Gazety Akon'ny Diôsezy Ambositra

Gazety Akon'ny Diôsezy Ambositra EKAR DIÔSEZY AMBOSITRA OFISIALY

01/03/2024

NY KAREMY : TEOLOJIA SY FITSIPIKA
Efa maro no nanoratra momba ny karemy. Efa nisy lahatsoratra navoaka teto momba azy kanefa tsy lany ny fandalinana azo atao. Tsara koa iverenana sy resahina amin’ny fomba hafa mba tena ho azo ny votoatiny.
 Inona ny karemy ?
Fiomanana amin’ny Paka, anatin’ny efapolo andro ny karemy, araka ny anarany latinina « quadragesima ». Amin’ny karemy no fiomanana sy fanaovana ireo dingana batemy ho an’ireo katekômenina hatao batemy amin’ny Paka. Manamarika ny karemy ny vavaka, fifadiankanina sy fiantrana. Manomboka ny Alarobian’ny Lavenona hatramin’ny Pantekôty ny antsoina hoe tsingerin’ny Paka (cycle pascal). Misy ny fiomanana mialoha, misy ny masony ary misy ny fankalazana fito herinandro manaraka.
 Ny fotoana nanombohana nanaovana ny karemy ?
Nanomboka tamin’ny taonjato fahefatra no nanokanana fotoana ho fibebahana sy fihavaozana, ho an’ny Eglizy. Mifady hanina sy mifady karazankanina sasantsasany no nentina niaina io fibebahana sy fihavaozana io. Tany amin’ireo Eglizy tatsinanana dia tena henjana ny fanarahana ny lalàn’ny karemy, fa rehefa nitatra niakandrefana ny fomba dia nihanalefaka tsikelikely. Na izany aza anefa dia voatazona hatrany ny maha fibebahana sy fiovam-pamindra ny karemy.
 Nahoana ny Eglizy katôlika no manao karemy ?
Isan-taona ny Eglizy dia miray amin’ny misterin’i Jesoa tany an’efitra, anatin’ny efapolo andro (Katesizin’ny Fiangonana Katôlika, famintinana, lah.106).
Inona no toe-tsaina enti-miaina ny karemy ?
Mandritra ny karemy dia toy ny manao fampiasampanahy na laretirety miaraka ny mpino katôlika rehetra. Mandritra ny karemy dia asaina ny mpino haka tahaka izay niainan’i Kristy tany an’efitra, sady miomana hankalaza amin’ny fomba manetriketrika ny fetin’ny Paka amin’ny fanadiovana ny fo amam-panahy, amin’ny fampiharana amin’ny fomba lavorary ny fiainana maha kristianina ary fomba fiainana maneho fiovan-toetra na fibebahana.
Inona moa ny fibebahana ?
Penitansy no filazan’ny kristianina zokintsika amin’ny finoana ny hoe fibebahana. Ny teny grika metanoia no mahalaza bebe kokoa azy, izay midika hoe fiovan’ny fisainana eo amin’ny mpanota. Ny fibebahana dia ny fitambaran’ireo asa rehetra na ao anatin’ny olona na miseho amin’ny ataony, anonerany ny ota vitany. Fiovam-piainana no mahalaza mivantana ny atao hoe fibebahana. Miverina amin’ny fihavanana amin’Andriamanitra, amin’ny hafa, amin’ny tena ary amin’ny zavaboary ny mpanota teo aloha. Fony mbola nanota ilay olona dia lavitra an’Andriamanitra. Fibebahana ihany koa, raha araka ny boky Asan’ny Apôstôly ny fandraisan’ny mpino ny finoana tôrin’ny Apôsitôly. (Jereo, « Repentir et Conversion dans les Actes des Apôtres » in Jacques DUPONT, Etudes sur les Actes des Apôtres, Lection Divina 45, Paris, Cerf, 1967, pages 421-476).
 Endrika isehoan’ny fibebahana ?
Mety hanana endrika maro ny fivalozan’ny mpino kristianina. Endrika telo no ambaran’ny Soratra Masina sy ireo Aban’ny Fiangonana : fifadiankanina-vavaka-fiatranana. Ireo endri-pivalozana ireo dia mifamaly amin’ny nandavana ny fitiavana ny tena araka ny tokony ho izy, fitiavana an’Andriamanitra, fitiavana ny hafa. Araka ny lazain’ny Katesizin’ny Fiangonana Katôlika, famintinana, lah 300 dia ny batemy sy ny maha maritiry no fandiovana tanteraka ny mpanota. Kanefa anisan’ny fomba ahazoana famelana ny fahotana ihany koa ireo ezaka samihafa atao hihavanana amin’ny hafa, ny ranomasom-pivalozana, ny fiahiana ny hahavonjy ny hafa, ny vavaka ataon’ireo olomasina, ny fanaovana asasoa (1 P 4, 8).
 Voadidy hanao fivalozana ve isika ?
Lazain’ny Lalàn’ny Fiangonana, CIC, can. 1249 mazava fa ny mpino rehetra, samy araka ny fombany tsirairay, dia voadidy araka ny lalàn’Andriamanitra hivalo, kanefa mba hisian’ny fomba fivalozana iraisana dia misy andro sasantsasany natondro hivalozana : ireo andro ireo dia hivavahana, hanaovana asa fiantrana sy asam-pitiava-namana, hanadinoana ny tena amin’ny alalan’ny fanaovana tsara ny asa sy ny adidy manandrify ny tena, ary indrindra ny fitandremana ny fitsipika momba ny fifadiankanina sy ny fifadiana karazan-kanina sasantsasany.
 Inona avy ireo fotoana fivalozana voalahatry ny Eglizy ?
Araka ny lalàn’ny Fiangonana, CIC, can. 1250, ny Eglizy katôlika eran’izao tontolo izao dia manao ny andro zoma mandritra ny taona sy ny fotoan’ny karemy efapolo andro ho fotoam-pivalozana.
 Inona no hatao isaky ny zoma mandavantaona ?
Araka ny CIC, can. 1251, isaky ny zoma no ahatsiarovana ny nahafatesan’i Jesoa Kristy teo amin’ny lakroa, noho izany isaky ny zoma mandavantaona, afa-tsy hoe sendra fankalazana manetriketrika, dia tokony hifady hena ny mpino, na sakafo hafa faritin’ny Fivondronamben’ny Eveka isam-pirenena ho fadiana manokana. Andro hifadiankanina na hifadiana karazan-tsakafo sasantsasany koa ny alarobian’ny Lavenona sy ny Zoma Masina.
 Tondrozotra harahin’ny mpino :
Talohan’ny nandraisan’i Moizy ny takelabaton’ny Fanekempihavanana : nandany efapolo andro tany an-tendrombohiitra izy. Jesoa koa nifady hanina tany an’efitra efapolo andro. Isika mpino kosa miaina ny karemy anatin’ny efapolo andro iomanana amin’ny fetin’ny Paka.
 Tanjona kendrena :
Kendrena amin’ny karemy ireo : finoana mifoha, ezaka amin’ny fibebahana, vavaka bebe kokoa, fifampizarana eo amin’ny mpiarabelona.
 Fampianaran-dehibe tovozina amin’ny Evanjely :
Nandresy ny fakampanahy i Jesoa, niova tarehy, manentana amin’ny fibebahana (omena fotoana isika hibebaka, tsy ailika ny mpanota, mamela fa tsy manameloka).

