Madagasikara tsy maintsy mandroso

Madagasikara tsy maintsy mandroso Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Madagasikara tsy maintsy mandroso, News & Media Website, RN7, Ambositra.

๐—ก๐—ถ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ฏ๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ถ๐—น๐—ผ๐—ต๐—ฎ ๐—”๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐˜† ๐—ฅ๐—”๐—๐—ข๐—˜๐—Ÿ๐—œ๐—ก๐—” ๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ถ๐—น๐—ผ๐—ต๐—ฎ๐—ปโ€™๐—ถ ๐—–๐—ผ๐˜๐—ฒ ๐—ฑโ€™๐—œ๐˜ƒ๐—ผ๐—ถ๐—ฟ๐—ฒ ๐—”๐—น๐—ฎ๐˜€๐˜€๐—ฎ๐—ป๐—ฒ ๐—ข๐˜‚๐—ฎ๐˜๐˜๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ.Izaho fahalanianao hitondra  fanindroan...
03/12/2023

๐—ก๐—ถ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ฏ๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ถ๐—น๐—ผ๐—ต๐—ฎ ๐—”๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐˜† ๐—ฅ๐—”๐—๐—ข๐—˜๐—Ÿ๐—œ๐—ก๐—” ๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ถ๐—น๐—ผ๐—ต๐—ฎ๐—ปโ€™๐—ถ ๐—–๐—ผ๐˜๐—ฒ ๐—ฑโ€™๐—œ๐˜ƒ๐—ผ๐—ถ๐—ฟ๐—ฒ ๐—”๐—น๐—ฎ๐˜€๐˜€๐—ฎ๐—ป๐—ฒ ๐—ข๐˜‚๐—ฎ๐˜๐˜๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ.

Izaho fahalanianao hitondra fanindroany ny firenena izao dia ahafahako indray miarahaba anao, aminโ€™ny anaranโ€™ny vahoaka sy ny governemanta ivoariana hoy hatrany ny filoha Alassane Ouattara.
Notsipihany tao anatinโ€™ny taratasy fiarahabana nalefany fa maneho ny fanavaozanโ€™ny vahoaka Malagasy ny fahatokisany ny fahalanianโ€™ny filoha Andry RAJOELINA

๐— ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—บ๐—ฎ๐—ณ๐˜† ๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐˜๐—ผ๐—ธ๐—ถ๐˜€๐—ฎ๐—ป๐˜† ๐—ฎ๐—ปโ€™๐—ถ ๐— ๐—ฎ๐—ฑ๐—ฎ๐—ด๐—ฎ๐˜€๐—ถ๐—ธ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—ก๐—ผ๐˜€๐˜† ๐— ๐—ฎ๐—ผ๐—ฟ๐—ถ๐˜€๐˜† ๐˜๐—ฎ๐—ผ๐—ฟ๐—ถ๐—ฎ๐—ปโ€™๐—ป๐˜† ๐˜ƒ๐—ผ๐—ธ๐—ฎ-๐—ฝ๐—ถ๐—ณ๐—ถ๐—ฑ๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฎ.Niarahaba ny filohanโ€™ny Repoblika...
03/12/2023

๐— ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—บ๐—ฎ๐—ณ๐˜† ๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐˜๐—ผ๐—ธ๐—ถ๐˜€๐—ฎ๐—ป๐˜† ๐—ฎ๐—ปโ€™๐—ถ ๐— ๐—ฎ๐—ฑ๐—ฎ๐—ด๐—ฎ๐˜€๐—ถ๐—ธ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ ๐—ป๐˜† ๐—ก๐—ผ๐˜€๐˜† ๐— ๐—ฎ๐—ผ๐—ฟ๐—ถ๐˜€๐˜† ๐˜๐—ฎ๐—ผ๐—ฟ๐—ถ๐—ฎ๐—ปโ€™๐—ป๐˜† ๐˜ƒ๐—ผ๐—ธ๐—ฎ-๐—ฝ๐—ถ๐—ณ๐—ถ๐—ฑ๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ป๐—ฎ.

Niarahaba ny filohanโ€™ny Repoblikanโ€™i Madagasikara Andry Rajoelina noho ny fandreseny tamin'ny fifidianana ny 16 novambara teo ny praiminisitra Maorisianina Pravind Jugnauth.

