Tontosa anio Alahady 23 Febroary 2025,ny fanaovam-beloma farany an'i Rasazy Narindra Maire ny Mangataboangy,teto @ Maison Orange Antampovinany.Nohotron'ireo tompon'andraikim-panjakana avy eto an-toerana,ireo Maire namany,ny fianakaviamben'ny mpampivelona,ary ireo tapaka sy namana.
Izahay ekipan'ny Onjam-peo Fast One 88FM dia miondrika ampanajana manoloana ny nofo mangatsiakany.
Handry ampiandanana 🙏
Veloma Rasazy Narindra 🖐️
FARIMBON'NY BEN'NY TANANA AMBOSITRA TARIHIN'I LIVA RASON
Nanao Fanambarana nanamafy ny fahavononany hanohana an'i Liva Rason ireto Maire manara-dia azy io hariva io.
Efa nihaodihaody teto amin'ny tambazotran-tserasera sy ny resaka teny anelakelan-trano eny na mbola tsy ôfisialy aza ny ho Kandida ny IRMAR eto Ambositra.Arakin'ny resaka mandeha dia mpianadahy.Izay azo heverina fa nahatonga ny fanamafisana fanambarana tahaka izao.
Arakin'ny voalazan'ny teny @ Arena Ivandry ny herinandro lasa teo,dia rahampitso faha 27 Mars no fe-potoana farany fametrahana ny dossier izay vonona ho Kandida ny IRMAR ary handalo sivana izany.
Andrasana kosa ny hamoana ireo Lisitra Ôfisialy,ary indrindra andrasan'ny rehetra ny hamoahana ny fitsipika mifehy ny antoko ao aorian'ny Fanambarana.
#FastOne
#88Mhz
22 Décembre ho avy izao ny fotoanantsika rehetra,
eny @ espace L'arène.
Tongava daholo e!!!!
FAMPIELEZAN-KEVITRA NY KANDIDA NUMERO 3 ATO ANATIN'NY FARITRA AMORON'I MANIA
🧡Sady mihaino DA-7 no mijery ny fandaharam-potoana ny sidina HELICOPTER amin'ny Asabotsy izao. Hitety Commune ny HELICO :
🔸Ambatofinandrahana 9 h
🔸Ambondromiositra 10h 30
🔸Ambovombe centre 11h 30
🔸Ambinanindrano 12h 30
🔸Miarinavaratra 1h 30
#FastRadio
#88Mhz
KANDIDA ANDRY RAJOELINA ETO AMBOSITRA
Ny Alarobia 1er Novembre izao no ho avy eto Ambositra ny Kandida Rajoelina.Hihaona @ireo mpanara-dia azy,eo Ankorombe no hifamotoana.
#FastRadio
#88Mhz
CARNAVAL ETO AMBOSITRA
Ny Asabotsy ho avy izao,miaraka @ireo vovonana mpanohana an'i Andry Rajoelina eto @ faritra Amoron'i Mania.
#88Mhz
#FastOneRadio
COLLECTIF DES CANDIDATS
Devant Mahamasina @izao.
#88Mhz
#fastoneradio
Kandida PARAINA AUGUSTE
Miantso ny Mpitandro filaminana hampitsahatra ny fampiasan-kery.
NY ZAVA-NISY TAO TULEAR,MISY ZAZA AMAM-BEHIVAVY.
Aza hadino manisy j'aime ny Pejy,afahanao manaraka ny vaovao songadina rehetra.
#FastRadio
#88Mhz
MITANTARA NY NAHAZO AZY I MARC RAVALOMANANA
Nandiso tanteraka ny filazana fa nianjera no nahatonga ny ratra.Maro no toerana maratra @ tenany arakin'ny fanazavany.
Tsy hitsahatra ny tonlona hoy hatrany ny voalazany.
#88Mhz
#FastRadio
TULEAR AMIN'IZAO
Naparitakin'ny mpitandro filaminana ireo nanao fihetsiketsehana, Vondron'ny Kandida any an-toerana.
Nisy ireo naratra vokatr'izany.
#88Mhz
#FastRadio