๐‘‡๐‘ ๐‘ข๐‘˜๐‘–๐‘–

๐‘‡๐‘ ๐‘ข๐‘˜๐‘–๐‘– ๐‘ช๐‘ผ๐‘น๐‘ณ๐’€ ๐‘ฏ๐‘จ๐‘ฐ๐‘น ๐‘ป๐‘ผ๐‘ป๐‘ถ๐‘น๐‘ฐ๐‘จ๐‘ณ
๐ด๐ต๐‘‚๐‘๐‘๐ธ๐‘๏ผ๐‘‰๐‘‚๐‘ˆ๐‘†

14/05/2024

๐๐Ž๐”๐•๐„๐‹๐‹๐„ ๐•๐ˆ๐ƒ๐„ฬ๐Ž โค๏ธ

On valide le Leave-in Shea Moisture ๐Ÿฅฐ (Jamaican Black Castor Oil)

Zarazarao ๐Ÿฅน abonnez-vous ๐Ÿ˜š

13/04/2024

Erintaona sahady marina ity ๐Ÿฅน๐Ÿ’—

28/09/2023

Aza adino ity vidรฉo atsika ity maneho ny fomba fanamainana ilay volo ๐Ÿฅฐ๐Ÿฉท

โค๏ธ
28/09/2023

โค๏ธ

โญโญPRODUIT NY VOLOKO NATORALY โญโญ

Hitondra fanazavร na kely ihany mahakasika ireo vokatra e

๐Ÿ‘‰ Ny vokatra Ny Voloko Natoraly dia nezahina ho concentrรฉ mihitsy noho ireto antony ireto ๐Ÿ‘‡๐Ÿ‘‡

๐Ÿ’–Ezaka be ilay mividy produit ka natao mba ho รฉconomique izy (vola sy fotoana)
๐Ÿ’– Ny conservation : amin'ny maha bio azy dia betsaka ny condition fitehirizana azy na dia mampiasa conservateur autorisรฉ au bio aza izahay ka anisan'ny conservation concentration ny produit iny ho anay manokana izay, tsy mampiasa huile essentielle izahay mba ho mety amin'ny rehetra ny vokatra
๐Ÿ’–Betsaka ny mampiasa azy any amin'ny faritra mafร na ka raha handranoka be ny vokatra tsy mety any amin'ny tany mafร na aloha ho anay manokana izay
๐Ÿ’–Ity concentration produit io no tena nahafantarana anay hatramin'izay ary tsy te hiova loatra izahay ka omenay toromarika matetika ianareo amin'ny fikafika kely azo atao amin'ny vokatra
๐Ÿ’–Noho izany, azonao atao ny maka kely amin'ny vokatra ary ataonao anaty bol kely ary tapohanao rano kely izy mba halefaka kokoa miankina amin'ny zavatra ilainao avoakany, manontania foana ao amin'ny hafatra miafina fa samy manana ny volony isika
๐Ÿ’– Izay ho ampiasaina ihany no alaina amin'ny sotrokely hazo na plastique (tsy mety vy fa hanimba ny menaka ao anaty produit)
๐Ÿ’– Na izany aza voaray ireo fangatahanareo mpanjifa ka nisy fanamboarana ny vokatra ka ny leavin en texture crรจme dia mizara roa, misy conditionner dia misy cream, ny gel kosa misy ny Extrafort dia misy ny leavin gel

Raha mila fanazavร na misimisy ianao dia afaka manontany

Marihina fa ny vokatra Ny Voloko Natoraly dia tsy misy akora tsy autorisรฉ au bio ary ho fitsinjovana ny fahasalamana ร  long terme tanteraka
Raha sanatria miova ny lokon'ny vokatra any amintsika dia tsy mampaninona azy izany fa mety nisy mode de conservation tsy nety tao, mety nafร na loatra na ohatr'izany, ny fofony mety hiova kely anefa tsy voatery, tena vitsy ny cas toy izay ( azonao atao ny manampy huile essentielle kely na fragrance kely ( @ Ladygasy manana na i Natoraly Kolo)
Tsy misy ahiana ny vokatra fa kosa arahina ny fomba fitehirizina etsy ambony

Mankasitraka antsika rehetra dia misokatra foana izahay amin'ny fanitsiana rehetra hitanay hoe azo raisinaโค๏ธ๐Ÿ’–