Fototra mampiray sy hanangananโ€™i Maorisy sy i Madagasikara ho avy iombonana hoy izy ny rohy ara-tantara sy ara-pirahalahiana misy eo aminโ€™ny Nosy roa tonta. Notsindriany fa manga tokoa ny lanitra eo aminโ€™ny fifanakalozan-kevitra sy ny fifandraisana nanomboka ny fahalanianโ€™ny filoha Andry RAJOELINA voalohany taminโ€™ny taona 2018 ary mirary ny hitohizanโ€™izany sy ireo fiaraha-miasa maro ny praiminisitra Pravind Kumar Jugnauth.

Nohamafisin'ity Praiminisitra Maorisianina ity tamin'ny taratasy nalefany fa isan'ireo mpitondra fanjakana ho avy hanatrika ny lanonam-pianianan'ny filoha Andry RAJOELINA ny filoha Maorisianina Prithvirajsing Roopun.

01/12/2023

Ora no sisa andrasana Dia higadona ilay Filohampirenena andrasan'ny maro

Tonga manatrika ny Fanambarana n'y vokatra vonjimaika eny anivon'ny CENI n'y Filoha Andry RAJOELINA .
25/11/2023

Tonga manatrika ny Fanambarana n'y vokatra vonjimaika eny anivon'ny CENI n'y Filoha Andry RAJOELINA .

Miandry ampitoniana ny vahoaka Malagasy ๐Ÿ’“๐Ÿ’“๐Ÿ’“๐Ÿ’“๐Ÿ™โœŒ๏ธโœŒ๏ธโœŒ๏ธ.Andry RAJOELINA ๐Ÿ’“๐Ÿ’“๐Ÿ’“๐Ÿ’“๐Ÿ’“
22/11/2023

Miandry ampitoniana ny vahoaka Malagasy ๐Ÿ’“๐Ÿ’“๐Ÿ’“๐Ÿ’“๐Ÿ™โœŒ๏ธโœŒ๏ธโœŒ๏ธ.

Andry RAJOELINA ๐Ÿ’“๐Ÿ’“๐Ÿ’“๐Ÿ’“๐Ÿ’“

13/11/2023

kandida filoham-pirenena

13/11/2023

Madagasikara tsy maintsy mandroso

Colesium Antsonjombe efa manomboka vory lagnona vahoaka.
12/11/2023

Colesium Antsonjombe efa manomboka vory lagnona vahoaka.

Niova loko tateraka vakinakaratra nasehon'ireo vahoaka n'y tena fitiavana ;oramikija fa tsy misy miala mandray an'Atoa F...
06/11/2023

Niova loko tateraka vakinakaratra nasehon'ireo vahoaka n'y tena fitiavana ;oramikija fa tsy misy miala mandray an'Atoa Filoha Andry RAJOELINA.๐Ÿ’“๐Ÿ’“๐Ÿ’•๐Ÿ’•โœŒ๏ธ

Ireo Farimbon'ny Ben'ny Tanana Misa 21/25 ao amin'ny Distrikan'Ambositra no milatsaka atsehatra mitety Kaominina miaraka...
04/11/2023

Ireo Farimbon'ny Ben'ny Tanana Misa 21/25 ao amin'ny Distrikan'Ambositra no milatsaka atsehatra mitety Kaominina miaraka amin'ny mpandraharaha zanakin'ny Faritra manao fampielezakevitra manentana n'y vahoaka hifidy n'y Num3 sady mampahafatatra vina 5taona manaraka.

Ireto Ben'ny Tanana izay tena hita fa resilahatra tateraka tamin'ny asa vita Ary matoky s'y Mino n'y ho fahataterahan'ny vina 5 taona manaraka amin'ilay tsy misy Kaominina hadino ka vonona hiarahiasa aminy Filoha Andry RAJOELINA sady manome Toky ireo vahoaka fa hitondra fampandrosoana ho an'ny Kaominina.

Madagascar tsy maitsy Mandroso.

Fandraisana an'i Andry RAJOELINA kandida N3 tao IMADY.Nasehon'ireo reo vahoaka tao Imady omaly fa tsinaimbalala tokana v...
03/11/2023

Fandraisana an'i Andry RAJOELINA kandida N3 tao IMADY.

Nasehon'ireo reo vahoaka tao Imady omaly fa tsinaimbalala tokana vonona hanohana sy hampandany kandida laharana faha 3.
Niraihina tanteraka ireo mpitarika tao An-toerana nandray ny Filoha Andry RAJOELINA ka tazana Tรฉo avokoa ny Farimbon'ny Ben'ny Tanana, Raiamandreny aram-pajakana sy ara-drazana, Ary Fikambanana samihafa izay samy naneho fahavononana amin'ny fampandaniana.

