Kevin Ordy Rak na i Lekely - officiel

Kevin Ordy Rak na i Lekely - officiel Ito ny pejintsika vaovao , Ndao ndray hiaraka itapy eehh :D

Tairo ary azavaiko anlisany 😉🙏 androany za vao nisafidy ny amoka ity vaovao sady milay be no tena hoe reharehako 🥰♥️nika...
25/03/2024

Tairo ary azavaiko anlisany 😉🙏
androany za vao nisafidy ny amoka ity vaovao sady milay be no tena hoe reharehako 🥰♥️

nikarakara hetsika ny Cine.up.upfifaninana film court métrage izy io , izaho Kevin Ordy Rak na i Lekely - officielielefa dia efa ela no naniry anzany hoe anao film , oe za anao azy mintsy , na script na acteur sns
Tsy sahy mihintsy nefa za atramzay nohon'ny tsy fahampian'ny entimanana ka niziozio ,nidorororo teny fona , vao nahita za fa misy fifaninana tonga dia npetafako 😉😂

vao voalohany nanandrana aho, mba sahy nanandrana aho hijerevana ny tena mba talenta sy ny kely aiko 🥺

Ny sabotsy teo no nivaly hoe iza no mpandresy aminay tompon'ny film 15 vao sélectionner , akory ny hatairako na za aza tsy nino .😭

Nandresy aho , nandresy ny ekipako 🎉🎉😭😭

faly aho tena faly , ary mankasitraka ireo izay nanohana ,mankasitraka ny mpikarakara, mankasitraka ny jury nitsara fa tsy omby tratra ny hafaliako 😭😭 tena ranomaso sisa no tsy nilatsaka fa misaotra ry reto ah 🥰🥰♥️

Ny hafatro dia izao , na tsisy fahefana be , na tsisy fahatokisantena aza de anda fona ry reto ah 🥰

Nandresy ny film mitondra ny lohateny "Ndriii ry vehivavy" 😭😭
isaorako ny rehetra eh♥️♥️

17/03/2024

bonnn 😘♥️😂😂😂azafady

15/03/2024

Raha sanatria misy m'pirate ny compte'ko rahatrizay ka mangatabola aminareo de ty numako 0341052780 ity no andefasana anle vola fa aza amnenazy 🙂 merci 😘

Elisany ve amzao tsy mandinika hoe ohatrin'ny tsy itako akory ze ilaivana anle description 10km be tamin'ny photo de pro...
06/03/2024

Elisany ve amzao tsy mandinika hoe ohatrin'ny tsy itako akory ze ilaivana anle description 10km be tamin'ny photo de profil antsika taloha? 😂

lozitra 😥

01/02/2024

Mba asio vahaolana raprezy fa efa henonay aty ambohipo le fofona fako any Anosipatrana ah 😒

30/12/2023

Tiako ranga ireo mpihira gasy reo de tsy levon'ny vavoniko mintsy ah 🤣
fa raha ny momban'ny fibre go ndray dia midira ao amn site telma na ny page Telma Madagascar dia ao ianareo mahita ny mombamombanazy , fa raha misy milaza oe misy manana internet milam nohon'ny telma de amby manao totondry amina :D
zay dia samy ho tratrin'ny 2024 daholo dia hitondra zavatsoa hoantsika rehetra io taona io

25/12/2023

tratran'ny krismasy ry tiako isany ah ♥️
nenay nilay kely ,fianakams teo , niarak tamn namana ny maraina, nilay be nohon'ny tany ampengonana 😂😂fa tapitra sahady, ary nenlisany? 😉

Mba mipetraka eto ambony cousin fa tony hono tsy mampamongo vody😒
12/12/2023

Mba mipetraka eto ambony cousin fa tony hono tsy mampamongo vody😒

24/11/2023

Rehefa tena nataoko ny fandinihana de Saotra sy Dera no nanomboka anty cover cover ty teto Madagasikara🤔

21/11/2023

Ho anareo mipetraka any amin'ny faritra sy any andafy , henonareo ve le po-basy taty andohanimandroseza(ambohipo) teo?
😭😭
anontanio oe le namanareo ry reto

14/10/2023

Efa tsisy atokona intsony anaty vilaniny
Ny tahiry rehetra ty efa laniny
Ny malagasy ty efa tsy tompon'ny taniny
Cedric ihany fidiana rah te hinana voanjobory sy henakisoa😍😍

03/10/2023

Andao rangah atao appel vidéo le grevy ka 😒

02/10/2023

Ny grevy efa mandeha tsara ,ny mpisoloky ko ato mbola lazainy fa nahazo sprinter ihany za 😒