 Toetra telo tokony hivelatra :
Ny fandresena ny filana, ny hatsarampanahy sy ny fanaovantsoa dia miseho amin’ny fanomezana sy ny famelana hadisoana, miseho amin’ny resaka atao amin’Andriamanitra.
Ny tian-ko tratra amin’ny ezaka telolafy:
Amin'ny alalan'ny vavaka: manao izay tian’Andriamanitra. Amin'ny fifadian-kanina: mamono ny fanirian-dratsy. Amin'ny alalan'ny fiantrana: manonitra ny fahotan'ny tena.
Lavin’ny mpino ireto :
Satria andriamanitra tsy izy ka lavintsika ny fahafinaretana, ny fahombiazana araka ny maha olombelona fotsiny ary ny fahefana.
Tsiky Marcel

28/02/2024

LES ESSENTIELS QUI CONDUISENT AU CIEL
Michée 6, 8
“On t’a fait savoir, homme, ce qui est bien, ce que Yahvé attend de toi ; rien d’autre que ceci : accomplir la justice, aimer la bonté et marcher humblement avec ton Dieu.”
Mat 7, 12
Faites donc pour les autres tout ce que vous voulez qu’on fasse pour vous, c’est bien ce que disent la Loi et les Prophètes.
Luc 6, 31
Traitez les autres comme vous voulez qu’ils vous traitent.
Rm 13, 8-10
Tâchez de ne rien devoir à personne, si ce n’est l’amour que vous vous devez entre vous. Et quand on aime le prochain, on est en règle avec la Loi : Tu aimeras le prochain comme toi-même. Cette seule parole résume les commandements : Tu ne commettras pas l’adultère, tu ne tueras pas, tu ne voleras pas, tu ne désireras pas, et tous les autres encore. L’amour ne fait pas de mal au prochain ; l’amour est donc la parfaite réponse à la Loi.

28/12/2023

Mahafaly ahy ny manolotra ho anao ity Application Android vaovao vao noforoniko ity: Fanalahidy hahazoana ny Baiboly. Araho ny rohy hahafahanao mi telecharger ny application, installer avy eo. Mazotoa mampiasa e!

