Dosé

Dosé PREMIERE CHAINE D'ACTUALITÉ RAP A MADA

À peine 19 ans avec un texte aussi mature, love song avec le titre Magnategna Anao et esprit très conscient sur FeryOn v...
20/01/2022

À peine 19 ans avec un texte aussi mature, love song avec le titre Magnategna Anao et esprit très conscient sur Fery
On vous conseil direct d'écouter son EP Gaucho (en Free téléchargement en plus) TEDDY DURAPP
Merci à Mixtape Podcast qui nous à fait découvrir cette pépite
voilà notre avis et voici le lien pour Gaucho

https://www.facebook.com/109195497353672/posts/459509415655610/

MediaFire is a simple to use free service that lets you put all your photos, documents, music, and video in a single place so you can access them anywhere and share them everywhere.

PAROLES Dingan-dava Ratsilah ft EklypsRatsilah:Ny valala ts'indro mandry ambavahady, veleso ny vy dieny mbola mamay tsar...
11/12/2021

PAROLES
Dingan-dava Ratsilah ft Eklyps

Ratsilah:

Ny valala ts'indro mandry ambavahady, veleso ny vy dieny mbola mamay tsara

Tadidio oe ny fotoana tsy elah no mametra aza, tanterao zao ny nofinlah so tara

Vavan'ireo tsy mino ataovy tohatra iekarana, tsisy amboara omena fotsiny eo fa misy sarany

Raha tsy hitahita tsy resy lesy fa naka bahana nitady vola anaovan asa fanitarana ny Stud

Ny valala ts'indro mandry ambavahady, aza miandry ela sao tavela rahalahy sy ranabavy

Tadidio oe ny fotoana tsy elah no mametra azy, izay nofinofy

tanterao amin'ny fotoana mahamety azy

Soa lavo ahay amindra lesy, soa kenda ahay itsako

Androany tsy eo ampelatananlah ny tsara indrindra, fa rahampitso N***a ny fahombiazanlah mety anakoako

Ny valala ts'indro mandry ambavahady, aza miandry ela sao tavela rahalahy sy ranabavy

Tadido oe ny vola tsy mora ny mitady azy, tadidio oe tsy

moramora ny mitady asa

Ny vavan'ireo tsy nino ataovy tohatra iekarana, matoa elah be fahavalo dia tsy diso lalana

Tadido oe ny fiainana fienarana, tandremo ny faha tsoram-po fa manintona namanamana
Ref:

Fara-fahalikamatiny ah mahita fahombiazana aloan'ny ialako eto, ny lalana tsy ho tampona rah tampona anaovako Dingan dava an'i dRapeto (x2)

Eklyps:

Efa natomboko io dia tohizako, safidy efa vita tsy averiko

Efio refa tiana tsy afeniko, iny mintsy ilay kozy manampy ahy mamindra tsy ampihemotra de mandra-piandry ny hoavy mamiratra ampina trakiefa

Isaorako ny Avo tsy mbola maty fo aman'aina, ilay nofy efa nampiaritory anah iny iany no mbola mampifo ah maraina, mila matanjaka ny saina satry ny fo fahalemena

Refa tsy androany dia rahampitso, aloan'ny Telopolo taona mintsy raha ny tena tiko, ny RAP mila ampiko mihary vao tafita tsimaintsy ho zaka ny fahombiazana na mampifilafila

Mila mandroso tsy aki-todika any aorina, miketrika nofy vaovao ndray refa ilay tojo fanirina

Manomana ny hoavy mamorona dia lasa manorona, mpandraharaha ny tanjona dingana ilay miasa aman'olona

Ny lalana tohizo, aza atao sakana fifampiovoarana ny namana vitsy, tsy miandry tolon-tananana oentiko ao antanana ny amboara tiko (rah tsy androany dia rahampitso)

Ny lalana tohizo, lohalaharana aloan'ireo namana ny fianakaviana, Life fitadiavana manery andaozana ny tany niavina (kanefa tsy adino)
----Dosé---

Address


Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Dosé posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

  • Address
  • Alerts
  • Claim ownership or report listing
  • Want your business to be the top-listed Media Company?

Share