Bonjour daholo โจ
Vita iny zay ny 2024
Izahay equipen'ny ๐๐ฅ๐๐๐&๐๐จ. dia tena faly misaotra anareo rehetra tsy ankanavaka tamin'ny fahatokisanareo sy ny fanohananareo anay nandritra iny taona iny๐ฅ
Dia isaoranay manokana koa izay "Personne" iray izay.
Teo foana Izy, nanampy anay, nanome fahendrena anay, nitarika anay tamin'ny zavatra rehetra ary tena tsapanay fa teo foana.
Tsy iza izany fa ๐๐ก๐๐ฎ ๐ผ๐ฃ๐๐ง๐๐๐ข๐๐ฃ๐๐ฉ๐ง๐ ๐ฝ๐ ๐๐๐ฉ๐๐๐ซ๐๐ฃ๐ โฅ๏ธ
Ity TeniNy ity no entinay hampaherezana antsika sahady amin'izao fanombohan'ny taona izao.
"๐๐ซ๐ฒ ๐๐๐ก๐จ๐ฏ๐๐ก ๐ง๐จ ๐ฆ๐๐ง๐๐๐ก๐ ๐๐จ ๐๐ฅ๐จ๐ก๐๐ง๐๐จ; ๐๐ซ๐ฒ ๐๐ณ๐ฒ ๐ง๐จ ๐ก๐ข๐๐ซ๐๐ค๐ ๐๐ฆ๐ข๐ง๐๐จ; ๐ญ๐ฌ๐ฒ ๐ก๐๐ง๐๐๐จ ๐๐ง๐๐จ ๐ง๐ ๐ก๐๐ก๐๐๐จ๐ฒ ๐๐ง๐๐จ ๐๐ณ๐ฒ; ๐ค๐จ๐ ๐๐ณ๐ ๐ฆ๐๐ญ๐๐ก๐จ๐ญ๐ซ๐ ๐ง๐ ๐ฆ๐ข๐ฏ๐๐๐ข-๐ฉ๐จ ๐ข๐๐ง๐๐จ."
โ ๐๐๐จ๐ญ๐๐ซ๐จ๐ง๐จ๐ฆ๐ข๐ ๐๐ : ๐
Tratrin'ny taona 2025 daholo oh ๐
Ho Azy irery ihany ny voninahitra ๐ฅ
Coucou daholo ๐โจ
Tantarainay zavatra ianareo:
Ity izany misy olona iray te hanandrakandrana an'ilay pรขte masiaka be malaza ato amin'ny Facebook iny ...
(ny andro efa mafana be fa mbola tsy mafana tsara aminy angamba ๐)
Dia nefa avy eo saika tsy afaka mihitsy raha tsy ........
Araho hatramin'ny farany ary ilay video ๐คญโฌ๏ธ
Hello hello๐ค!
Dans cette inรฉvitable chaleur ๐ฅต, pourquoi ne pas la rendre รฉvitable avec une petite touche de nos glaces bien rafraรฎchissantes๐จ๐??
Pour ceux qui sont fan d'aventure et de mystรจre (ou pas๐คญ), voici votre nouvelle quรชte ๐ง:
โ
Faites votre achat chez nous et vous aurez une REMISE DE -15% mais uniquement pour ceux qui mentionneront notre fameux "CODE PROMO" (lors de sa commande ๐ฉ), qui est cachรฉ quelque part๐คซ
โผ๏ธMais aussi, ceux qui feront leur commande ร livrer ou ร rรฉcupรฉrer le 23 - 24 - 25 Dรฉcembre seront rรฉcompensรฉs par.... une surprise ๐
Alors รชtes-vous prรชt ?
ร vos marques, prรชts, commandez ! ๐ฃ
(Venez en MP pour plus d'informations)
#smallbusiness #Madagascar #icecream โจ