Andy Titanium

Andy Titanium Bienvenue dans l'Andimagination 🌌

Bonne journée les amis ❤️
18/10/2022

Bonne journée les amis ❤️

On a atteint les 30000 abonnés les amis!! Merci à vous! ❤️
10/10/2022

On a atteint les 30000 abonnés les amis!! Merci à vous! ❤️

Fantatrareo ve fa i Luffy, amin’ny tena anarany oe « Rakotomalala Ilay Fy » dia bandy kely mpamboly avy any Ambatondraza...
04/10/2022

Fantatrareo ve fa i Luffy, amin’ny tena anarany oe « Rakotomalala Ilay Fy » dia bandy kely mpamboly avy any Ambatondrazaka? Niakatra andrenivohitra mba ho lasa mpanjakan’ireo mpivarotra CD pirate rehetra eto Madagasikara, rehefa nanontaniana izy oe inona ny motivation any dia hoy foana izy oe « Hoan’i Piso », nalaza be teny Analakely teny ny tantarany ka nalain’ireo Japonais tahaka anaovana manga izay nantsoana hoe One Piece!

(Ps: c’est un hommage à mon personnage de manga préféré, ce n’est bien sûr pas à prendre au 1er degré)

Aleo hivoaka amin’izay ny marina!
17/09/2022

Aleo hivoaka amin’izay ny marina!

Ohatran’ny oe personnages ana série izany izahay teto eh 😂 Inona avy ny rôle omenareo anay? Joyeux 10ème anniversaire Dr...
04/08/2022

Ohatran’ny oe personnages ana série izany izahay teto eh 😂 Inona avy ny rôle omenareo anay?

Joyeux 10ème anniversaire Dream'in! Merci pour l’invitation au Dream'in Music Video Awards

Aaron en parle
La page de Tefi
Antso Bommartin
Wendy Darling
Diane Rak
Jean Yves Bommartin
Neptunia en discute

Vidéo vaovao indray androany ohh! 😉
27/05/2022

Vidéo vaovao indray androany ohh! 😉

C’est le feu avec OBOY🔥 Mbola ao foana ilay live ho an’izay te hijery an’ilay concert dia mamerina ny fisaorana an’i YOU...
21/05/2022

C’est le feu avec OBOY🔥 Mbola ao foana ilay live ho an’izay te hijery an’ilay concert dia mamerina ny fisaorana an’i YOUZOU sy STAR Madagascar

Za: Neny ah! Andeha hijery Oboy ah an!Mamanay: Le Oboy no alehan’la any sa le « Ogirl » kely be dia be? 👀Za: Calme neny ...
21/05/2022

Za: Neny ah! Andeha hijery Oboy ah an!
Mamanay: Le Oboy no alehan’la any sa le « Ogirl » kely be dia be? 👀
Za: Calme neny fa aza maika ahazo zafikely eo eh! 😂

Anao direct izahay sy Wendy Darling rehefa avy eo ampiseho anareo ny ambiance aty, merci YOUZOU sy STAR Madagascar tamin’ny fanasana anay eh!

Mamasôsy: Eo mi-charme kely ela dia omeko Range Rover vaovaoZa:
12/05/2022

Mamasôsy: Eo mi-charme kely ela dia omeko Range Rover vaovao
Za:

Photo de profil vaovao sa tsy haiko 🤔
03/05/2022

Photo de profil vaovao sa tsy haiko 🤔

22/04/2022

Efa oe tsy kamo lahy izany oa izahay fa "gentleman retraité" fotsiny 🤧😂

N'oubliez pas de liker et de partager pour soutenir la page! 😉

08/04/2022

Minan'tsy finany amin'ny fomba ofisialy indray za sy ilay moto keliko ato!! 🤣

Tagueo ireo namana mpankafia moto rehetra!

Raha nanome tsiky ho anao ilay vidéo dia ataovy mipoapoaka ny partages, ny réactions, ary ny commentaires 😉

Misaotra an'i Wendy Darling tamin'ny apparition any!

Tsika rehetra dia samy mahafantatra mpangalatr'ovy avo lenta daholo 😂
23/03/2022

Tsika rehetra dia samy mahafantatra mpangalatr'ovy avo lenta daholo 😂

Taggéo ao am'commentaire ao le sipanao na le namanao hampalasa milliardaire anao 😂
14/03/2022

Taggéo ao am'commentaire ao le sipanao na le namanao hampalasa milliardaire anao 😂

Andraso andefasako MP Shakira oe tode eritrereto ao ny atao anaran'le papozy kely fa raikitra ihany ty sera ty 🥳
11/03/2022

Andraso andefasako MP Shakira oe tode eritrereto ao ny atao anaran'le papozy kely fa raikitra ihany ty sera ty 🥳

Yo les Titaniums 👊🏽 Déjà 16800 personnes sur cette page! Je vous prépare une petite surprise de quand on sera 20000 alor...
07/03/2022

Yo les Titaniums 👊🏽 Déjà 16800 personnes sur cette page! Je vous prépare une petite surprise de quand on sera 20000 alors soutenez à fond 😉

Pour parler avec moi ou voir plus de contenus personnels je vous invite à vous abonner à mon compte instagram: 🔥