05/12/2023

Le hème de la thèse de doctorat de Mgr Luc Olivier Razafitsimialona en décembre 2018 était :
"La vie pastorale comme lieu de rencontre avec Dieu et
de connaissance de Dieu –
Le cas des Bara de Madagascar à la lumière de la Bible, une perspective pastorale dans le diocèse d’Ihosy".

Abonnement annuel avec 11 numéros, seulement 5000 Ariary.Chaque issue se vend en cash à 500 Ariary.
06/02/2023

Abonnement annuel avec 11 numéros, seulement 5000 Ariary.Chaque issue se vend en cash à 500 Ariary.

500 Ariary. Ao amin'ny accueil Résidence Zatoaty.
06/02/2023

500 Ariary. Ao amin'ny accueil Résidence Zatoaty.

Sorona Masina fahatsiarovana an'i Md Ambroise eveka sady fanokafana ny dinika sinôdaly eo amin'ny pretra sy relijiozy.
07/12/2022

Sorona Masina fahatsiarovana an'i Md Ambroise eveka sady fanokafana ny dinika sinôdaly eo amin'ny pretra sy relijiozy.

Tamin'ny alahady 23 okrobra 2023: Fametrahana Curé tao Ambatomarina sy tao Miarinavaratra.Mompera Louis Pascal no curé m...
25/10/2022

Tamin'ny alahady 23 okrobra 2023: Fametrahana Curé tao Ambatomarina sy tao Miarinavaratra.
Mompera Louis Pascal no curé mitondra ny distrika Ambatomarina, ampian'ny Mompera Tsiky Marcel, Vikera.
Mompera Ndria kosa no curé ao Miarinavaratra, ampian'i Mompera Norbert sy Diakra Florent.

