Luciano Motivation

Luciano Motivation Ity pejy dia natokana ho anao izay mangetaheta fiovana eo amin´ny fiainana 🙏♥️

23/12/2024
11/12/2024

"Tout ce qui est fragile dure parce que tu y prêtes attention."

Tiny ianao ilay mitovitovy amin‘ny foana (tsy manana tanjona,tsy mijery ny ho avy ).
06/12/2024

Tiny ianao ilay mitovitovy amin‘ny foana (tsy manana tanjona,tsy mijery ny ho avy ).

❌Matetika isika no ampianarina hatahotra ny tsy fahombiazana. Ny mandositra azy, ny misoroka azy, ny mihevitra azy ho ma...
26/11/2024

❌Matetika isika no ampianarina hatahotra ny tsy fahombiazana. Ny mandositra azy, ny misoroka azy, ny mihevitra azy ho mahamenatra.

✅ Fa raha ny marina, ny tsy fahombiazana no mpampianatra lehibe indrindra🙏.
1-Ny fahalavoana rehetra dia lesona.
2-Ny fahadisoana rehetra dia fahafahana hitombo, ho lasa tsara kokoa. Jereo ny hazo aorian'ny tafio-drivotra: mihalalina ny fakany, mihamafy ny rantsany. Ianao koa dia manàna izany faharetana izany.

✈️Aza matahotra ny lavo fa mianara mitsangana indray. Ataovy toy ny tohatra fiakarana ny tsy fahombiazanao, fa tsy toy ny rindrina,izay atao hanakana lalanao.

fa ny fahombiazana lehibe indrindra dia matetika avy amin'ny fahasahiranana lehibe indrindra. Ary Tsy avy amin’ny fiadanana no manatsara ny fiainana, fa avy amin’ny fitsapana. Koa raiso amim-pankasitrahana ny tsy fahombiazanao.
Izy ireo no famantarana fa mandroso ianao, miezaka ianao, miaina ianao

Miova ny fiainanao Rehefa miova ianao

#

20/11/2024

Concentrez-vous sur votre objectif de vie.🙏

❌ ❌haiko hoe mbola lavitra ny lalana fa ny azo antoka dia hoe Tsy miova mihintsy ny fiainanao raha tsy ianao aloha no mi...
15/11/2024

❌ ❌haiko hoe mbola lavitra ny lalana fa ny azo antoka dia hoe Tsy miova mihintsy ny fiainanao raha tsy ianao aloha no miova .🙏

I Jim Rohn dia niteny : "La motivation vous fait débuter, mais c'est l'habitude qui vous fait continuer."
✅ Avelao izay hiteny , hiteny any fa ianao 🫵miova amin’izay .Aza hakinina amin‘ny kisendrasendra ny fiainanao..

mampaninona mihintsy ny mampijaly tena Kely mankany amin‘ny Salle de Sport.💪💪

# Tsy mahafaty mihintsy ny manapaka ny tady amin‘ny ireo olona toxique sy ireo olona izay misitona anao ho lasa ambany.

fa miankina lehibe amin‘ny fiarahamonina sy ireo olona manodidina anao no mampikorotana sy mampilamina ny fiainanao ho avy .

✅ Mamakia boky mampivootra , tsy baiboly fa boky izay Afaka manampy anao amin‘ny tanjonao.

👉👉Fantatrao ve fa misy boky maro be izay Afaka manampy anao Amin‘ny lafiny rehetra tohiny ( comment se faire des amis , Pensez et devenez riche" , L’art de la méditation" - Pouvoir illimité" - Anthony Robbins, The Miracle Morning, L’Alchimiste, Le pouvoir du moment présent" - Eckhart Tolle………)

# Mianga avy ao tsaina aloha ,izay vao lasa misy amin’ny tena fiainana ny fahombiaza tadiavinao .

Rehefa ao no tsara sy voky fahalalana dia ho hitanao fa Tsy lavitra anao ny fiovana .

MIOVA NY FIAINANAO REHEFA MIOVA IANAO.

# ✍️

"On ne croit pas aux miracles, on croit aux efforts."✅Ny hetsika kely miverimberina dia miteraka onjam-panovàna. ✅Ny eza...
13/11/2024

"On ne croit pas aux miracles, on croit aux efforts."

✅Ny hetsika kely miverimberina dia miteraka onjam-panovàna.
✅Ny ezaka kely mitambatra dia mitondra vokatra lehibe.
✍️Amin'ny alalan'ny fametrahana biriky no anamboarana trano mafy o***a.

👉👉Ny faharetana no fanalahidin'ny fanovàna .
fa raha manao ny asa ianao dia tsy maintsy hisy vokany izany amin'ny farany.

# # LucianoMotivation

❌Mety hoe ny manodidina anao no Sakana tsy mampandroso ny fiainanao 👇👇.
04/11/2024

❌Mety hoe ny manodidina anao no Sakana tsy mampandroso ny fiainanao 👇👇.

Adresse

Blücherstrße 6
Düsseldorf
40477

Webseite

Benachrichtigungen

Lassen Sie sich von uns eine E-Mail senden und seien Sie der erste der Neuigkeiten und Aktionen von Luciano Motivation erfährt. Ihre E-Mail-Adresse wird nicht für andere Zwecke verwendet und Sie können sich jederzeit abmelden.

Service Kontaktieren

Nachricht an Luciano Motivation senden:

Videos

Teilen

Kategorie