Gn'amaraiko

Gn'amaraiko Welcome to my world of adventure, environmental passion, and motivation! 🌏🌱💫

Ny Herinao Karaoke
03/09/2024

Ny Herinao Karaoke

Karaoké évangélique Malagasy

Helyntsoa "Ny Herinao"  is on Spotify
31/08/2024

Helyntsoa "Ny Herinao" is on Spotify

¡Mira esto! Escúchalo ahora en .

Let's tell your story together🙌Ao amin'ny Instagram no hahitanao ireo santionany amin'ny sanganasako 😊⬇️⬇️⬇️
06/08/2024

Let's tell your story together🙌

Ao amin'ny Instagram no hahitanao ireo santionany amin'ny sanganasako 😊

⬇️⬇️⬇️

0 Followers, 1 Following, 6 Posts - See Instagram photos and videos from Helyntsoa ()

11/03/2024
Title: Love in the Village"In a green village in Madagascar, Dinah, haunted by her mother's loss and a life-changing sec...
01/11/2023

Title: Love in the Village

"In a green village in Madagascar, Dinah, haunted by her mother's loss and a life-changing secret. She embarks on a revealing journey of love, betrayal, and danger."

Don't give up on what you love or who you want to be, no matter the struggles.
27/10/2023

Don't give up on what you love or who you want to be, no matter the struggles.

22/09/2023

Tsy azo vinavinaina ny fiainana, ary tsy voafehintsika ny zavatra rehetra. Fa saingy raha mblola Andriamanitra koa no tokintsika dia afaka miatrika ninoninona mitranga eo amin'ny fiainana iska. Izy Irery ihany no namana tsy mba handao anao na oviana na oviana.

21/09/2023

Ahoana ity fifidianana ho avy ity?
Mba manontany fotsiny :-)

20/09/2023

Ny olona mihevitra fa ny zavatra tena maharary indrindra eo amin'ny fiainana ilaozan'ny olona izay tena tsy fointsika indrindra. Nefa ny tena marina ary tena maharary fa toa tsy tsampantsika dia ny very ny maha izy azy ny tenanao, amin'ny fanomezan-danja olon-kafa be loatra sy manao izay hahafaly azy ireo nefa manadino ny tenanao.

19/09/2023

Tsy mila manana lasa tsarabe ianao vao hahomby, fa mila manana tanjona mazava tsara fotsiny dia miezaka mifantoka amin'ny fanatratrana an'iny. Tsy miankina amin'ny lasanao ny hoavinao.

18/09/2023

Every man needs exactly to have 3 hobbies:

A physical one: Weight lifting
A cerebral one: Sales
A spiritual one: Prayer

Commit to one of each and you will never feel lost again.

17/09/2023

Ireo zavatra tsy voavidim-bola:
Toetra tsara, Fanajana, Fahatokisana, Faharetana...

16/09/2023

Ny planin'Andriamanitra irery ihany no tsara indrindra eo amin'ny fiainana. Indraindray ny fomba ahatongavanao amin'ilay izy mety hahamay sy mety ho sarotra, fa tsarovy anefa fa rehefa Andriamanitra izay no mangina dia manao sy manomana zavatra tsarabe ho anao.

15/09/2023

"Jesus gave me purpose"

14/09/2023

Be alright!

13/09/2023

Joy in Morning isan'ny hira izay nampahery ahy rehefa nandalo fotoan-tsarotra zah. Mila mino sy matoky na dia sarotra aza ireo zavatra lalovanao ankehintriny.

Giving in to your feelings is like drowning in the shallows
Oh, you've gotta keep believing еven in the middle of thе unknown
'Cause grace will be there when you come to the end of your rope, when you let go
It may feel like you're going down now, but the story isn't over
Tauren Wells

12/09/2023

Nisy fotoana aho niverina nampetraka ity fanontaniana ity satria betsaka loatra ny zavatra tsy azoko sy mafy natrehako. "Inona no tena antom-pisiako eto an-tany? Inona anton-diako eto? Fa maninona aho no miaina toy izao, tsy mba toy ny hafa? sns...
Mety ho betsaka ny fanontaniana tsy voavalintsika eo amin'ny fiainana, tsy voatery ho valiana ireo ary tsy voatery ho fantatra daholo ny valiny. Ho ahy manokana dia mazavatra tsara amiko ny valin'ny hoe inona antompisiako? Tsy maninona aza na tsy misy valiny ny ankoatra izay. Fantatro ny an-tompisiako sy ny zavatra tiako hatao hahatanteraka ny asa misiona izay nanirahana ahy dia ampy izay. Ny anao fantatrao ve ny mission nao eto an-tany?
Thanks to my best friend who helped me figure out the meaning of my life.

