
05/08/2023
☎️ Allo Mihava
🟡 Mihaino anao ny ekipa tarihin'i Sitеnу RANDRIANAS0L0NIAIK0.
🔵Tranga mpiaraha-monina sy ny manahirana amin'ny Faritra misy anao.
🟡 Satria mianga aminao ny fiovana mandray ny soso-kevitra ihany koa izahay.
🔵MIHAINO anao izahay.
👉 𝐌𝐢𝐚𝐧𝐤𝐢𝐧𝐚 𝐚𝐦𝐢𝐧𝐚𝐨
🇲🇬 Ny Malagasy aloha
👉 Laharana maitso maimaim-poana ho an’ireo mpanjifa Telma