19/10/2022

DIOCESE D’AMBOSITRA
Esquisse historique
INTRODUCTION
Pour pouvoir comprendre la situation religieuse de notre zone, il serait mieux de partir de la situation géographique. Le Diocèse d'Ambositra s'est étendu dans une surface de 16 539 kilomètres carrés, avec une population de 928 714 (Statistique diocésain en janvier 2019). La région d'Ambositra est célèbre pour sa foi catholique. Ambositra est également célèbre pour de nombreuses personnes répondant à l'appel de Dieu à devenir prêtres et religieux.
Le 15 août 1873, la première messe à Amoronimania (Sandrandahy) est présidée par Père Augustin Delbosc, SJ. Il était à ce moment accompagné par la Reine Ranavalona II et son escorte, en présence de Victoire RASOAMANARIVO la toute première Bienheureuse de Madagascar lors de leur route pour Fianarantsoa.
Sauf erreur de notre part, faute de document, en 1876, la première messe a eu lieu à Ambositra. Entre l’intervalle de 1886 et de 1891, le Père Jacques Berthieu se voit confier l'organisation de la Mission d'Ambositra. A cette époque, il était Curé d'Ambositra. En 1891, le Père Jacques Berthieu fut nommé pour déménager d'Ambositra. Il a fondé 15 églises à cette époque avant de rejoindre Antananarivo. Il est à signaler qu’Ambositra faisait partie septentrionale du diocèse de Fianarantsoa, entre le 14 septembre 1955 date de son érection comme diocèse au 3 juin 1999 celle d’Ambositra, en tant que diocèse.
LES PREMIERS FONDATEURS
Les deux missionnaires jésuites suivants - avec les dates respectives de leurs arrivées - ont fondé la mission catholique à Ambositra : le Père Gaston de BATZ (1836-1883) qui est arrivée le 21 juin 1876, le Frère Martin Brutail, Coadjuteur, arrivée le 02 Novembre 1877. En raison du déclenchement de la première guerre entre les Malgaches et les Français, le Père Gaston de Batz et le Frère Brutail ont dû quitter Ambositra. Ils se rendirent à Mananjary le 21 juin 1883. Épuisés, fiévreux et affamés, ils meurent à Mananjary les 27 et 28 juillet 1883. Les ossements des deux ont été prélevés à Mananjary et inhumés à Antananarivo le 16 août 1886.
Avec la signature du traité de protection du 17 décembre 1885, les Missionnaires français ont pu à nouveau travailler librement. Les deux jésuites Pères Morisson et Jacques Berthieu sont venus à Ambositra le 6 juillet 1886. Dans le cas de l'œuvre missionnaire du Père Jacques Berthieu notamment, il a travaillé pendant cinq ans (1886-1891). Envoyé au Nord d'Antananarivo le Père Jacques Berthieu y était martyrisé par les Menalamba le 8 juin 1896, puis béatifié par le Pape Paul VI (1965) lors du Concile Vatican II, et canonisé par le pape Benoît XVI (2012).
Il ne faut pas oublier que des laïcs zélés et dévots ont aidé les missionnaires jésuites à promouvoir la foi catholique : parmi eux Benoit Rakotonavalona, Constantin, Germaine, Antoine, surtout à l’absence des missionnaires.
DE 1896 AUX DECENNIES SUIVANTES
La colonie française a été l'une des raisons de la promotion du catholicisme à Ambositra. Quelques années seulement après l'arrivée des Français, plus de 200 églises catholiques ont été établies. Le Père Bardon était alors le chef de la mission, surnommé Rabetsileo. Il organisa la mission de manière nouvelle. Il a divisé Ambositra en cinq régions :
Ville : Ambositra et environs
La Région de l'Est : Imady, Imito, Zafimaniry, Tanala.
Le nord : d'Iary au nord.
L'ouest : Ambohipia, Iarinoro, Ilaka, Andina, Bemaha, etc.
Le sud : Ambohimahazo, Manandriana.
Cependant, seuls trois prêtres s'occupaient de ces cinq districts. Le Père PEYRILHE : Ambositra et ses environs, Imady, Iarinoro, Atsimondrano. Le Père FABRE assurait Alarobia-Sandrandahy et Fisakana en entier tandis que le Père DUPUY s’occupait d’Ambohimahazo, Ivato et ses environs. Ces trois jésuites toulousains cités supra ne pouvant s'occuper seuls de ces nombreuses églises, ils firent appel à des prêtres jésuites champenois.
Des Congrégations religieuses se sont aussi installées à Ambositra. Les Sœurs Saint Joseph de Cluny (1898) ; Les Frères des Écoles Chrétiennes (1900) ; Les Sœurs Bénédictines (1934). La construction d'écoles catholiques va également de pair avec la l’établissement et la construction d'églises. Les missionnaires sont convaincus que le savoir et la connaissance facilitent l'édification de la foi. Résultat, les catéchistes de l'Église étaient presque toujours des instituteurs. Il y avait deux types d’école : crèche (garderie) d'un côté et breveté de l'autre.
1918 : FIN DE LA PREMIERE GUERRE MONDIALE
Il y avait déjà des statistiques qui pouvaient être analysées pour les résultats du travail de propagation de la foi en 1918. Nombre d’habitants : 1715000 avec 34000 des catholiques baptisés. Les missionnaires ont fait des grands efforts durant ces cinquante premières années même s'ils ont dû faire face à de nombreuses difficultés : distance, langue, adaptation au climat, etc.
1922 : CONSTRUCTION DE L’ACTUELLE CATHEDRALE
La cathédrale actuelle a été fondée en 1922 par le Père Lefebvre du Prey et le Frère Ruyant. Le premier bâtiment d'église à Ambositra était petit. Cette première église se trouvait là où est aujourd’hui la Résidence « Zatoaty ». La nouvelle église, aujourd'hui cathédrale, a été inaugurée en 1926, après seulement quatre ans de travaux. Elle a été dédiée au jubilé d'or de la première messe à Ambositra.
1926 : JUBILE D’OR DE LA PREMIRE MESSE
Les frères qui travaillaient ici à cette époque : FF. Ruyant, Claise, Chesnay. Les prêtres qui ont travaillé à Ambositra en ce 50ème jubilé de la foi étaient: Les Pères du Coëtlosquet, Amblard, Pelot, Verley, Decroix, Peyrilhe, Leurent, Picavet, Poirier, Lefebvre du Prey. Voici les statistiques des baptisés à l'occasion du cinquantième anniversaire de la Foi à Ambositra (1926).


Ville d'Ambositra : 2927
Environs d'Ambositra : 4222
Ambohimahazo : 11027
Imady: 8538
Milamaina: 8902
Alarobia-Sandrandahy: 6500
Iarinoro: 7676

