Ambatoboeny

Ambatoboeny Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Ambatoboeny, Media/News Company, Ambatoboeny, Ambato Boeni.

akory izy ao eee!ilazana isika mpikambana ato amin'ny FITAB mba ho tonga hivory amin'ny Alahady hariva ho avy izao ao am...
08/01/2024

akory izy ao eee!
ilazana isika mpikambana ato amin'ny FITAB mba ho tonga hivory amin'ny Alahady hariva ho avy izao ao amin'ny école normale Mahabibo.
Entanina ihany koa isika Zanak' Ambato jiaby izay mipetraka eto Mahajanga mba ho tonga nanatevin-daharana ato amin'ny fikambanana...
Koa mitongava jiaby ary mifampilazà

Source : Hajatiana Laurent Rakotomanantsoa

24/11/2023

❤️La ba tu dis Akory izy ao e! Pour dire bonjour
Et tsara akory izy ao eh! pour repondre
❤️Tu enttends toujours partout le mot “ oh ranga, oh leroa,oh lay, oh lty”
❤️ les quartiers n’ont pas de nom mais on dit 1er quartier, 2em, 3em,4em, 5em,6emQuartier(ou bien je me trompe? lol)
❤️Mais aussi il ya les quartiers maderasoa, marosakoa, ambato atsimo, marozavavy,ambany andrefana, ambotradala😂😂❤️
❤️tout le monde mahay manadroadro🤣 meme un bébé de 2 ans 😂
❤️tu n’achète pas de lojy (fontry any)
❤️la ba il n’ya pas de la mèr mais Tu adore surement la plage d’eau douce 😂 betsiboka et kamoro
❤️tu connais surement ces endroit“ Matsaborin’Vassil, ambovo n’masera, ambovo miaramila, a be taratasy
❤️tu connais ces etablissement: st therese, la sagesse, CEG, Lycée,
❤️tu enttend tjr les mots sakalava oh lereo eh , nao ry havako, oh reh
Ma petite ville on t’oublie jamais ❤️on t’aime fort💖💖Ambato boeny d’amour❤️❤️❤️❤️

Fahoriana no mahazo ny mpandeha aty Ambatoboeny nohon'ny fahatapahan'ny lalana eo @ 3e radier raha fitininana Dia Simba ...
19/10/2023

Fahoriana no mahazo ny mpandeha aty Ambatoboeny nohon'ny fahatapahan'ny lalana eo @ 3e radier raha fitininana Dia Simba ny tetezana vita tanana taorian'ny oram-be t@ Alarobia maraina bé,Téo koa ny rano avy any ambony.tsy misy ny bac mampita ireo fiara sy entana ka voatery lakana izay efa somary antitra no mitatitra ny entana sy ny olona.mtombo n'y fandaniana eo @ fitanterana ,androany tsena maro ny entana tavela eo @ pk5 Ary mety ahiana ho Simba ireo légumes.ireo matériaux de construction torak'zany tavela eo jiaby.Azo antoka fa hisy fiantraikany @ fiainam-bahoaka aty Ambatoboeny izao ka mety hiakatra ny vidin'ny PPN, ny kojakoja fanamboarana trano sns nefa mety hijetsy n'y vidin'ny vokatra @ izao zava-misy izao(voanjo nihidina 2700 ar/kg ).Miantso ny Ministera sy ny direction régionale travaux publics mba handray n'y andraikiny.Marihina fa efa 3 taona izay no tsy nisy entretien intsony n'y bac public Téo @ 3e radier ka nahatonga azy rendrika na dobo ao anaty rano ao @ izao.vonjeo Ambatoboeny e! zarao ho hitan'ny tompon'andraikitra azafady !

📌 FIRY NY CODE POSTAL MISY NY TANINDRAZANAO?1. ANTANANARIVOAntananarivo Renivohitra 101Antananarivo Sud 102Antananarivo ...
04/07/2023

📌 FIRY NY CODE POSTAL MISY NY TANINDRAZANAO?

1. ANTANANARIVO
Antananarivo Renivohitra 101
Antananarivo Sud 102
Antananarivo Nord 103
Ambatolampy 104
Ambohidratrimo 105
Andramasina 106
Anjozorobe 107
Ankazobe 108
Antanifotsy 109
Antsirabe Urban 110
Antsirabe Rural 111
Arivonimamo 112
Betafo 113
Faratsiho 114
Fenoarivo Centre 115
Manjakandriana 116
Miarinarivo 117
Soavinandriana 118
Tsiroanomandidy 119

2. ANTSIRANANA
Antsiranana I 201
Antsiranana Il 202
Ambanja 203
Ambilobe 204
Andapa 205
Antalaha 206
Nosy Be 207
Sambava 208
Vohimarina (Iharana) 209

