Comments
clip vaovao amaranana ity taona ary
Artiste: KGR Thiera kougar
Beat by dj Mr Gary
Titre: ITY NGA VAHINY
À Partger sans moderation
🎬 réalisé par Stenoh RHJ| Boost Randimbison
🎬 Film🎬 : SR clic
Am-pifaliana be no anolorana anareo ity hira vaovao ity🤗
🎉Misaotra an'i Jesosy fa tena tia antsika Izy e🥰
❤️ Am-pitiavana be foana e ❤️
Tahian'i Jesosy daholo😘
TALENT WITH GOD - ilay mpandahatra hendry
🙏Ny voninahitra dia ho anazy irery ihany🙏
Clip officiel 2022
Réalisation: Stenoh Rhj
FiSR clicclic
SR clic merci ty🎥
Feno kely mihitsy ny foko fa de misaotra anareo rehetra tonga tamin'ny spectacle Celibat celibat 🔥
De misaotra an'ireto équipe keliko ireto koa aho,tsy adino koa Vatosoa Rakoto , Ma'Finaritra , Tokiax , Raytra Belaw'yck Ofisialy , , Christian , niakatra sur scène 💕
Tsy adino koa ny équipe teo amin'ny resaka sary Antsoary , Hardi, SR clic
Ary ry indrindra lisany teto koa,izay nanao ny Max de comm niaraka tamiko 😘
Vita izy zay iny aloha, hanomboka hiketrika contenu vaovao indray,zavatra hafa mihitsy fa le show c'était pour terminer un petit chapitre 🙂
Manja nama ah ♥️
Betsaka nareo no miteny ana hoe "ary nareo zany tsy henoheno tsony anh"
Miverina amin'izay ary ny vidéo,ary tsy ho ampoizinareo ny zavatra hivoaka eo🤣🤣🤣
Amin'ny vendredi 08 juillet io no mivoaka,fa alahady hariva de efa misy anankiray hafa ho alefako koa ka de efa homano sahady ny méga fa tena efa ela izay 💓✨
Taptap Send Madagascar no sponsorn'ity vidéo ity, Lova sy Mapy , Hajatiana Christian , Tokiax no hitanareo ao anatiny ankoatra ana ary SR clic no teo aminy cam🎥
Mandrapa...inona izao no eritreretinareo hoe resahinay ao anatinle vidéo 😏
Zany ara 🎬
Aza adino m'sbonne aminy pejy 💯
Ni**as Gascar
RHJofficiel
SR clic