Total : 49792
1935 – 1936 : ANNEES DE CONSTRUCTION
En 1935, la construction du siège de la mission à Ambositra (Zatoaty) a commencé. Le Père Joseph Lefbvre et le Frère Cauchies l’ont construite dans un délai d’un an (achevée en 1936). En effet, à partir de 1903, les prêtres missionnaires se répandirent dans les campagnes, répandant rapidement la foi catholique.
Chaque mois, ils reviennent au siège à Ambositra pour se rencontrer, se détendre et pour partager entre eux les missions. Avant le premier vendredi était la session des prêtres, mais plus t**d, elle a été modifiée pour commencer le dimanche après le premier vendredi du mois et durer trois jours.
DE 1966 : PÉRIODE APRÈS LE CONCILE VATICAN II VERS 1999
Les résolutions et enseignements adoptés au Concile Vatican II ont beaucoup changé le travail missionnaire. En effet ce Concile avec ces 16 documents voulait ambitionner de donner un nouvel élan missionnaire. Une nouvelle conception de la nature et de l'image de l'Église pour aujourd'hui, l'identité de l'Église, la participation des laïcs, l'éducation, l'œcuménisme, etc y sont fournies.
De nombreux prêtres malgaches travaillaient déjà à cette époque à Ambositra. Parmi eux figurent le Père Jérôme Ranaivomanana, Victor Razafimahatratra, Stanislas Ramanantsoa, le Pasteur Rakotondrabe. D'autres prêtres malgaches travaillant à Ambositra étaient Philippe Randrianasolo, Joseph Ralaivao, Jean-Baptiste Ratsimba, Georges Ravoson, Thomas-Noël Rakotoarinesa.
Voici les prêtres missionnaires qui ont continué leur travail missionnaire en 1966 : Joseph Masseria, Louis Walton, Théophile Hansen, Etienne Delahodde, André Boltz, Marcel Schwartz, Gaspare Impastato, Jean-Marie Duquesne, Franco Nicchi, Michel Peltereau-Villeneuve, Bernard Petit-Dutaillis, Yves Hoffmann, Michel Etienne, Jean Leroy, Antonio Mangiapane, Vincenzo Maruca. Le temps nous manque pour lister tous les prêtres qui ont travaillé à Ambositra, mais seuls les Supérieurs chargés de la Région Nord du Diocèse de Fianarantsoa seront recensés, du Père Gaston de Batz (1876) au Père Louis Coureau (1999), lorsqu'il était diocèse d'Ambositra.
Gaston de Batz 1876-1883
Les missionnaires ont été expulsés 1883-1885
Jacques Berthieu 1886-1891
Cassagne 1891-1892
Léon Fabre 1892-1894
Les missionnaires ont été expulsés 1894-1895
Léon Fabre 1895-1897
Léon Peyrilhe 1897-1900
Léon Fabre 1900-1904
Pierre Chesnay 1904-1911
Victor Picavet 1911-1918
Armand Poirier 1918-1922
Gaston Lefebvre du Prey 1922-1928
Adrien Laurent 1928-1931
Pierre Xavier Morel 1931-1932
Léon Derville 1932-1935
Victor Catry 1935-1941
Félix Donau 1941-1942
Bernard Vienne 1943-1945
Charles Amblard 1945-1948
Léonard Daniel 1948-1951
Jean Baudet 1951-1957
Gonzague Maës 1957-1963
Victor Razafimahatratra 1963-1969
Ignace Razafimandimby 1969-1973
Philippe Randrianasolo 1973-1979
Stanislas Ramanantsoa 1979-1985
Robert Dubois 1985-1991
Andrea Guastella 1991-1995
Louis Coureau 1995-1999
NAISSANCE DE L’ECOLE NORMALE
L'École Normale est un lieu de formation et de préparation des catéchistes. Elle a été fondée au temps du Père Peyrille en 1897, avec Édouard Rakoto et Antoine Ravelo. Le Père Jean Leroy déménageait le centre catéchétique à Ambohibary. La première pierre d’angle de l'édifice d'Ambohibary a été posée le 22 août 1967. Il a fallu cinq ans pour l'achever.
Le 125e anniversaire de l'École a été célébré fin juin 2022, et il y a eu une messe à Maharivo pour le marquer, et les catéchistes formés là-bas cette année ont été envoyés solennellement en mission par Mgr Fidelis Rakotonarivo. De nombreux prêtres se sont substitués pour diriger le centre de formation, du Père Peyrilhe au Père Jean de Dieu Randriamanalina.
1999-2022 : DEBUT DU DIOCESE ET EPISCOPAT DU PREMIER EVEQUE
Le 3 juin 1999, l'annonce a été entendue de Rome qu'il a été établi en tant que diocèse d'Ambositra. Il est sûr qu'il y a eu une demande d'Ambositra et une enquête de Rome. Lorsque toutes les conditions furent réunies, Rome annonça qu'il devenait le diocèse d'Ambositra. Nommé premier évêque à la tête du diocèse, le Père Fulgence Rabemahafaly, qui poursuit sa formation à l'étranger.
Le 31 octobre 1999, Monseigneur Fulgence Rabemahafaly a été sacré évêque à Ankorombe Ambositra et il a été placé en position de successeur des apôtres (intronisé à sa cathèdre), pour diriger l'Église catholique à Ambositra. "Appelons le Seigneur, nous sommes partis" étaient les mots qu'il a exhortés les fidèles catholiques dans tout le diocèse, comme mot d’ordre (leitmotiv). La devise qu'il a choisie pour vivre sa vie et son ministère épiscopale est « Parle, Seigneur, car ton serviteur écoute » (1 Sam 3, 10). Vivre l'Évangile dans sa plénitude était ressenti comme brûlant dans le cœur de l'évêque. La prière du Seigneur est la manière la plus courante d'écouter et de donner à Dieu la première place dans tout ce que l’on fait, d’après lui.
Le démarrage du diocèse coïncide avec la célébration de la 125 eme année de la Foi en 2001. Des animations, des efforts communs ont été prônés par Mgr Fulgence. Monseigneur Fulgence Rabemahafaly a exhorté les fidèles à planter 2000 arbres par District. Il a également organisé un concours de chant « Zafindraony ». Il a voulu que le diocèse tout entier soit comme une seule famille. Le développement du plein potentiel d'une personne et le salut ont été les contenus de ce qu'il prêche.
Mgr Fulgence Rabemahafaly a fixé trois piliers de priorité pastorale : lutte contre l'analphabétisme, développement (amitié dans la société, travail, protection de l'environnement), étude et mise en pratique de la Parole de Dieu. Lorsque l'archevêque de Fianarantsoa, Mgr Philibert Randriambololona, a pris sa retraite en 2002, le pape Jean-Paul II a nommé le premier évêque du diocèse d'Ambositra comme archevêque pour le remplacer. Malgré ce transfert et sa nouvelle responsabilité, il gère toujours lui-même le diocèse d'Ambositra, mais non pas en tant qu'évêque local mais en tant qu'administrateur apostolique.
2005 : MGR FIDELIS RAKOTONARIVO, JESUITE, A PRIS LE RELAIS
Le pape Benoît XVI a nommé comme deuxième évêque pour diriger le diocèse d'Ambositra, le père supérieur de la Compagnie de Jésus, Rakotonarivo Fidelis, qui était également l'aumônier du diocèse de MDMK à cette époque. Le Père Fidelis connaît déjà bien le Diocèse. Après tout, sa responsabilité l'a aidé à visiter tous les Districts du Diocèse.
« Aimer et servir Dieu en toutes choses », une citation extraite du livre Exercice spirituel de Saint Ignace de Loyola, est la devise de Mgr Fidelis Rakotonarivo. Mgr Fidelis Rakotonarivo n'a pas changé les trois piliers de la pastorale établis par l'évêque avant lui, mais ils seront poursuivis. Afin d'améliorer la manière de gérer le peuple de Dieu, il a appelé à deux reprises le FIFIVA, Conseil de Gouvernement du Peuple de Dieu, qui comprend de nombreux prêtres, de nombreux religieux, des hommes chrétiens de différents militantismes religieux.
2022 : LE JUBILÉ D'ARGENT DU DIOCÈSE APPROCHE
Le diocèse d'Ambositra fêtera ses 25 ans en 2024. Tout le monde se prépare actuellement pour cette grande fête et se rassemble souvent et prépare des événements pour la célébrer. Il est temps de relire l’histoire de l’implantation de la foi.
Père RASOLONDRAIBE Marcel (Tsiky Marcel)

