Radio Télévision Akon'Alaotra Ofisialy

Radio Télévision Akon'Alaotra Ofisialy Hifampizarana vaovao sy ny tsara ho fantatra rehetra

11/07/2022
06/07/2022

Faly miarahaba Antsika rehetra indray oh😊
Loahevitra anaty fandaharana tolak'andro mahafinaritra androany ary 😍
MISY VE IREO HAVANA EFA TAFITA KA MANAMPY IREO HAVANY SAHIRANA@ ZAO FOTOANA IZAO ?
Afaka maneho hevitra eto isika fa ho vakiana ao anaty fandaharana tolak'andro mahafinaritra manomboka @ 2ora !!!
Mirary tontolo andro mahafinaritra e😊😎

Mbola afaka misoratra anarana isika an 🎼🎙️🎙️🎙️Afaka miantso ny 0341623852 raha mila fanazavana fanampiny
18/06/2022

Mbola afaka misoratra anarana isika an 🎼🎙️🎙️🎙️
Afaka miantso ny 0341623852 raha mila fanazavana fanampiny

😍😍Raikitra indray ary e😍😍 Concours karaoké 2em édition 🎙️Lazao ilay namanao mahay mihira🎙️ sy mankafia mozika e🎼 fa efa ...
13/06/2022

😍😍Raikitra indray ary e😍😍
Concours karaoké 2em édition 🎙️
Lazao ilay namanao mahay mihira🎙️ sy mankafia mozika e🎼 fa efa misokatra ny fisoratana anarana ety amin'ny studio Akon'Alaotra Tanambao Sinibendrano Ambatondrazaka

Feramanga Ambatondrazaka Very nisy nangalatra omaly indray ny jiro iray teo  amin'ny Aerodrome Feramanga avaratra😢 Ho en...
07/06/2022

Feramanga Ambatondrazaka

Very nisy nangalatra omaly indray ny jiro iray teo amin'ny Aerodrome Feramanga avaratra😢
Ho entina ao anatin'ny Ako voahangona teny rehetra teny @ 6ora sy sasany hariva ny eto @ Radio AKON'ALAOTRA ary @ 7ora hariva kosa ny @ fahitalavitra !

Mbola afaka misoratra anarana isika izay vonona ny andray anjara an!!Ety @ studio Tanambao sinibendrano ny fisoratana an...
23/05/2022

Mbola afaka misoratra anarana isika izay vonona ny andray anjara an!!
Ety @ studio Tanambao sinibendrano ny fisoratana anarana!!!

Miarahaba Antsika rehetra! iza avy ilay mpankafy SERIE ato  AKON'ALAOTRA 📺! Efa miverina mandeha ny TV AKON'ALAOTRA amin...
08/04/2022

Miarahaba Antsika rehetra!
iza avy ilay mpankafy SERIE ato AKON'ALAOTRA 📺! Efa miverina mandeha ny TV AKON'ALAOTRA amin'izao fotoana izao ary mankasitraka indrindra ho an'i Talé jeneraly Atoa RAFIDIARIMANANA CHRISTIAN izay niezaka nikaroka vaha-olana mba anomezana fahafaham-po ho an'ny mpankafy , dia misaotra ny rehetra ihany koa izay nanana faharetana nandritra izay fahatapahana izay !
Mirary soa ho Antsika rehetra

FAMONOANA ZAZAVAVY 10 TAONA ,NOPOTEHAN'NY FOKONOLONA NY FANANAN'IREO VOAROHIROHYHita tao amin'ny kariera Ambodipaiso   k...
23/02/2022

FAMONOANA ZAZAVAVY 10 TAONA ,NOPOTEHAN'NY FOKONOLONA NY FANANAN'IREO VOAROHIROHY

Hita tao amin'ny kariera Ambodipaiso kominina Manakambahiny Antsinanana ny fatin'ilay Zazavavy 10 taona ny Talata 22 febroary ,
Lehahy 2 hatreto no voasambotra tamin'ity raharaha ity izay ahiana fa nanao sorona ilay zaza mba hitrandrahana vato sarobidy ka efa atao famotorana eto Ambatondrazaka
Mitaky ny amoahana azy ireo kosa nefa ny mponina ao Antokazo mba ho atao fitsaram-bahoaka
Efa eo am_pelatanan'ny Manam-pahefana ny raharaha

18/02/2022
Notontosaina androany faha 12 febroary ny famoahana ny andian'ny KINTANA. NIOFANA MAHAKASIKA NY TENY VAHINY "ANGLAIS SY ...
12/02/2022

Notontosaina androany faha 12 febroary ny famoahana ny andian'ny KINTANA. NIOFANA MAHAKASIKA NY TENY VAHINY "ANGLAIS SY FRANÇAIS" TEO ANIVON TOERAM-MPIOFANANA FLT. MIISA 95 MIANADAHY OZY IREO

🇲🇬 Colonel RATSIMANDRAVA Richard 🇲🇬 47 taona anio 11 Febroary 2022 no nisy nitifitra teo Ambohijatovo ambony raha hamonj...
11/02/2022

🇲🇬 Colonel RATSIMANDRAVA Richard 🇲🇬 47 taona anio 11 Febroary 2022 no nisy nitifitra teo Ambohijatovo ambony raha hamonjy fodiana eny Anjohy.