02/10/2023

Ny tonton an'olona rangah efa mpanao politique avo lenta, ny sasany milliardaire, ny sasany mafia ..ny tonton anay ny photo de profil'any aza mbola alefa barea 😂

02/10/2023

Fa nga mo androany le loko race? Sady to eny analakely ndray😒

Iza no no mahay anle film? Sopapa : raikambefolo 😂Fa mahafinaritra ny vehivavy mifampikarakara ka 😂Coucou Myh en MbaLait
23/09/2023

Iza no no mahay anle film?
Sopapa : raikambefolo 😂

Fa mahafinaritra ny vehivavy mifampikarakara ka 😂
Coucou Myh en MbaLait

01/09/2023

Les prézidàs

Tsy faniratsirana fa fisangisangiana angamba 😂
Fahatsiarovana no sady fiheritreretana tsy mitanila 😉❤️
Rehefa hita oe mandresy lahatra oa de petao aloha 😂

Bisous Telma Madagascar serie 😘❤️😂
De ny actrices ntsika ko 😉
Kaëlla Hajamihaingo
Farah Rakotomalala
Fanirisoa Lavorary

Cameraman
'boussa

Aza misy mihetsika, bass tsara fahana ty anh 😪
20/08/2023

Aza misy mihetsika, bass tsara fahana ty anh 😪

Itako tany ho any 😂😂😂RamRamora GrààRamora Gràsous 😘😂
07/08/2023

Itako tany ho any 😂😂😂

RamRamora GrààRamora Gràsous 😘😂

06/08/2023

Filazana filazana filazana drin drin trin dretrindetrintrin😉😂

Nous cherchons actuellement une personne sérieuse qui aurait de l'expérience et de la compétence dans le domaine de la caricature et des designs de couverture de magazine ou de flyers pour un projet.

Rehefa mahay style dessin animé reny de mlay nju 😘

Ps: ceci est une annonce très sérieuse et non une blague, si vous êtes ou que vous connaissez une personne correspondant au profil que nous recherchons, veuillez nous contacter en message privé tompoko rty ah
😉

Fa tena ps farany : Art digital

04/08/2023

Inona ary ny mampitovy ny olombelona sy ny voalavo? 🤔

Samy matin'ny pozimboalavo hono 😭😭

Ny poziko maheno an'ny rafotsy mampiasa ny rasoir électrique 'ako ao amin'ny do**he nefa izy tsisy volombava 😪
14/07/2023

Ny poziko maheno an'ny rafotsy mampiasa ny rasoir électrique 'ako ao amin'ny do**he nefa izy tsisy volombava 😪

De lazaindry lerony fa makany amn afobe nge hono refa misy tatouage eh 😪Salantapy 😂 afaka makany izy raha mazoto fa za z...
13/07/2023

De lazaindry lerony fa makany amn afobe nge hono refa misy tatouage eh 😪
Salantapy 😂 afaka makany izy raha mazoto fa za zao tany amGris Studioioioo nanao fa aleo any amn danzer sy azo itokisana ihany fa mandrakizay io tsy hiala eo intsony 😘

Enjana zalah reo satria maninona?

Manaraka norme europeenne ary ny encre dia certifier by reach ary ny pire dia mbola tsara be ihany koa service satria zareo manao a domicile , misy service après tatouage ihany koa ❤️❤️

Za aloha afapo eh, ianareo no sisa sady tsy lafo akory 😂
Raha misy fanontaniana de efa io ny page de miresaha tsara fa za tsy manao pub zavatra ratsy zany 😂

Za zao tsy manao pub jirama sy prezidà 😂😂😂

Naika adino , manomboka eo amn 20 000 ar de efa tatouena tena 😘😂😂

Aza mba atao mifanena amin'ny mpiasan'ny jirama mo za 😒😒
09/07/2023

Aza mba atao mifanena amin'ny mpiasan'ny jirama mo za 😒😒

22/06/2023

Tsy nampoiziko 😬 kay ve tena mampamamo ny taoka eh 😭

Eto arinandry mandrakizay za aky ❤️❤️😚😚
18/06/2023

Eto arinandry mandrakizay za aky ❤️❤️😚😚

08/06/2023

Tsy mety mino ny saiko oe za zao de génération anle mpandefa mp oe" esory le j'aime "😪😪 ko raha io tapikandrina be anty io no esorina? 😂😂😂

Address

Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Kevin Ordy Rak na i Lekely - officiel posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Kevin Ordy Rak na i Lekely - officiel:

Videos

Share

Category

Nearby media companies


Other Podcasts in Antananarivo

Show All