24/09/2023

๐˜๐จ๐ฎ๐ก๐จ๐ฎ๐ฎ๐ฎ ๐Ÿ’• elaela zay annn ๐Ÿคฉ
โ€ผ๏ธILAY SPRAY iny RANO tsotra โ€ผ๏ธ๐Ÿ˜‚๐Ÿ˜‚๐Ÿ˜‚
๐‹๐š ๐›๐š๐ฌ๐ž ๐œโ€™๐ž๐ฌ๐ญ ๐ฅ๐ž ๐’๐‚๐‘๐”๐๐‚๐‡ ๐Ÿ˜‚
๐‡๐จ ๐š๐ง๐š๐ซ๐ž๐จ ๐ข๐ฅ๐š๐ฒ ๐ฆ๐ข๐ญ๐ž๐ง๐ฒ ๐จ๐ž ๐ฆ๐š๐ญ๐ž๐ฏ๐ข๐ง๐š ๐›๐ž ๐ง๐ฒ ๐ฏ๐จ๐ฅ๐จ ๐๐ž ๐ค๐š๐ฆ๐จ ๐š๐ง๐š๐จ ๐ฆ๐žฬ๐ญ๐ก๐จ๐๐ž ๐œ๐จ๐ฆ๐ฉ๐ฅ๐ข๐ช๐ฎ๐žฬ ๐Ÿ˜‚ ๐š๐ญ๐š๐จ๐ฏ๐ฒ ๐จ๐ก๐š๐ญ๐ซโ€™๐ข๐ณ๐š๐จ ๐Ÿ๐จ๐ญ๐ฌ๐ข๐ง๐ฒ ๐๐ž ๐ฏ๐ข๐ญ๐š ๐Ÿคฉ ๐™๐€๐‘๐€๐™๐€๐‘๐€๐Ž ๐Ÿ˜˜
Toujours avec la ๐†๐€๐Œ๐Œ๐„ ๐Œ๐ˆ๐„๐‹ Ny Voloko Natoraly๐Ÿฏ๐Ÿ’›
๐๐ˆ๐’๐Ž๐”๐’ ๐๐ˆ๐’๐Ž๐”๐’ ๐Ÿ’•

โ€ผ๏ธโ€ผ๏ธโ€ผ๏ธ
05/09/2023

โ€ผ๏ธโ€ผ๏ธโ€ผ๏ธ

๐ŸŒŸHiverina Natoraly aho, inona no ataoko ?

๐Ÿ‘‰ Ny fiverenana Natoraly ho an'ny volo dia fisafidianana ny hampiasa akora Natoraly, Bio, ary fanajanonana ireo fahazarana mety hanimba ny volo(toy ny fer ร  lisser sns...)

๐Ÿ‘‰ Ny fiverenana Natoraly dia midika hoe hiverina natioran'ny volonao ianao fa tsy hoe hanao CURLY, izany hoe raha type 1(tsotra volo) ianao ka manao retour au Naturel dia ny fahasalaman'ny volo ilay ilainao fa tsy ho lasa curly mihitsy ary tsy misy produit magique tonga dia maha curly izany

๐Ÿ‘‰ Raha efa type wavy na curly ianao na kinky dia tadidio fa raha simba be ny volonao, tsy misy miorina intsony fa mitsoitsoy dia tsara esorina ireny
Afaka esorina tsikelikely (SMALLCHOP) na tonga dia esorina avokoa ny simba (BIGCHOP),mety mbola misy miorina kely kosa izy dia iny ilay hoe en transition ianao, izany hoe mamerina ilay volo ho amin'ny fahasalamany natoraly

๐Ÿ‘‰ Rehefa tafaverina natoraly ianao, nifady nisintona volo sns dia tadidio fa tsy tapitra eo akory, fa ny volo Natoraly tsy misy na inona na inona dia samy manana ny toetrany avy

Ao ny maina be ilay volo, iny izany no natiorany dia eo indray ianao ilay mijery ny vokatra Natoraly bio mifanaraka amin'ny toebolonao ary zavadehibe ny fanaovana diagnostique eny amin'ny Salon an'ny Mpamokatra mba hahafantaranao izay tena mety amin'ny volonao amin'ny vokatra vokarin'izy ireo

Ao ny volo miteramenaka sns

Azonao atao ihany koa ny misafidy ireo fait maison brute, izany hoe tsy voaodina ny vokatra fa izy brute iny no ampiasainao, betsaka ny torohevitra momba ireny ato amin'ny tambazotra ka anjarantsika ny mikaroka mba hahitantsika izay mety amintsika
Tsara foana ny manandrana raha mbola Natoraly satria iny izy tsy misy risque be

Tadidio anefa fa na dia akora Natoraly tanteraka dia misy foana ny tsy tian'ny volo fa tsy midika hoe Natoraly dia tian'ny volo avokoa

