WILD CHIK SQUAD

  • Home
  • WILD CHIK SQUAD

WILD CHIK SQUAD group de rider bmx a madagascar

Merci de faire partie de mes followers les plus actifs ainsi que de ma liste hebdomadaire des interactions ! ʚʆʚtsiky Fi...
21/05/2024

Merci de faire partie de mes followers les plus actifs ainsi que de ma liste hebdomadaire des interactions ! ʚʆʚtsiky Fitiavana Raholisonʚʆʚ, Bidmax Yo, Herinjaka Mi Ckæl, Val Rztsoa, Jimmy Zimmy, Jimmijay Sic-mu Ofisialy, Eric Chad Kerley

Jereo ze mety aminao. Jante sy pneu efa lasa.Fourche efa lasa Mp pour plus de détaille.0348565874
20/05/2024

Jereo ze mety aminao.
Jante sy pneu efa lasa.
Fourche efa lasa
Mp pour plus de détaille.
0348565874

Isaorana daholo ianareo izay nandray anjara tamin’ny competition nokarakarain ny wild chik squad tao amin’ny SESAM 4 iza...
13/05/2024

Isaorana daholo ianareo izay nandray anjara tamin’ny competition nokarakarain ny wild chik squad tao amin’ny SESAM 4 izay no tanterahina ny 11,12 mai 2024 teo.
Isaorana manokana ihany koa ireo zay nanohana rehetra: beka life 102, Riven andrew.

Le grand jours arrive, Ny fandraisana anjara ho an'ireo mpifaninana: 10.000ar Catégorie:STREET BMX junior. Classement d'...
12/04/2024

Le grand jours arrive,
Ny fandraisana anjara ho an'ireo mpifaninana: 10.000ar
Catégorie:STREET BMX junior. Classement d'âge et niveaux.
Misokatra ho atsika ny fisoratana anarany ho an'ny BMX ato amin'ny pejy WILD CHIK SQUAD, Na miantso mivantana ny laharana 034 85 658 74 / 032 18 946 80.
LOKA MARO no ho zaraina. Tongava maro hampiroborobo ny BMX eto Madagasikara.
Gorisa gorisa, Tobï Barraco, Dimbio Navela, Manou Abisay Seng Riven Andrew Wong, Rabetokotany Mamitsirava Hartiana Ryan Ad'or Raz Rabetokotany Ramanakoto Erwan Ramaroson Elia andria, Tahiana Randriamanantena Takahashi Nik's Bryan Churchill LUC'MAR Tix Eric Chad Kerley Allan Kersen Jeremie Yt Blabol Daniel Jimmijay Sic-mu Ofisialy Heriniaina Rider Rïch Alï Rouj's Rabetokotany Ganir Rakotondranivo TwõK's TöKïï Stephen Ravelonarivo Zandrikely Lę Rideur Tamaga Extrême Tiantsoa Titan-h

30/12/2023

😎💯🇲🇬🔥🚴

Tonga indray ny fotoana, hofaranatsika amin'ny fianarana manual ny vacance, tongava maro fa maro koa ny loka ho zaraina ...
24/08/2023

Tonga indray ny fotoana, hofaranatsika amin'ny fianarana manual ny vacance, tongava maro fa maro koa ny loka ho zaraina amin'io fotoana io.
Hivoatra hatrany ny RIDE MALAGASY.
Harao hatrany ny pejy WILD CHIK SQUAD, Gorisa gorisa.

Mankasitrak bedebe. Arahintsika moramora eo ny évolution   BMX WILD-CHICK-SQUAD
02/08/2023

Mankasitrak bedebe. Arahintsika moramora eo ny évolution
BMX WILD-CHICK-SQUAD

Tonga tsy hoe sanatry izahay tonga namana ka mavomavo fa tongasoa Ron Hoareau miaraka mikotrana amin'ny wild. Izy no nisantantra volohany tamin'ny offre anay school ride... Merci bcp

Tonga tsy hoe sanatry izahay tonga namana ka mavomavo fa tongasoa Ron Hoareau miaraka mikotrana amin'ny wild. Izy no nis...
02/08/2023

Tonga tsy hoe sanatry izahay tonga namana ka mavomavo fa tongasoa Ron Hoareau miaraka mikotrana amin'ny wild. Izy no nisantantra volohany tamin'ny offre anay school ride... Merci bcp

ATY  KOU MISY SIPA KELY MILALAO BMX FA TSY ANY IRERY IANY ANN !!
29/07/2023

ATY KOU MISY SIPA KELY MILALAO BMX FA TSY ANY IRERY IANY ANN !!

29/07/2023

Salama daholo isika panaraka ny pejy.
Efa malalaka ny fampianarana BMX ho an'ireoizay vonona hianatra.
TSY MISY SARANY NY FAMPIANARANA FA MAIMAIMPOANA.
TOERANA SKATE PARK MARAIS MASAY.
MANAO RESERVATION IREO IZAY HIANATRA MBA HISIAN'NY FILAMINANA.
Isika hiaraka ikotrana mba hisian'ny fivoharana. HARAO HATRANY NY PEJY.
WILD CHIK SQUAD

23/06/2023

Salama daholo ianareo panaraka ny pejy ny WILD-CHIK-SQUAD, ity indray ny sary mihetsika kely fampianarana 180 @ BMX. Ra misy tianareo hanotaniana Dia aza misalasala mandeh MP ato @ pejy. Mino izahay fa hanampy betsaka anareo ity fampianarana kelinay ity. Misaotra anareo manaraka ny pejinay. ❤️❤️🇲🇬💯

✨Tranquille ✨Kersen Blabol DanielWILD CHIK SQUAD🐥🐥
12/06/2023

✨Tranquille ✨
Kersen Blabol Daniel
WILD CHIK SQUAD🐥🐥

Reo Zoky bé niainganan'ny wild... Peace. WILD CHIK SQUAD
14/05/2023

Reo Zoky bé niainganan'ny wild...
Peace.
WILD CHIK SQUAD

Lasa ity ra tsy mibolisatra an... Doucement mais sûrementWILD-CHIK-SQUADGorisa gorisa
14/05/2023

Lasa ity ra tsy mibolisatra an... Doucement mais sûrement
WILD-CHIK-SQUAD
Gorisa gorisa

09/05/2023

A chaque fois toujours en mode sauvages...
Respect WING CHUN martial Art.
Avec: Blabol Daniel , Dimbio Navela , Kersen , WILD CHIK SQUAD , Gorisa gorisa , .

24/04/2023

Revirevy kely mandeh moramora eny ihany.
Faly izahay mizara vidéo kely izay nandraisanay ANJARA tao am PALAIS DES SPORT MAHAMASINA.
Isaorana avokoa ireo izay nandray anjara, tsy hadino ireo mpanohana Gorisa gorisa , MIBALA,...
HO ELA VELONA NY RIDE MALAGASY.
WILD CHIK SQUAD .

L'avenir, on fait partie, Dimbio Navela , Blabol Daniel , adoré, Kersen , WILD-CHIK-SQUAD
21/04/2023

L'avenir, on fait partie, Dimbio Navela , Blabol Daniel , adoré, Kersen ,
WILD-CHIK-SQUAD

20/04/2023

Nous somme prêt
WILD-CHIK-SQUAD dans MIBALA le 23 avril 2023.

07/04/2023

❤️❤️❤️💯

31/03/2023

Wild forever ...

Address


Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when WILD CHIK SQUAD posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Videos

Shortcuts

  • Address
  • Alerts
  • Videos
  • Claim ownership or report listing
  • Want your business to be the top-listed Media Company?

Share