Ny fandraisana anjara tamin'ny fifaninana horonan-tsary "Four dreams contest 2022" no nanokatra varavarana ho ahy hianat...
11/09/2023

Ny fandraisana anjara tamin'ny fifaninana horonan-tsary "Four dreams contest 2022" no nanokatra varavarana ho ahy hianatra aty Spain. Lazaiko izany mba hamporisihana antsika hazoto handray anjara amin'ny fifaninanana ao an-toerana na iraisam-pirenena satria tsy fantatrao ny varavarana ho sokafan'iny eo amin'ny fiainanao. Naha soa ahy izany ka mba zaraiko sao hahasoa anao. Mazotoa manitatra ny fifandraisanao amin'ny hafa, aza mijanona amin'ny toerana mampitombona na mahafalifaly anao fa mazotoa miatrika fanamby.

Tiako be foana hoa ity film iry ity, niavaka indrindra tamin'ireo izay film namboarin'ny Gn'maraiko. Mapahery be ilay iz...
10/09/2023

Tiako be foana hoa ity film iry ity, niavaka indrindra tamin'ireo izay film namboarin'ny Gn'maraiko. Mapahery be ilay izy :-) ary isany nanokatra varavarana hafa teo amin'ny fiainako,ary iainako ankehitriny izany. Efa 370 andro androany izany fiovana izay. Indraindray zavatra kely tsy ampoizinao fa nataonao ilay izy satria tianao sy te hanova zavatra eo amin'ny fiainanao ianao no mety hanova ny fiainanao iray manontolo. Sahia ary mandray fanamby. Misaotra ireo namako nanaiky niaraniasa tamin'ny fanatontosana ny film "Still standing". Mbola hiaona isika indray andro any.

Title: "Still Standing"
Genre: Drama, Inspirational
Synopsis: "Still Standing" is an inspiring drama that follows Ilo, the "Happy Guy," whose unwavering faith and infectious smile inspire others. Despite facing skepticism and a malicious act, Ilo's message of happiness and love spreads, becoming an inspiration of hope for those seeking meaning in their lives.

09/09/2023

Izay tena sakaiza tokoa dia tia amin'ny andro rehetra, Sady miseho ho rahalahy hamonjy amin'ny fahoriana. Ohabolana 17:17

Mampalahelo ny mijery ny fiainan'ny Malagasy ankehitriny, miha mahantra andro aman'alina ny vahoaka. Ny zavatra hita koa...
08/09/2023

Mampalahelo ny mijery ny fiainan'ny Malagasy ankehitriny, miha mahantra andro aman'alina ny vahoaka. Ny zavatra hita koa dia miha mifankahala ny samy malagasy. Sarotra be ny hahatafavoaka ao anatina fahantrana raha toa ka mifandrafy ny vahoaka. Amin'ny maha kiristianina dia nampianarina ny hitia na ireo fahavalo isika; nefa ahoana no hahafahantsika mitia ireo olona mankahala antsika raha toa ka ilay namanao aza fosainao na tsy tianao akory? Andao mba tsy hiatsara velatsihy intsony.
Nanatao hosaintsainina.

07/09/2023

Isan'ireo zavatra tiako izao ny manao video toy itony. Inona ny zavatria tianao hatao eo ami'ny fiainana?

Miala tsiny fa indraindray amin'ny fiteny Anglisy no mahalaza kokoa ny zavatra tiana ho zaraina, tsy te hanao vary amin'...
06/09/2023

Miala tsiny fa indraindray amin'ny fiteny Anglisy no mahalaza kokoa ny zavatra tiana ho zaraina, tsy te hanao vary amin'anana aho, ka raha vao fantatro hoe hisy teny iray tsy ho fantatro ny manoratra azy amin'ny fiteny Malagasy dia lasa manoratra amin'ny fiteny Anglisy LOL. Fa hiezaka anefa hanoratra amin'ny fiteny Malagasy. Misaotra amin'ny famelana :-)

We feel down because we can't really concentrate on things we like. But the good news is, we can learn to focus better. ...
05/09/2023

We feel down because we can't really concentrate on things we like. But the good news is, we can learn to focus better. After those three months, I decided to keep writing and sharing on the Gn'amaraiko page. I enjoy it, and I want to show fellow Malagasy folks that fear, being poor or feeling alone won't be our future. Jesus is our future.

Dirección

Córdoba
14002

Página web

Notificaciones

Sé el primero en enterarse y déjanos enviarle un correo electrónico cuando Gn'amaraiko publique noticias y promociones. Su dirección de correo electrónico no se utilizará para ningún otro fin, y puede darse de baja en cualquier momento.

Contato La Empresa

Enviar un mensaje a Gn'amaraiko:

Videos

Compartir