Hariroso MP.

Hariroso MP. ZARA MP. NA TALENTA MIVOATRA.

🙏AMINAO RY TOMPO!!! Ny anaty izay efa fantatrao mazàna,No habora-ko an-tsoratra ho tadidy,Na ireo lasa homban' asa sy fi...
21/07/2024

🙏AMINAO RY TOMPO!!!

Ny anaty izay efa fantatrao mazàna,
No habora-ko an-tsoratra ho tadidy,
Na ireo lasa homban' asa sy fikasana,
Mifameno hanampy ahy hanao safidy.

Ka indro vavaka izay takatro ho soa,
Tsy ny mety ho ahy irery no hambara,
HANJAKAO NY HERINAO RE RY TSITOHA,
IREO IZAY EFA MIEZAKA NY MANATSARA.

*****Hari-Aimé & bon@Amour****

NY HENDRY IHANY NO ANARINA
21/07/2024

NY HENDRY IHANY NO ANARINA

...?TOMBANA 😏
20/07/2024

...?

TOMBANA 😏

MP...?
20/07/2024

MP...?

Address

RN 1
Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Hariroso MP. posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Hariroso MP.:

Share

Category