Nampanatena ihany koa Atoa Filoha fa tsy misy Kaominina hadino ary tsy ho hadino Imady amin'ny asa fampandrosoana rehetra indrindra fa sosialim-bahoaka s'y fanohizana n'y asa efa natomboka.

โœ๏ธ Tsaratiana Aime.

Distrika Fandriana rakotra volomboasary indray omaly nanomana n'y fitsidihana hataon'i Prรฉsident Andry RAJOELINA kandida...
29/10/2023

Distrika Fandriana rakotra volomboasary indray omaly nanomana n'y fitsidihana hataon'i Prรฉsident Andry RAJOELINA kandida N3 n'y Alarobia izao.

Efa vonona amin'ny Fandraisana sy fampandaniana ny kandida N3 ireo vahoaka.

Lalana mapitohy Ambatofondrahana Amboropotsy 100km no nasina fanamboarana.Bye bye godra
27/10/2023

Lalana mapitohy Ambatofondrahana Amboropotsy 100km no nasina fanamboarana.
Bye bye godra

Ry vahoakan' Itaosy miray hina, vahoakan' Itaosy unis.Ianareo mponin'i Tanjombato sy Atsimondrano iray manontolo.Mampihe...
26/10/2023

Ry vahoakan' Itaosy miray hina, vahoakan' Itaosy unis.
Ianareo mponin'i Tanjombato sy Atsimondrano iray manontolo.

Mampihetsi-po ahy loatra ny fitiavanareo. Izaho koa dia tia anareo. Ary tsy hisy ho adino intsony ianareo rehetra mpanohana fa hitsinjo manokana anareo aho. Hanampy anareo aho koa ao anatinโ€™ ny telo taona dia vola mitentina 250 tapitrisa dolara no ho zaraina aminโ€™ireo tokantrano marefo. Tsy diso anjara aminโ€™izany isika eto Atsimondrano sy ianareo mpiara-dia rehetra . Hanao karatra misy QR code isika mba hahafahako manome izany fanampiana izany ho anareo. Tsy ho mpitazana fotsiny intsony ianareo fa tena hisitraka ny fampandrosoana.

Koa ianareo izay liana aminโ€™ny fampandrosoana dia tongava mifidy. Ny vahoaka maro anโ€™isa no tsinjovintsika fa tsy izay tombontsoanโ€™olombitsy.

โœ๏ธAndry RAJOELINA

Efa miatrana miandry n'y Kandida Num 3 โœŒ๏ธ vahoaka eto Itaosy.
26/10/2023

Efa miatrana miandry n'y Kandida Num 3 โœŒ๏ธ vahoaka eto Itaosy.

Tao Analavory Itasy indray androany no nanohizana n'y Fampielezan-kevitra.Vahoaka maro hatrany no Tonga niray fo s'y nan...
24/10/2023

Tao Analavory Itasy indray androany no nanohizana n'y Fampielezan-kevitra.
Vahoaka maro hatrany no Tonga niray fo s'y naneho fitiavana Ary fahavononana amin'ny fanohanana.
Mankasitraka anareo vahoaka Analavory fa tsapa n'y fitiavanareo.
Madagascar tsy maitsy Mandroso,isika tsy maitsy mandresy.

24/10/2023

Mampiray fo sady mampifakatia tokoa ny kandida laharana faha 3.

Manohina ny fo ny fihetsika ity nataon'ny mpanohana any amin'ny faritra Imady Ambositra iny.

Andry RAJOELINA tao Mahajanga omaly,izay andalovany mamerovero avokoa .1er tour de vita.
22/10/2023

Andry RAJOELINA tao Mahajanga omaly,izay andalovany mamerovero avokoa .
1er tour de vita.

Carnaval fanohanana kandida Num 3 โœŒ๏ธ Andry RAJOELINA Ambositra 21octobre 2023.Rakotra volomboasary indray Ambositra Tong...
22/10/2023

Carnaval fanohanana kandida Num 3 โœŒ๏ธ Andry RAJOELINA Ambositra 21octobre 2023.

Rakotra volomboasary indray Ambositra Tonga maro ireo mpanohana nandritra carnaval natao naharitra Ora 3.