Ilain'ny volo foana ny soins na dia efa salama be aza ny volo, fa rehefa salama kosa izy tsy manahirana be intsony ny mitady sakafo sy rano hahasalama azy

โŒ TADIDIO MANOMBOKA ANIO FA TSY HOE LASA CIRLY NY RETOUR AU NATUREL FA MIVERINA AMIN'NY MAHA NATORALY AZY NY VOLOโŒ

Mentionner-o ilay namanao mila ity torohevitra ity

Izay ny anio fa amin'ny manaraka indray isika mandalina kokoa, raha misy tsy ampy na tianao ๐Ÿ‘‡hanampiana dia aza misalasala manoratra ao amin'ny commentaire ๐Ÿ‘‡๐Ÿ‘‡๐Ÿ‘‡

04/09/2023

Youhouu โค๏ธ๐Ÿ˜‚
Averiko kely alo ity ๐ฆ๐žฬ๐ญ๐ก๐จ๐๐ž ๐๐š๐ง๐๐ž๐š๐ฎ ity๐Ÿคฉโ˜บ๏ธ
๐๐จ๐ฎ๐œ๐ฅ๐ž๐ฌ ๐ฌ๐š๐ง๐ฌ ๐œ๐ก๐š๐ฅ๐ž๐ฎ๐ซ ๐Ÿ’œ ๐ก๐จ ๐š๐งโ€™๐ง๐ฒ ๐ญ๐ฒ๐ฉ๐ž ๐Ÿ ๐ง๐š ๐Ÿ‘๐š ๐ง๐จ ๐ฆ๐ž๐ญ๐ฒ ๐š๐ฆ๐ข๐ง๐ฒ ๐Ÿ‘Œ
Toujours avec la ๐†๐š๐ฆ๐ฆ๐ž ๐ฆ๐ข๐ž๐ฅ ๐Ÿฏ Ny Voloko Natoraly
Zarazarao ๐Ÿซถ ๐๐ข๐ฌ๐จ๐ฎ๐ฌ ๐›๐ข๐ฌ๐จ๐ฎ๐ฌ ๐Ÿ’•

27/08/2023

๐˜๐จ๐ฎ๐ก๐จ๐ฎ๐ฎ๐ฎ ๐Ÿ’• NOUVELLE VIDร‰O ๐Ÿ˜
Valinโ€™ny fangatahana hoe โ€œaza atao anle mรฉthode mahazatra iny ndray hoe aki fa mba tiana ho hita ny boucles andry natoraly kokoa ยป ๐ข๐ณ๐š๐ง๐ฒ ๐ก๐จ๐ž ๐ญ๐ฌ๐ฒ ๐š๐จ๐ซ๐ข๐ง๐ ๐จ๐ซ๐ข๐ค๐จ @ ๐ญ๐š๐ง๐š๐ง๐š ๐ฌ๐š๐๐ฒ ๐ญ๐ฌ๐ฒ ๐š๐จ๐ซ๐ข๐ง๐ ๐จ๐ซ๐ข๐ค๐จ @ ๐›๐ซ๐จ๐ฌ๐ฌ๐ž ๐Ÿ๐š ๐š๐ฅ๐ž๐จ ๐š๐ญ๐š๐จ ๐จ๐ž ๐๐€๐๐†๐Ž๐ˆ๐๐€ ๐๐ข๐š ๐’๐‚๐‘๐”๐๐‚๐‡๐„๐๐€ ๐ข๐ณ๐š๐ง๐ฒ ๐ซ๐š๐ก๐š ๐ข๐ณ๐š๐ฒ ๐ง๐จ ๐ฆ๐š๐ก๐š๐ฅ๐š๐ณ๐š ๐š๐ณ๐ฒ ๐ค๐จ๐ค๐จ๐š ๐ž๐Ÿ˜‚๐Ÿคฃ
Zarazarao โค๏ธโค๏ธโค๏ธ
Toujours avec ๐‹๐€ ๐†๐€๐Œ๐Œ๐„ ๐Œ๐ˆ๐„๐‹ Ny Voloko Natoraly ๐Ÿฏ
Bisous bisous ๐Ÿ˜˜

21/08/2023

Youhouu ๐Ÿ’œ
Reposteko kely ihany aloha ity๐Ÿ˜‰
Coiffure azotsika atao rehefa leo be anle lรขchรฉna fona le volo curlyyy ๐Ÿ˜๐Ÿ˜‚
Bisous bisous ๐Ÿ˜˜

