Ny masomboly? Isany fototra iray lehibe iankinan'ny famokarana
Miezaka mikaroka ny vahaolana entina hanatsarana ny kalitaon'ny masomboly ny groupe Fifata amin'ny alalan'ny tetik'asa Ambioka - programme Afafi centre, izay vatsian'ny vondrona eoropeana vola.
👉 vidéo famintinana ny fiaraha-miasa eo amin'ny Cirad, ny Fert ary ny Groupe Fifata
Mijereva finaritra
===========================================
Le semence? Un des facteurs de réussite de la production est la qualité des semences utilisées. Le groupe Fifata travail sur l'amélioration de la qualité des semences à travers la collaboration avec le Cirad dans le cadre du projet Ambioka - programme Afafi centre, financé par l'union européenne.
👉 Voici un vidéo synthétisant la collaboration entre Cirad, Fert et le Groupe Fifata
Bonne visualisation
Ankon'ny fankalazana ny andro iraisam-pirenena ho an'ny vehivavy tantsaha niarahan'ny groupy Fifata tamin'ireo mpamokatra tao amin'ny kaominina Fieferana, Distrika Antananarivo Avaradrano ny Sabotsy 15 Oktobra 2022 lasa teo.
Misaotra ny Fifata Ofisialy sy ny Fifata Flp ary ny #tetik_asa_Ambioka ao anatin'ny Programa #afafi_centre
Ity indray ny fifampizarana teknika manaraka.
Famokarana ovy
Ny ivon-toerana Ceffel dia manana karazan'ovy maro izay efa voa-sedra teny anivon'ny mpamokatra raha tsy hitanisa afa-tsy ny Maneva, Diamondra, Meva, Maharevo sy maro hafa
Efa maro ireo mpamokatra vita fiofanana manokana ho amin'ny fampitomboana ny masomboly izay miparitra amin'ny faritra 12 eto Madagasikara
Aza hadino ny mizara ho an'ireo namanao
#Ovy #PommedeTerre #GroupeFifata
Araka ny efa nampanantenaina antsika dia indro ary ilay raki-tsary fampianarana ny famokarana zezika kankana sy ireo tombotsoa ho an'ny voly
Toy ny mahazatra dia aza misalasala mizara @ireo namanao raha hitanao fa mahasoa
Ampahafantaro ireo namanao ny fisian'ny Pejy mba hisitrahan'izy ireo ny fifampizarana mahasoa
Araho hatrany ny pejin-tsika ... Famokarana ovy ara-teknika no ho arahintsika @manaraka
Mirary soa ho anao
#ZezikaKankana #GroupeFifata
Fambolena tongolo lay ... lalam-barotra mbola malalaka tsara ary vokatra mora tehirizina.
Mazotoa daholo dia mahavokara betsaka
Araho hatrany ny Pejy hahazoanao fampianarana manaraka
Zarao @namanao raha hitanao fa mahasoa 😊
#Ceffel #Tongolo #Ail #GroupeFifata