3. FIANARANTSOA
Fianarantsoa I 301
Fianarantsoa II 302
Ambalavao 303
Ambatofinandrahana 304
Ambohimahasoa 305
Ambositra 306
Befotaka 307
Fandriana 308
Farafangana 309
Ikongo 310
Iakora 311
Ifanadiana 312
Ihosy 313
Ikalamavony 314
Ivohibe 315
Manakara Sud 316
Mananjary 317
Midongy Atsimo 318
Nosy Varika 319
Vangaindrano 320
Vohipeno 321
Vondrozo 322
Manandriana 323

4. MAHAJANGA
Mahajanga I 401
Mahajanga II 402
Ambatoboeny403
Ambatomainty 404
Analalava 405
Antsalova 406
Antsohihy 407
Bealanana 408
Befandriana Avaratra 409
Besalampy 410
Kandreho 411
Maevatanana 412
Maintirano 413
Mampikony 414
Mandritsara 415
Marovoay 416
Mitsinjo 417
Morafenobe 418
Port Bergé 419
Soalala 420
Tsaratanana 421

5. TOAMASINA
Toamasina I 501
Toamasina II 502
Ambatondrazaka 503
Amparafaravola 504
Andilamena 505
Anosibe an’ala 506
Antanambao Manampotsy 507
Ampasimanolotra 508
Fenoarivo Atsinanana 509
Mahanoro 510
Mananara 511
Maroantsetra 512
Marolambo 513
Moramanga 514
Nosy-Boraha (Ste Marie) 515
Soanierana-Ivongo 516
Vatomandry 517
Vavatenina 518

6. TOLIARA
Toliara I 601
Toliara II 602
Amboasary Atsimo 603
Ambovombe-Androy 604
Ampanihy 605
Ankazoabo Atsimo 606
Bekily 607
Belo sur Tsiribihina 608
Beloha 609
Benenitra 610
Beroroha 611
Betioky Atsimo 612
Betroka 613
Taolagnaro 614
Mahabo 615
Manja 616
Miandrivazo 617
Androy Tsiombe 621
Morombe 618
Morondava 619
Sakaraha 620

Page Tsy aritra ifampizarana
Groupe VAOVAO ERAN-TANY

28/06/2022
11/05/2022
28/09/2021
Atolotra ho antsika @ izao fotoana mandrivotra izao
19/09/2021

Atolotra ho antsika @ izao fotoana mandrivotra izao

Ho antsika zatovo lahy na vavy ato @ faritra boeny indrindra isika eto Ambatotoboeny. Ity ny tetiandro ny fitsarana miar...
17/09/2021

Ho antsika zatovo lahy na vavy ato @ faritra boeny indrindra isika eto Ambatotoboeny. Ity ny tetiandro ny fitsarana miaramila eto amintsika

Madagasikara...Ambatotoboeny...Vonjeo fa aza miady ianareo izay te hamonjy fa samia manao izay mba hampivoatra ny tanana...
17/09/2021

Madagasikara...Ambatotoboeny...
Vonjeo fa aza miady ianareo izay te hamonjy fa samia manao izay mba hampivoatra ny tananantsika fa aza mba te ho ita ka mamingana ny namana satria tianao mba ho ianao irery no hitondra laza fa nampivoatra sy nahavita nampandroso an'i Madagasikara na Ambatotoboeny surtout ianareo mpanao Politika Malagasy

Madagasikara...Ambatotoboeny...Vonjeo fa aza miady ianareo izay te hamonjy fa samia manao izay mba hampivoatra ny tanana...
17/09/2021

Madagasikara...Ambatotoboeny...
Vonjeo fa aza miady ianareo izay te hamonjy fa samia manao izay mba hampivoatra ny tananantsika fa aza mba te ho ita ka mamingana ny namana satria tianao mba ho ianao irery no hitondra laza fa nampivoatra sy nahavita nampandroso an'i Madagasikara na Ambatotoboeny...surtout ianareo mpanao Politika Malagasy

Mila vonjy parc national ankarafantsika....may nodoran'ireo tsy matahotody...ho ripaka ny Parc ntsika rah zao no mitohy
12/09/2021

Mila vonjy parc national ankarafantsika....may nodoran'ireo tsy matahotody...ho ripaka ny Parc ntsika rah zao no mitohy

13/03/2021

Ambatoboeny dia tanana mamokatra sy manankarena....inona no mba vokatra misy any @ kominina misy anareo ohatra sitampiky mamokatra vary, misy omby, vato sarobidy

21/11/2020

Akory izy ao eee
samia miteny anaram-boankazo fihinam-boa dia lazao ihany koa ny toerana misy azy ato anatin'ny distrika misy antsika...ohatra: marandravy na dimaka ( maromandalo)

24/10/2020

Mba samia tsika jiaby ato anatin'ny distrika mba samy miteny anaran-tanana misy kakazo...ohatra
Madirovalo
Mangaenina
Betanatana

Tohizo......

district Ambatoboeny
07/02/2020

district Ambatoboeny

Address

Ambatoboeny
Ambato Boeni
403

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ambatoboeny posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share


Other Media/News Companies in Ambato Boeni

Show All