Voronkely Chapelle Militaire Ivato

Voronkely Chapelle Militaire Ivato VORONKELY ANDIANY VANO 🕊️💛,FIV.278ème ✨

Satria Skoto izahay ka tia milalao 🤍🥰Asehonay aminareo an-tsary ara ny lalao nataonay, Ankasitrahanay ihany koa ny Mpian...
27/01/2025

Satria Skoto izahay ka tia milalao 🤍🥰
Asehonay aminareo an-tsary ara ny lalao nataonay, Ankasitrahanay ihany koa ny Mpiandraikitra tamin’ny izany lalao izany💫


2025💛Vonona izahay 🎉Tontosa soamantsara ny fifampiarahanana nahatratra ny Taona anio ho anay SAMPATI eto Amin’ny Fivondr...
19/01/2025

2025💛Vonona izahay 🎉

Tontosa soamantsara ny fifampiarahanana nahatratra ny Taona anio ho anay SAMPATI eto Amin’ny Fivondronana Chapelle Militaire Ivato🥰
Indro zarainay aminareo ny sary Marika ny hafalianay 😘😍



Joyeux Anniversaire Antsa voronkely🤍🥰« ….. , tahaka ny nombako an’i Mosesy no hombako anao koa; tsy handao anao na hahaf...
18/01/2025

Joyeux Anniversaire Antsa voronkely🤍🥰
« ….. , tahaka ny nombako an’i Mosesy no hombako anao koa; tsy handao anao na hahafoy anao Aho » Josoa 1:5d
Mirary soa ho an’isé izahay 💛


❤️❤️🥰
04/01/2025

❤️❤️🥰

😇🕊Andao isika anio hamantatra 𝐢𝐫𝐞𝐨 𝐡𝐚𝐟𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐟𝐨𝐧𝐨𝐬𝐢𝐧'𝐧𝐲 𝐬𝐚𝐫𝐲 𝐟𝐚𝐦𝐚𝐧𝐭𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚, ho an'ny Fankalazana ny 60 taonan'ny Voronkely sy ny Tsiambaratelony.

✅Vakio
✅Tadidio
✅Zarao sy ampitao amin'ireo Voronkely rehetra

« 𝑴𝒊𝒇𝒂𝒏𝒌𝒂𝒕𝒊𝒂𝒗𝒂 𝒕𝒔𝒂𝒓𝒂, 𝒅𝒊𝒂 𝒂𝒐𝒌𝒂 𝒊𝒔𝒊𝒌𝒂 𝒉𝒂𝒏𝒂𝒐 𝒔𝒐𝒂 𝒂𝒎𝒊𝒏'𝒏𝒚 𝒐𝒍𝒐𝒏𝒂 𝒓𝒆𝒉𝒆𝒕𝒓𝒂 » I Pet 4 : 8b; Gal 6 : 10b

Bonne Année 2025🎉🎉🦅,izahay voronkely eto amin’ny chapelle militaire Ivato dia mirary taona feno fahasoavana ho antsika r...
01/01/2025

Bonne Année 2025🎉🎉🦅,izahay voronkely eto amin’ny chapelle militaire Ivato dia mirary taona feno fahasoavana ho antsika rehetra eo ambany fahasoavan’Andriamanitra 🤍🤗

Joyeux Anniversaire Riantsoa voronkely ❤️Jesoa tia zaza anie hiaro sy hitantana an’ise amin’izay hataon’ise rehetra 🤍😍🕊️...
27/12/2024

Joyeux Anniversaire Riantsoa voronkely ❤️Jesoa tia zaza anie hiaro sy hitantana an’ise amin’izay hataon’ise rehetra 🤍😍🕊️
« Avelao ny zaza hanantona Ahy, ary aza raràna; fa an’ny toa azy ny fanjakan’Andriamanitra » Marka 10:14b

« Fa mpamonjy no teraka ho anareo anio ao an-tanànan’i Davida, dia Kristy Tompo » Lioka 2:11 Izahay voronkely ato amin’n...
24/12/2024

« Fa mpamonjy no teraka ho anareo anio ao an-tanànan’i Davida, dia Kristy Tompo » Lioka 2:11

Izahay voronkely ato amin’ny chapelle Militaire Ivato💒 , dia mirary fety Sambatra ho antsika rehetra!
💛💛💛🪽🕊️

Misaotra an'Andriamanitra lehibe isika nohon'ny fanatrarana indray n'y androany mpanorina anio Miarahaba ny skoto rehetr...
22/02/2024

Misaotra an'Andriamanitra lehibe isika nohon'ny fanatrarana indray n'y androany mpanorina anio
Miarahaba ny skoto rehetra ihany koa 🥰🥰🥰🥰🥰🥰🥰🥰🥰🥰🥰

Izahay ato amin vondrona mpanazava chapelle militaire ivato dia faly miarahaba antsika nahatratra ny taona 2024 🥰🟡🟢🔴Tahi...
28/01/2024

Izahay ato amin vondrona mpanazava chapelle militaire ivato dia faly miarahaba antsika nahatratra ny taona 2024 🥰🟡🟢🔴
Tahin’ny Tompo daholo isika rehtra

Mifalia ry sakaiza fa nahazo taom-baovao ❤️❤️Zanahary no nitaiza; ka hisaory su hajao❤️❤️  Izahay eto amin’ny Voronkely ...
01/01/2023

Mifalia ry sakaiza fa nahazo taom-baovao ❤️❤️
Zanahary no nitaiza; ka hisaory su hajao❤️❤️
Izahay eto amin’ny Voronkely Chapelle Militaire Ivato dia faly miarahaba antsika rehetra nahatratra ity taona 2023 ity
Enga anie ity tao mba hitondra soa sy fahombiazana ary fanambinana ho antsika rehetra 😘😘
Dia samy ho tahin’I Tompo daholo anie ❤️❤️❤️😘😘😘😘😘

Address

Antananarivo
103

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Voronkely Chapelle Militaire Ivato posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share