Rehefa tratran'le mpanety oe ela kay le bandy mpanadala ny zanany 😂
04/03/2022

Rehefa tratran'le mpanety oe ela kay le bandy mpanadala ny zanany 😂

Saina tonga, tonga saina 🤔
02/03/2022

Saina tonga, tonga saina 🤔

Mandray izay foy, mandray ampahafolon-karena ihany koa 😛😂
26/02/2022

Mandray izay foy, mandray ampahafolon-karena ihany koa 😛😂

Diso tao anaty fahamarinana indray eh 🤧
24/02/2022

Diso tao anaty fahamarinana indray eh 🤧

Ny vehivavy sy ny fahatarana oa eh! 🤧
22/02/2022

Ny vehivavy sy ny fahatarana oa eh! 🤧

Ahoana ny fomba fanehoanao amin'ny olona iray fa tianao izy? Ny ana rehefa le mizara cacapigeon iny izahay roa ka foiko ...
16/02/2022

Ahoana ny fomba fanehoanao amin'ny olona iray fa tianao izy? Ny ana rehefa le mizara cacapigeon iny izahay roa ka foiko ho azy ilay voanjo tokana ao anatin'ilay sachet dia fantany zay fa mbola tokam-po aminy ah 😌

Izahay sy Bae dia mirary Saint Valentin sambatra ho anareo, somary manao tarehy ratsy izy io fa nanantena Iphone 13 pro ...
14/02/2022

Izahay sy Bae dia mirary Saint Valentin sambatra ho anareo, somary manao tarehy ratsy izy io fa nanantena Iphone 13 pro max indrisy ny foko manontolo ihany no cadeau nomeko azy

Indrindra rehefa sendra tsy voaray iny ilay appel, tode razana ann 😂
11/02/2022

Indrindra rehefa sendra tsy voaray iny ilay appel, tode razana ann 😂

Lis ça si tu traverses une période difficile en ce moment:Je sais que ces derniers mois ont été durs pour toi mais conti...
24/12/2021

Lis ça si tu traverses une période difficile en ce moment:

Je sais que ces derniers mois ont été durs pour toi mais continue de croire que tout ira mieux demain. Tu sais, même si des fois tu te sens seul, promis il y a encore des gens qui t'aiment, même si parfois tu te sens faible, promis tu es plus fort que tu ne le penses. Un meilleur futur t'attend au-delà de ce que tu vis actuellement, alors courage et souris encore, parce que le monde mérite ta joie de vivre. Fais la fierté de ceux qui te regardent depuis le ciel, ils auraient voulu que tu sois heureux 🙏🏼

Le concept c'est de partager cette publication afin de montrer ton soutien envers ceux qui vivent dans des situations difficiles durant ces fêtes ❤

-Andy Titanium

Service de location de garçons d'honneur pro max by Andy Titanium et Steev O Cam Tarifs:Pack découverte: -Heure fixe 8H ...
21/12/2021

Service de location de garçons d'honneur pro max by Andy Titanium et Steev O Cam

Tarifs:

Pack découverte:
-Heure fixe 8H à 22H
-Manongotra pétales de rose vao maraina any amin'ny jardin public ho atsipy eny amin'ny mariés
-Mampiresaka tontons sy tantines sy mampisotro azy
-Mitondra manao afindrafindrao an'ireo vehivavy tsy nisy naka
100000ar par tête

Pack premium:
-Pack découverte+ manao fijery mampatahotra any amin'ny invités rehefa miteny mopera oe "Si quelqu'un s'oppose au mariage, qu'il parle maintenant ou qu'il se taise à jamais"
-Manakana an'ireo tantines tsy hitondra anaty sachet mody
-Manadio espace rehefa vita ny fety
-Mitondra ireo mamo-tapona any amin'ny WC
-Mitacle an'ilay tantine mitetika anasarona voile amin'ny danse d'ouverture
150000ar par tête

Pack plus beau jour de ta vie:
-Pack premium+ mody mitomany sy mitarika ny olona handatsa-dranomaso ao am-piangonana rehefa tonga ny mariée
-Mampihavana an'ireo Ray aman-dReny nanao divorce
-Mihira "andeha ianao ry zanako vavy" mahaleo sy "marry you" Bruno Mars
-Mitsoka bulles de savon raha simba ny machine à bulles
-Misambotra reny akoho vao maraina angalana atody ho endasina ho an'ilay mariés après lune de miel)
200000ar par tête

Marihana fa professionnels tsara ny équipe ary tsy mikoty demoiselles d'honneur raha tsy hoe tena manja kosa. Koa araraoty araraoty antsoy avy hatrany ny contact fa tsy anenina ianao 😛

15/12/2021

ANDY VS JIRAMA!

Efa 2 semaines no tapaka matetika ny jiro sy rano, tsy maintsy alefa amin'izay ny del del fa tsy lasa intsony 😠

Asio j'aime sy partage raha tinao ilay vidéo, abonnement tsy adino 😉

Insta: andy_titanium

Ny pôziko vonona anao del del amin'i Jirama fa mba nihindrana WC tao am'rafotsy kay tapaka ny rano! 🤬
14/12/2021

Ny pôziko vonona anao del del amin'i Jirama fa mba nihindrana WC tao am'rafotsy kay tapaka ny rano! 🤬

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Andy Titanium posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Andy Titanium:

Videos

Share

Category