Tsara ho fantatra ๐Ÿ‘€
19/08/2023

Tsara ho fantatra ๐Ÿ‘€

Cheveux type 2๐ŸŒผ

Ohatran'ny ahoana moa izany volo type 2 izany?๐Ÿค”
Ny volo type 2 dia ireo volo ondulรฉ manao "S" sady akaikiny crรขne, manana tendance manify sady mora atao

๐Ÿ“ŒInona ny routine capillaire mety ho an'ny type 2?
Ho anareo izay manana type 2 dia tsara mampiasa produit maivana anefa afaka mampitazona ny Hydratation any

๐ŸŒผRehefa manao bain d'huile dia huile de ricin ampiasaina satria ny huile de ricin mitondra brillance sy Hydratation anefa tsy manavesatra an'ilay boucle, maro ihany koa anefa ireo huile mitondra brillance miankina ny volontsika fa tsy manaraka be fahatany ny an'ny hafa (huile vรฉgรฉtale d'avocat, huile vรฉgรฉtale de jojoba...)

๐ŸŒผAza adino foana ny manao aprรจs shampooing surtout ho antsika manana volo type 2 hialร na amin'ny volo miraikitra ka hiteraka fihongotan'ny volo

๐ŸŒผRaha miongobolo dia fadio ny mibango volo maina fa aleo lemana kely foana

๐ŸŒผRaha te ahazo volume dia tsara leavin conditionner no ampiasaina, tsy manakana antsika hampiasa leavin gel izany raha mila fixation fa atao kely

๐ŸŒผAza mampiasa produits misy sulfate
Ieny ny sulfate dia manafaka ny sรฉbum, saletรฉ isan-karazany fa ny sulfate ihany koa nefa manala ny huile naturel izay misy ao amin'ny cuir chevelu ka mitarika irritation

๐ŸŒผRaha mora maina na maina volo type 2 dia mila mampiasa produit mampitondra Hydratation toy ny masque super hydratant Ny Voloko Natoraly, mety ho mora gras ihany koa izy dia ny masque super hydratant aloe vera Ny Voloko Natoraly no tena namany, mandina anefa tsy gras

๐Ÿ“ŒBonus: inona ny gamme mety aminy raha ao amin'ny Ny Voloko Natoraly ?

๐ŸฏGamme miel raha miloko ilay volo
๐Ÿฅ‘Gamme avocat
๐ŸŒฑGamme lin


Ny Voloko Natoraly : "Ny Voloko efa Natoraly, ny anao koa tiako ho torak'izay "๐Ÿ’–

18/08/2023

๐Ÿฅฐ๐Ÿ˜˜

16/08/2023

๐Ÿ‘€ elaela izay an ๐Ÿฅน
Toujours avec la ๐†๐€๐Œ๐Œ๐„ ๐Œ๐ˆ๐„๐‹ Ny Voloko Natoraly

Brumisateur (vaporisateur) gratuit pour tout ceux qui achรจtent la gamme complรจte ๐Ÿ˜
03/08/2023

Brumisateur (vaporisateur) gratuit pour tout ceux qui achรจtent la gamme complรจte ๐Ÿ˜

Azonao maimaimpoana i BRUMISATEUR 300ML raha toa ka mividy gamme feno ianao(crรจme du jour, shampooing doux, aprรจs shampooing, masque super hydratant, leavin conditionner, leavin gel) kanefa anaty promotion isika izao

Koa araraoty fa manampetra ny tolotra anโค๏ธ

Manankery :Androndrakely Ambodirano, Andohapatapenaka, ary livraison ny tolotra rehetra misy mandritra ny FIER MADA

TSARA TONGA DIA ALEFA SMS AMIN'NY LAHARANA ETSY RAHA MANAO COMMANDE MAIKA ISIKA

โ˜Ž๏ธ034 43 499 75

034 18 361 15

02/08/2023

๐Ÿ‘€ Ny Voloko Natoraly eny @ Kianja Maki Andohatapenaka

Ho anareo izay te hijery produits ๐Ÿคฉ๐Ÿคฉ
02/08/2023

Ho anareo izay te hijery produits ๐Ÿคฉ๐Ÿคฉ

โค๏ธโค๏ธโค๏ธ
31/07/2023

โค๏ธโค๏ธโค๏ธ

Address

Nanchang

Telephone

+261326528690

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when ๐‘‡๐‘ ๐‘ข๐‘˜๐‘–๐‘– posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to ๐‘‡๐‘ ๐‘ข๐‘˜๐‘–๐‘–:

Videos

Share