Ambositra vs Antsonjombe colesium
21/10/2023

Ambositra vs Antsonjombe colesium

โ—๐ŸšจHitafa amin'ny vahoaka malagasy isan'andro ny Kandida Andry Rajoelina ao amin'ny pejiny. Manomboka androany amin'ny 19...
20/10/2023

โ—๐ŸšจHitafa amin'ny vahoaka malagasy isan'andro ny Kandida Andry Rajoelina ao amin'ny pejiny. Manomboka androany amin'ny 19h30 hariva.

Hanao fandaharana manokana mikasika ny raharaham-pirenena aho anio ka hiditra mivantana ao amin'ny FRANCE 24  miaraka am...
18/10/2023

Hanao fandaharana manokana mikasika ny raharaham-pirenena aho anio ka hiditra mivantana ao amin'ny FRANCE 24 miaraka amin'i Marc Perelman amin'ny 1 ora atoandro eto amintsika.

Manasa anao hanaraka mivantana izany ao amin'ny fahitalavitra France 24 sy ny Viva TV na koa eto amin'ny pejy ofisialy Andry Rajoelina .

Hanao rendez vous amitsika vahoakan'i Mahajanga indray n'y Candidat Numรฉro 3 Filoha Andry RAJOELINA ny sabotsy izaoโœŒ๏ธ
18/10/2023

Hanao rendez vous amitsika vahoakan'i Mahajanga indray n'y Candidat Numรฉro 3 Filoha Andry RAJOELINA ny sabotsy izaoโœŒ๏ธ

Asa fa tsy kabary fotsiny.Fampanatenana nataon'i Filoha Andry RAJOELINA teto Fianarantsoa ny sabotsy lasa Tรฉo nandritra ...
17/10/2023

Asa fa tsy kabary fotsiny.
Fampanatenana nataon'i Filoha Andry RAJOELINA teto Fianarantsoa ny sabotsy lasa Tรฉo nandritra ny fampielezakevitra n'y hanamboara hanoloana indray ity Tapii ity Ary Tonga Dia natao avy hatrany izany satria efa potika tateraka n'y teto.

Andao aloha hitodika an'i Sambava indray n'y maso.Io izy Io vonona hanohana ny kandida N*3 Andry RAJOELINA n'y vahoakan'...
17/10/2023

Andao aloha hitodika an'i Sambava indray n'y maso.

Io izy Io vonona hanohana ny kandida N*3 Andry RAJOELINA n'y vahoakan'i Sambava .

Efa teraka n'y olona hahasolo anao.Vo izay no hisy zanaka Filohampirenena afaka handimby toerana n'y rainy afaka mandat ...
16/10/2023

Efa teraka n'y olona hahasolo anao.

Vo izay no hisy zanaka Filohampirenena afaka handimby toerana n'y rainy afaka mandat 4-5 eo .
Mirary SOA fa hita sahady taratra lalana ho lalovany.
N'y hazo noho vanon-kolakana,n'y tany naniriany no tsara.

16/10/2023
Fatatr'ireo mpivarotra n'y olona mihaino azy s'y afaka mijery azy ka mahasaropiaro azy ireo .Filoha akaiky vahoaka madin...
16/10/2023

Fatatr'ireo mpivarotra n'y olona mihaino azy s'y afaka mijery azy ka mahasaropiaro azy ireo .
Filoha akaiky vahoaka madinika tsy manavakavaka fa mampiray n'y Malagasy Andry RAJOELINA โœŒ๏ธ

N'y fitiavana no lehibe indrindra.N'y fitiavana manova n'y Zavatra rehetra.N'y fitiavana no mampiray atsika.Andry RAJOEL...
16/10/2023

N'y fitiavana no lehibe indrindra.
N'y fitiavana manova n'y Zavatra rehetra.
N'y fitiavana no mampiray atsika.

Andry RAJOELINA tsy miala aminao izahoโœŒ๏ธ.

N'y fitiavana rehefa ao am-po dia afaka mamorona n'y Zavatra rehetra.Mankasitraka anareo CS ANR Androany nandritra ny ca...
15/10/2023

N'y fitiavana rehefa ao am-po dia afaka mamorona n'y Zavatra rehetra.

Mankasitraka anareo CS ANR Androany nandritra ny carnaval โœŒ๏ธโœŒ๏ธ

Vaky indray Analamanga volomboasary ny Atsika hoy vahoaka Analamanga androany.Andry RAJOELINA N*3
15/10/2023

Vaky indray Analamanga volomboasary ny Atsika hoy vahoaka Analamanga androany.

