazoana anay)🙂

Vonona ny hanome ny tsara hatrany izahay 🙂🤞👍💪.

Mankasitraka sahady👏,
Mirary soa 🙂👋

Miarahaba antsika rehetra 🙂Ho anareo izay mila Sonorisation amina fety isan-karazany 🥳: mariage 💍, anniversaire 🥮, fetim...
24/01/2023

Miarahaba antsika rehetra 🙂

Ho anareo izay mila Sonorisation amina fety isan-karazany 🥳: mariage 💍, anniversaire 🥮, fetim-pianakaviana🎤,... Na ihany koa concert mihitsy 🎼, vonona hiara-hiasa aminao izahay 🙂🤝

👉Mandefasa MP ato amin'ny pejy ary 📨 na ao amin'ny Studium Std.

👉Azonao antsoina ihany koa ny laharana:
☎️ 032 22 582 82
☎️ 033 74 210 26

Vonona ny hanome fahafaham-po ho anao izahay 🙂
Mirary soa 🫡❤️

04/01/2023

Miarahaba antsika rehetra 🙂 🤝

Taona vaovao 2023, ✨🎉

Vonona izahay ny hanome ny tsara ho anareo hatrany 🙂❣️🤞.

Misaotra anareo nahatoky, mahatoky ary mbola hahatoky anay 🙂👌👏🙏.

👉Mandefasa MP ato amin'ny page Studium Studio

Na antsoy ny laharana ☎️

👉 032 22 582 82
👉 033 74 210 26

Toerana: Antsahakely Ambohitrarahaba 👍

Mirary soa 🙂👋

👉Hihatsara hatrany👈💪

---> Studio de répétition 🎹🥁🎸🎻🎤
---> Studio d'enregistrement 🎚️🎛️🎙️🎧
---> Sonorisation 🥁🪘🎻🎸🎙️🎚️





👉 Taona vaovao 🎉✨Arahabaina isika rehetra tratra ity taona vaovao 2023 ity. Ho taona ZINA ho antsika rehetra anie 🙂.Mira...
01/01/2023

👉 Taona vaovao 🎉✨

Arahabaina isika rehetra tratra ity taona vaovao 2023 ity.

Ho taona ZINA ho antsika rehetra anie 🙂.

Mirary soa ♥️👋

Fiadanana.

Izahay ato amin'ny Studium Studio dia miarahaba antsika rehetra tratra ity krismasy ✨🎉🌲⛄2022 ity. Mirary ny soa sy ny ts...
25/12/2022

Izahay ato amin'ny Studium Studio dia miarahaba antsika rehetra tratra ity krismasy ✨🎉🌲⛄2022 ity.

Mirary ny soa sy ny tsara hatrany, 🙂

Fiadanana ♥️♥️♥️

Miarahaba anstika rehetra 🙂.Mbola misy daty malalaka izahay raha mila sonorisation ianao. 🎛️🎚️🎧 -   Mandefasa MP 📨 ato a...
03/12/2022

Miarahaba anstika rehetra 🙂.

Mbola misy daty malalaka izahay raha mila sonorisation ianao. 🎛️🎚️🎧

- Mandefasa MP 📨 ato amin'ny pejy na - - Antsoy ny laharana: ☎️ 032 22 582 82

Vonona hanome ny tsara izahay 🙂

Mirary soa 🙂👋♥️

( Santionan'ireo sary nanaovanay sono).👇

Miarahaba antsika rehetra. 🙂Sary niarahana tamin'ny Tsantafia FJKM Ambatomena nandritra ny fandrasiam-peo 🎙️ nahafinarit...
21/11/2022

Miarahaba antsika rehetra. 🙂

Sary niarahana tamin'ny Tsantafia FJKM Ambatomena nandritra ny fandrasiam-peo 🎙️ nahafinaritra tamin'ny faran'ny herinandro teo iny.

Mirary soa 🙂💙

🎚️🎧🎛️


032 22 582 22
033 74 210 26

11/11/2022

Miarahaba antsika 🙂
Anisan'ny hira natao tato aminay. 🎛️🎙️🎚️

Mpanoratra🖋️: DK (Manasa anao hitsidika ny pejiny)
Lohateny: Kamboty aho

Mihainoa finaritra àry 🎧
Mirary soa.

Raha hiantso anay 🙂:
032 22 582 82
033 74 210 26


23/10/2022

Miarahaba antsika rehetra 🙂.
Ny Ankasitrahany-Tsantafia FJKM Ambatomena

Anisan'ny hira natao tato aminay. Misaotra betsaka anareo nandalo 🙂

Drums 🥁: Anthony Rakotoasimbola
Keyboard🎹: Tom
Bass🎸: Nam Andrianirina
Sax🎷: Ny Lioka
Misaotra betsaka anareo ihany koa 👏👍 🙂

Mihaonoa finaritra ary 🙂 🎧
Mirary soa.

??️🎛️🎙️

Miarahaba antsika rehetra 🙂.Feno herintaona izay ny Studium Studio 🙂🎂🎉🎊. (18/08/21 - 18/08/22)Isaorana be dia be ianareo...
18/08/2022

Miarahaba antsika rehetra 🙂.

Feno herintaona izay ny Studium Studio 🙂🎂🎉🎊. (18/08/21 - 18/08/22)

Isaorana be dia be ianareo nahatoky anay 🙂☺️🤜♥️💟💪. Tsy ho voatanisa eto daholo fa misaotra betsaka anareo.

Izahay kosa dia hanome ny tsara ho anareo hatrany🙂 🤞

Aza misalasala ary miantso:
033 74 210 26
032 22 582 82
Na mandefasa hafatra ato amin'ny pejy ☺️

Mirary soa antsika rehetra.

Studium Studio Ambohitrarahaba akaikin'ny arret bus Nartah :
- Enregistrement 🎙️🥁🎹🎸🎻🎺🎷🎚️🎛️🎧
- Repetition🎤🎹🥁🎷🎺🎸🎻
- Sonorisation 🎚️🎧🎛️🎤

Mirary soa antsika rehetra 🙂💟 🌷

Miarahaba 🙂.Sary nandritra ny "prise de son" niarahana tamin'ny Tsantafia FJKM Ambatomena. Manasa anao hitsidika ny peji...
10/08/2022

Miarahaba 🙂.
Sary nandritra ny "prise de son" niarahana tamin'ny Tsantafia FJKM Ambatomena. Manasa anao hitsidika ny pejiny. Misaotra betsaka anareo 🙂 💟.
Misaotra betsaka an'i Irisoa Raharison ihany koa amin'ny sary. Tsidiho ny pejiny .

Contact: 033 74 210 26/ 032 22 582 82.

Mirary soa 🙂.

Address

Ambohitrarahaba
Antananarivo
103

Opening Hours

Monday 07:00 - 20:00
Tuesday 07:00 - 20:00
Wednesday 07:00 - 20:00
Thursday 07:00 - 20:00
Friday 07:00 - 20:00
Saturday 07:00 - 20:00

Telephone

+261384999005

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Studium Studio posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Studium Studio:

Videos

Share


Other Music production in Antananarivo

Show All