Tahiry Mitombo Lanja

  • Home
  • Tahiry Mitombo Lanja

Tahiry Mitombo Lanja Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Tahiry Mitombo Lanja, Digital creator, .

Fantatrao ve? Fa raha izao ianao no manomboka misafidy ny plan salaried ao @ Capital Finance dia vao manomboka ny taona ...
29/12/2023

Fantatrao ve? Fa raha izao ianao no manomboka misafidy ny plan salaried ao @ Capital Finance dia vao manomboka ny taona 2024 dia efa mandray karama ianao, izany hoe amin’ny volana Janvier. Ary mitohy mandray izany karama izany mandritra ny 3 volana misesy.

Rehefa tapitra ny 3 volana dia mbola azonao averina ampiasaina ny volanao ka mitohy mandray karama tsy tapaka indray ianao mandritra ny 3 volana manaraka no sady mitohy mahazo tombony hatrany.

Ity ny lien afahanao manao inscription avy hatrany ao @ Capital Finance

https://my-capitalfinance.net/signup.php?refer=Free&ral=20642

Mbola misy ireo tolotra hafa izay tsara sy afaka isafidianana ihany koa ao amin’ny CF.

Mandefasa mp kosa izay mila toro-hevitra sy fanazavana fanampiny

Mirary fety sambatra ho antsika rehetra!

Ny Capital Finance dia plateforme d’investissement en ligne izany hoe sehatra iray izay afahan’ny olon tsotra mampiasa s...
17/12/2023

Ny Capital Finance dia plateforme d’investissement en ligne izany hoe sehatra iray izay afahan’ny olon tsotra mampiasa sy mampitombo ny volany amin’ny fomba tsotra sy aingana indrindra.

Avy amin’ny alalan’ny fividianana ny plan d’investissement no fomba afahana manao izay fampiasam-bola izay ao amin’ny Capital Finance. Tsisy ny zavatra na asa atao rehefa avy mividy ny plan fa dia miandry ny volanao hiasa sy hitombo fotsiny no ataonao (revenue passif).
Misy karazany telony plan izay misy ao amin’ny Capital Finance. Izay afahana manao fampiasam-bola manomboka amin’ny sarany $1 kahatramin’ny $50.000 (4400Ar – 220.000.000Ar)

Ahazoana tombony 120 ka hatramin’ny 300% (avo teloheny) ihany koa ny Plan ao anatin’ny 60 kahatramin’ny 100 andro monja. Azo atao ny mividy plan maro amin’izany.
Noho izany dia fantatra mialoha ny tombony ho azonao, ary ny faharetany fampiasam-bola (contrat) rehefa mividy plan ao amin’ny Capital Finance.

Azo Alaina avy hatrany ny vola sy ny tombony rehefa tapitra ny contrat ho an’ny plan regular sy fasted, ary raisina isam-bolana kosa ny gain ho an’ny plan salaried izay novidiana.Tsy voatery manao parrainage ihany koa aoamin’ny Capital Finance vao mandray vola.
Ny fomba fividanana ny plan indray dia azonao atao ny mampiasa ny portefeuille: Payeer, Perfect Money, BTC, advcash ary usdt trc20 amin'ny fanaovana ny dépôt

Afaka atao ihany koa ny mividy solde par échange mvola, orange money sns amin'ireo namana mpikambana izay mivarotra solde CF ao amin’ny groupe fb Capital Finance.

Min depot: 3$
Min retrait: 1$
https://my-capitalfinance.net/signup.php?refer=Free&ral=20642

Address


Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tahiry Mitombo Lanja posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

  • Address
  • Alerts
  • Claim ownership or report listing
  • Want your business to be the top-listed Media Company?

Share