26/12/2025
ðŽ ðšð¥ððð¡ð§ ðŽ
ððŒðððððŒ ðŒðð ððð ðŒðððŒððŒððŒðððð | ðððŒðð 1490 ððŒðð ðð ððŒðð¿ððð¿ðððð-ð¿ðððŒ
𪚠Vato be milanja amantaonina maromaro hatrany amin'ny 20 isa no hita fa mitriatra eny amin'ny faritra avo. Efa mampitahotra izy ireo ary atahorana ny hampihotsaka azy ao anatin'izao orambe mitohy eto Antananarivo izao.
â¡ïžAraky ny fanazavan'ny teknisiana anâny BNGRC dia na fipoahan'ny varatra fotsiny aza dia mety hampienjera ireo Vato ireo.
â°ïž Ny faritra Avo sy ny manodidina mihitsy no tandindomin-doza arak'ireto faritra voalaza ireto:
-Ankadilalana 130 tafo fortement explosés
-Ambohipotsy 170 tafo
-Faliarivo Ambanidia 110 tafo
-Ankazotokana Ambony, Andafiavaratra sy Ambohitsiroavana 320 TAFO ankoatran'ireo hafa rfa manambana.
Raha atotaly dia trano 1490 no mampatahotra.
â
ïž Nisy ny fivoriana maika notarihinâny Préfet de Policenâ Antananarivo nandinihana ny fandraisana fanampahan-kevitra haingana. Fantatra fa handray ny andraikiny ny eo anivonâny Prefektiora, ny BNGRC, ary ny CUA.
Tv plus
ðŽSamia mizara ðŽ
ððªðµðªð°ðªðŒð ð£ðžðª ðð·ðªðž