P.Gilbert, VicaireP.Rado Raymond, CuréDISTRIKA ZAFIMANIRY AVARATRA
09/10/2022

P.Gilbert, Vicaire
P.Rado Raymond, Curé
DISTRIKA ZAFIMANIRY AVARATRA

Nanendry Nonce Apostolique vaovao an'i Madagasikara ny papa FransoàS.E. Mgr Tomasz GRYSA-Teraka tany Poznan (Pologne), n...
27/09/2022

Nanendry Nonce Apostolique vaovao an'i Madagasikara ny papa Fransoà
S.E. Mgr Tomasz GRYSA
-Teraka tany Poznan (Pologne), ny 16 oktobra 1970
-Nohamasinina ho pretra ny 25 mey 1995, niasa tao amin’ny Diosezin’i Poznan.
-Manana ny diploman’ny Droit canonique. Niditra niasa tao amin’ny sampan-draharaha diplomatikan’ny Fiketrahana Masina ny 1 jolay 2001, voatendry ho attaché tao amin’ny Nonciature tany Rosia.
-Secrétaire de 2è classe, ny 1 jolay 2002, nafindra tany amin’ny Nonciature Apostolique any Inde, ny 1 septambra 2003
-Secrétaire de 1ère classe, ny 1 jolay 2006, nafindra tany amin’ny Nonciature Apostolique any Belgique, ny 27 marsa 2008.
-Conseiller de 2ème classe, ny 1 jolay 2010, voatendry tany amin’ny Nonciature Apostolique any Mexique, ny 1 jolay 2011 ary avy eo tany amin’ny Nonciature Apostolique any Brésil, ny 1 jolay 2013.
-Conseiller de 1ère classe, ny 1 jolay 2014
-Voatendry tany amin’ny Iraka maharitry ny Firenena Mikambana (New York), ny 1 jolay 2016.
-Voatendry tany amin’ny Nonciature Apostolique any israël sy ny Délégation Apostolique any jerosalema sy Palestina, ny 1 jolay 2019.
-Mgr GRYSA parle français, anglais, italien, portugais, russe et espagnol.
-Mahay ny tenim-pirenena : frantsay, anglisy, ilatianina, portogey, rosiana ary espaniola, izy.
Miarahaba sy mirary soa ary mivavaka ho an'ity Nonce Apostolique vaovao ity

