MINO AHO

MINO AHO Fitoriana filazantsara

31/05/2022

Raha ankizy ianao efa niomana ho tanora ve? Raha tanora ianao efa niomana ho lehibe ve? Raha lehibe ianao efa niomana ny ho antitra ve? Raha antitra ianao efa niomana ny ho faty ve? Ary raha ho faty ianao efa niomana ny ho velona mandrakizay ve? Ny zava-dehibe izay hataontsika dia ny fiomanana matetika no atao tsirambina. Noho izany homany dieny izao ny mandrakizainao. Anjaran,Andriamanitra ny mamonjy fa anjaranao kosa ny manampankevitra hanaraka ny drafimpamonjeny

19/05/2022

tao amin,ny tonombavaka nataon,i Jesosy (jao.17:4) no ahitantsika ny tatitra nataony tamin,ny Ray hoe Vitako ny asa nomenao Ahy hataoko.
Mba inona re no tatitra atao raha takiana isika izao e

11/05/2022

MINOA AN,ANDRIAMANITRA DIA HO VONJENA HIANAO.
Moa ve misy anaranjavatra iray nefa tsy misy tenany akory ?
Noho izany matoa misy ny anarana ZAGNAHARY , ILAY NAHARY , ANDRIAMANITRA, ANDRIANANAHARY dia tena misy Izy. (Hebreo.11:6)

Send a message to learn more.

Address

Ambato Boeni

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when MINO AHO posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share


Other Media/News Companies in Ambato Boeni

Show All