🛑« Tsy hiamboho adidy aho mon général ».
Minisitry ny Fiarovam-pirenena sy ny Tetipivoarana ary notoloran’ny Jeneraly Ramanantsoa Gabriel, fahefana feno hitondra ny Tany sy ny Fanjakana, ho Filoham-panjakana sady Lehiben’ny Governemanta ny 5 Febroary 1975.
🛑6 andro monja no nitondra ary maty nisy nitifitra tetsy Ambohijatovo ambony ny Talata ny 11 Febroary 1975, tokony ho tamin’ny 8 ora alina.

🙏Richard Ratsimandrava, né le 21 mars 1931 à Tananarive et mort le 11 février 1975 dans la même ville, est un militaire et homme d'État malgache. Il est chef d'État de la république de Madagascar pendant six jours du 5 au 11 février 1975, date de son assassinat.

TATITRY NY FILAN-KEVITRY NY GOVERNEMANTA NY ALAKAMISY 10 FEBROARY 2022
11/02/2022

TATITRY NY FILAN-KEVITRY NY GOVERNEMANTA NY ALAKAMISY 10 FEBROARY 2022

Fanokafana tamin'ny fomba ofisialy ny taom-pambolenkazo faritra alaotra mangoro.Velarantany 10 ha no norakofana zanakazo...
10/02/2022

Fanokafana tamin'ny fomba ofisialy ny taom-pambolenkazo faritra alaotra mangoro.
Velarantany 10 ha no norakofana zanakazo 20000 fototra teto bevava cr andilanatoby....

Tompoko, Ny JIRAMA Ambatondrazaka dia mampahafatatra fa mba ho fitazomana ny kalitaon’ny ranon-tsika hadio lalandava  iz...
07/02/2022

Tompoko,

Ny JIRAMA Ambatondrazaka dia mampahafatatra fa mba ho fitazomana ny kalitaon’ny ranon-tsika hadio lalandava izay fanao in-2 isantaona dia misy fikojakojana sy fanadiovana Forage rahampitso Talata 08/02/2022 tontolo andro .Tsy hiasa noho izany ny Forage ka hisy fihenany betsaka ny rano. Hiverina tsikelikely amin’ny laoniny kosa izany ny 09/02/2022

Mankasitraka ary maneho fialantsiny Tompoko !

DREN Alaotra MangoroMiverina an-tsekoly avokoa ireo mpianatra ao anatin'ny CISCO 5Manomboka rahampitso 7 Febroary 2022
06/02/2022

DREN Alaotra Mangoro
Miverina an-tsekoly avokoa ireo mpianatra ao anatin'ny CISCO 5
Manomboka rahampitso 7 Febroary 2022

28/01/2022
Feno ny fepetra ahafahana mametraka ny "Etat de sinistres national". 👉Tatitry ny Filan-kevitry ny ministra ny Alakimisy ...
28/01/2022

Feno ny fepetra ahafahana mametraka ny "Etat de sinistres national". 👉Tatitry ny Filan-kevitry ny ministra ny Alakimisy 27 Janoary 2022

🔴 MORAMANGA  Hita tao Betaretra fokontany Ankarahara ny nofo mangatsiakan'i  RABEHARISON Haingo, ilay renim-pianakaviana...
27/01/2022

🔴 MORAMANGA
Hita tao Betaretra fokontany Ankarahara ny nofo mangatsiakan'i RABEHARISON Haingo, ilay renim-pianakaviana lasan'ny Rano ny alin'ny Sabotsy Téo, tetsy Ambarilava, Moramanga, araka ny loharanom-baovao avy amin'ny Zanany.

Tamin'ny 12 ora atoandro no nahazo antso tamin'ny conseiller tao Ambohibary ny Adjoint Distrika ka avy hatrany dia nandeha nijery tany ka voamarina fa ity ramatoa lasa ny rano teo am galana Moramanga ity hita faty ity.

Mirary fiononana feno ho an'ny fianakaviany

Tsy namela irery ny MPONINA ETO MORAMANGA ANDRIAMATOA FILOHA  fa Tonga nankahery ireo    sy nijery ny Fanamboara ireo La...
26/01/2022

Tsy namela irery ny MPONINA ETO MORAMANGA ANDRIAMATOA FILOHA fa Tonga nankahery ireo sy nijery ny Fanamboara ireo Lalana Tapaka tamin'Andro ratsy Lasa teo iny !Mankasitraka Atoa Filoha !

26/01/2022

Miarahaba Antsika rehetra ! ity pejy ity dia natao hifampizarana vaovao eto @ Faritra Alaotra Mangoro,
Koa manasa Antsika anaraka tsy tapaka ny pejy ! Radio Akon'Alaotra Antsika jiaby!!!!

Address

Tanambao Ambatondrazaka
Ambatondrazaka
504

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Radio Télévision Akon'Alaotra Ofisialy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Radio Télévision Akon'Alaotra Ofisialy:

Share

Category


Other Radio Stations in Ambatondrazaka

Show All

You may also like