NY ANDRON'I LAHIKA 2022Ny lahika moa dia iantsoana antsika Kristianina vita batemy rehetra ka tsy Relijiozy. Ny Andron'n...
26/09/2022

NY ANDRON'I LAHIKA 2022

Ny lahika moa dia iantsoana antsika Kristianina vita batemy rehetra ka tsy Relijiozy. Ny Andron'ny Lahika izany dia fotoana ivondronan'ny Lahika rehetra manerana ny Diosezy, izay hetsika Karakarain'ny CEPAL (Commission Episcopale pour l'Apostolat des Laics) na ny Vaomieran'ny Eveka misahana ny Apostolan'ny Lahika, izay Ivondronan'ny Vovonana Nasionaly telo dia ny Vovonam-Pirenena Katolikan'ny Ankizy (VPKA), Vovonam-Pirenena Katolikan'ny Tanora (VPKT) ary ny Vovonam-Pirenena Katolikan'ny Lehibe (VPKL) .

Tanterahina isaky ny fiaraparan' ny volana Septambra toy izao ny Andron'ny Lahika, tamin'ity dia ny Diosezin' Ambatondrazaka no nandray azy, ary tamin'ity no azo lazaina hoe betsaka ny Lahika nanatrika izany, nahatratra 2.050 ary Diosezy 14 no nahatonga solontena tamin'izany, miaraka am in'ireo Fikambanana Masina Nasionaly.

Nanotrona ny fankalazana ny Filohan'ny Vaomieran'ny Eveka Misahana ny Asa fanirahana ataon'ny Lahika, Mgr Jean de Dieu Raoelison ary nanambara fa : "ezaka ataon'ny Lahika tsirairay avy ny ho tonga fanasina, hanome tsiro mahavelona ny fiainana andavanandro...", tonga tany an-toerana ihany koa ny Filoha lefitra ny Vaomieran'ny Eveka Misahana ny Asa fanirahana ataon'ny Lahika, Mgr Fidelis Rakotonarivo, Evekan'ny Diosezy Ambositra; Mgr Fulgence Razakarivony Filohan'ny Vaomieran'ny Eveka Misahana ny Asa Pastoraly ataon'ny Fianakaviana.

Ho an'ny Taona 2023 dia ny Dosezin'ny Mananjary indray no handray ny andron'ny Lahika.

Ry havana, Ny boky mirakitra ny vokatry ny asa natao tamin’ny dingana fakan-kevitry ny sinaody dia efa eny amin’ny Libra...
26/09/2022

Ry havana,
Ny boky mirakitra ny vokatry ny asa natao tamin’ny dingana fakan-kevitry ny sinaody dia efa eny amin’ny Librairie Md Paoly rehetra. Amin’ny teny malagasy sy teny frantsay ny lahatsoratra.
Ho hitanao ao ny fomba niasan’ny Eglizy mikasika lohahevitra lehibe toy izao.
Raha nandray anjara tamin’ny dingana fakan-kevitry ny sinaody ianao dia voatahiry ao ny ezaka nataonao.
Koa… fandrio ary tetezo ireo pejy maromaro izay tena mora vakiana.
Mirary anao hamaky finaritra ny boky… mba ho Eglizy miara-dia.
Vidiny : 6.000 Ariary

Fb: Vaomieran'ny Eveka ho an'ny Fifandraisan'ny mpiara-belona - Madagasikara

23/09/2022

Nahavita soamantsara ny laretirety miaraka tany Fianarantsoa ny pretra diosezanina. Tonga omaly avy any izy ireo.Isaorana Andriamanitra.Hiatrika ny asa fitantanana ny Vahoakan'Andriamanitra indray izy ireo araka ny fanirahana azon'izy ireo tsirairay ho an'ity taona pastorale 2022-2023 ity.

18/09/2022

Avant de réciter la prière de l’angélus du dimanche 17 septembre, place Saint-Pierre de Rome, le Pape François a rappelé qu’en vue de la vie ...

Nambaran'i Mompera Tsiky Marcel tao amin'ny toriteniny tandroany ho an'ireo mpanao laretirety fa mbola zava-misy ankehit...
18/09/2022