Andry RAJOELINA N*3

N'y tao Fianarantsoa omaly feno hipoka indray n'y kianja Ampasambazaha.Rakotra fifaliana tateraka ihany koa ny fihaonana...
15/10/2023

N'y tao Fianarantsoa omaly feno hipoka indray n'y kianja Ampasambazaha.

Rakotra fifaliana tateraka ihany koa ny fihaonana.1er tour de vita hoy ireo vahoaka Tonga maro .
Feno fitiavana vahoaka Fianarantsoa.

Efa miatrana ao amin'ny Kianja Ampasambazaha Fianarantsoa ireo mpanohana n'y Kandida N*3 Andry RAJOELINA.Rakotra volombo...
14/10/2023

Efa miatrana ao amin'ny Kianja Ampasambazaha Fianarantsoa ireo mpanohana n'y Kandida N*3 Andry RAJOELINA.
Rakotra volomboasary indray Fianarantsoa.

Manandriana Amoron'i Mania.Mifanjevo ireo vahoaka milahatra historia anarana hanohana ny kandida N3 Andry RAJOELINA eny ...
14/10/2023

Manandriana Amoron'i Mania.

Mifanjevo ireo vahoaka milahatra historia anarana hanohana ny kandida N3 Andry RAJOELINA eny amin'ny QG.

Nampisy fandriampahalemana ny Filoha Andry RAJOELINA ka ho fidinay hoy n'y vahoaka,nahazo hรดpitaly koa anayโœŒ๏ธโœŒ๏ธ

Efa vonona n'y amin'ny fanohanana hampandany ny kandida N3 Andry RAJOELINA hoy solombavambahoaka

Niova loko tateraka n'y vahoakan'i Port Bergรฉ androany.Nafana ny Fandraisana Filoha Andry RAJOELINA kandida N3 ,tafahaon...
14/10/2023

Niova loko tateraka n'y vahoakan'i Port Bergรฉ androany.

Nafana ny Fandraisana Filoha Andry RAJOELINA kandida N3 ,tafahaona n'y Tia sy n'y manina ka rakotra volomboasary n'y Tanana.

Maro n'y asa vita ka nahatsiaro n'y soa natao azy ireo vahoaka izay Tonga maro tamin'ny fitiavana tokoa.

Madagasikara tsy maintsy mandroso, tonga maro ireo vahoaka tao Betania Toliara I izaynotarihan'ny Atoa Tinoka Roberto Mb...
13/10/2023

Madagasikara tsy maintsy mandroso, tonga maro ireo vahoaka tao Betania Toliara I izay
notarihan'ny Atoa Tinoka Roberto

Mbola tsy tonga ny kandida laharana faha 3 dia efa tonga maro be ireo vahoaka izay manohana an'ny Atoa Andry Rajoelina

Andry RAJOELINA N*3 tao Ambanja omaly feno hipoka hatrany ny kianja.Hifamotoana ao Apasambazaha Fianarantsoa indray raha...
13/10/2023

Andry RAJOELINA N*3 tao Ambanja omaly feno hipoka hatrany ny kianja.
Hifamotoana ao Apasambazaha Fianarantsoa indray rahapitso n'y ireo mpanohana.

Filoha Andry RAJOELINA eto Ambanja .Mitohy hatrany ny fitetezam-paritra aty amin'ny ilany avaratra.
12/10/2023

Filoha Andry RAJOELINA eto Ambanja .
Mitohy hatrany ny fitetezam-paritra aty amin'ny ilany avaratra.

Hafaliana foana tsika lava n'y miaraka aminay.Miramirandanva mahatsiarotsiaro sambatra IanaoโœŒ๏ธโœŒ๏ธโœŒ๏ธ
12/10/2023

Hafaliana foana tsika lava n'y miaraka aminay.
Miramirandanva mahatsiarotsiaro sambatra IanaoโœŒ๏ธโœŒ๏ธโœŒ๏ธ

Higadona ao Fianarantsoa n'y sabotsy izao n'y Kandida N*3 โœŒ๏ธโœŒ๏ธโœŒ๏ธ.Filoha Andry RAJOELINA
12/10/2023

Higadona ao Fianarantsoa n'y sabotsy izao n'y Kandida N*3 โœŒ๏ธโœŒ๏ธโœŒ๏ธ.
Filoha Andry RAJOELINA

Address

RN7
Ambositra

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Madagasikara tsy maintsy mandroso posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Videos

Share



You may also like