Nambaran'i Mompera Tsiky Marcel tao amin'ny toriteniny tandroany ho an'ireo mpanao laretirety fa mbola zava-misy ankehitriny eran-tany ny fitsetsefana sy fanambakana ataon'ny matanjaka ny vahoaka madinika, ny fanambakana samihafa eny amin'ny fiarahamonina, toy ny toe-javatra nanirahan'Andriamanitra an'iAmosa mpaminany tany Samaria fony Jeroboama II no nanjaka.
Ny mitondra sy ny Mpanakarena ary ireo mahitahita dia tsy mionona amin'ny efa ananany fa mangoron-karena hatrany ary manao ny tsy rariny sy manambaka ny madinika. Melohin'Andriamanitra anefa izany ary tsy andeferany. Ny halatra, ny fivangongoan'ny harena amin'olon-tokana na amin'olombitsy na amina firenena iray dia mifanohitra amin'ny Evanjely. Tokony hitsinjaraina ara-drariny ny harena (destination universelle des biens).
An'ny Tompo avokoa ny tontolo sy ny hareny (Sal 23). Rehefa atao ampihimamba ny harena na dia hoe vokatry ny hasasarana sy ny herimpo aza dia mahadiso, tahaka ilay Mpanakarena nanao fitehirizam-bokatra lehibebe kokoa.
Rehefa manana ny ampy sy ny ilaina dia tsy tokony hotazomina na hangonina ao fotsiny izay mety ho harena fa zaraina, anaovana fiantrana sy fanasoavana.
Ny harena tsy Marina (fausses richesses) dia ireo heverintsika ho harena mampirehareha.Ny harena tena izy (vrais biens) kosa dia ny fahasambaran'ny lanitra. Rehefa manasoa ny madinika isika dia manan-tsakaiza hiteny amintsika hoe : "Avia ry nosoavin'ny Raiko, handova ny fanjakana, satria isaky ny nanao an'izao sy izao tamin'ny madinika ianao dia nanao izany tamiko" (Mt 25).
Adidin'ny mitondra fanjakana ny miahy izay hampiadana ny vahoaka feheziny, ka mila ny vavaka ataontsika izy ireo. Sarotra mandrakariva ny miady amin'ny fitiavam-bola sy filankarena ary ny fahihirana mbamin'ny tsy rariny sy ny fanovana kely tsy mba mamindro.

Histoire de notre Diocèse en image
17/09/2022

Histoire de notre Diocèse en image

16/09/2022

Mgr Paul R. Gallagher, Secrétaire pour les relations avec les États et les organisations internationales, représentera le Pape François aux ...

16/09/2022

Dans un Rescrit rendu public ce vendredi 16 septembre, le Pape a ordonné la suppression de l'organisme pour créer à sa place le Fonds Populorum ...

16/09/2022

Les participants au chapitre général de l’Ordre des Cisterciens de la stricte observance ont été reçus ce vendredi 16 sepembre dans la matinée en ...

Ireo Frera Régents manao laretirety ao Fianarantsoa.
16/09/2022

Ireo Frera Régents manao laretirety ao Fianarantsoa.

Manao laretirety ao amin'ny Masera Réparatrice Ambatomena Fianarantsoa ireo Frera Régents Diôsezy Ambositra.Andiany voal...
16/09/2022

Manao laretirety ao amin'ny Masera Réparatrice Ambatomena Fianarantsoa ireo Frera Régents Diôsezy Ambositra.Andiany voalohany moa io tarihin'ny Abbé RASOLONDRAIBE Marcel (Père Tsiky) io fa ny andiany faharoa amin'izy ireo kosa hotarihin'iAbbé RAKOTONIRINA Bruno any Antsirabe.Ento am-bavaka izy ireo fa zanantsika.

15/09/2022

Hanao laretirety miaraka any Fianarantsoa ny pretran'ny Diôsezy Ambositra ny 15 hatramin'ny 22 Septambra.Enga anie ny aim-panahy mihavao horaisin'izy ireo hampiroborobo ny Asa fampielezam-pinoana sahaninay.

14/09/2022

Devant le contexte particulier que le pays traverse ces derniers temps et à l’approche des prochaines échéances électorales, les initiatives ne manquent pas afin d’assurer un climat politique serein. Hier, c’est au tour du Conseil œcuménique des Églises chrétiennes de Madagascar (FFKM)...

Fivorian'ny pretra rehetra ato amin'ny Diôsezy Ambositra, fivoriambe (Assemblée générale).
14/09/2022

Fivorian'ny pretra rehetra ato amin'ny Diôsezy Ambositra, fivoriambe (Assemblée générale).

14/09/2022

Le 38e voyage apostolique de François a commencé. Une visite de trois jours à Nour-Sultan, au cœur de l'Asie, pour participer au Congrès des ...

Ny nanandratana ny hazofijaliana.Ny lakroa no hany reharehantsika, satria tamin'ny hazofijaliana no nanaovana ny olombel...
14/09/2022

Ny nanandratana ny hazofijaliana.Ny lakroa no hany reharehantsika, satria tamin'ny hazofijaliana no nanaovana ny olombelona.Ny lakroa no manosika ny safodim-piainana sy fanokanantena rehetra ato amin'ny Eglizy.

Address

Rue Circulaire
Ambositra
306

Telephone

+261340099814

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Gazety Akon'ny Diôsezy Ambositra posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Gazety Akon'ny Diôsezy Ambositra:

Videos

Share