27/11/2023
๐ฅ ๐๐ฟ๐ฎ๐ต๐ฎ๐ฏ๐ฎ๐ถ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ฆ๐ฎ๐น๐ผ๐บ ๐
Mirary soa sy fahombiazana rahalahy! Tahian'Andriamanitra!
"La musique c'est le complรฉment de la parole, du bruit et du silence qui relie, notre corps et notr tel : 034 68 170 54.0332819966. 0349889580
๐ฅ ๐๐ฟ๐ฎ๐ต๐ฎ๐ฏ๐ฎ๐ถ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ฆ๐ฎ๐น๐ผ๐บ ๐
Mirary soa sy fahombiazana rahalahy! Tahian'Andriamanitra!
๐ฅโ ๐ฉ๐ผ๐ธ๐ฎ๐๐ฟ๐ฎ ๐๐ฎ๐ผ๐๐ฎ๐ผ ๐๐ฎ๐๐ฒ๐ฟ๐ถ๐ป๐ฎโโ
Iza avy ary ilay olona miandry an'ilay an'ilay vokatra vao mafana be ato an-dakozia ato?
๐โ Asio ๐ท'๐ฎ๐ฑ๐ผ๐ฟ๐ฒ fotsiny hoe na atsangano ao amin'ny ๐ฐ๐ผ๐บ๐บ๐ฒ๐ป๐๐ฎ๐ถ๐ฟ๐ฒ ny tanana โ๏ธ
๐ฅโ ๐ฅ๐๐ฃ ๐๐๐ฆ๐ฌ ๐จ๐ก๐๐ง๐ฌ ๐ฎ๐ฌ๐ญ๐ต ๐ฅโ
Ity ny prรฉstation anay 4KZA Kazerinatami'ny Rap Gasy Unity 2019, azo lazaina ho tahirin-tsary izy ity satria dia efa 4 taona lasa sahady izany izay. Cypher sy Real no hira nosafidiany hanafanana ny sehatra tamin'izany.
Repostena eto izy ity androany, hisaorana ny tompon'ilay sary nizara azy tamin'izay.
๐ Aza adino ny mametraka ๐๐ฝ na commentaire raha misy tiana hambara
๐ Lien musique:
https://www.facebook.com/Kazerina06/videos/334589243759726
๐ฅโ ๐ฆ๐ฎ๐ผ ๐ต๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ฟ๐ ๐ผ๐ต๐ฎ๐๐ฟ๐ฎ๐ป'๐ป๐ ๐๐ฟ๐ถ๐ฎ๐ฟ๐ ๐ฒ๐ผ ๐ณโ
- Raha vao vita ilay hira ๐ ๐ถ๐น๐น๐ถ๐ผ๐ป izay nivoaka tamin'ity taona 2023 ity ihany dia isan'ny nanaitra ny sofina ity mesure iray an'i ๐ฆ๐ฎ๐น๐ผ๐บ ity.
๐โLien musique : https://www.facebook.com/Kazerina06/videos/283469650882924
๐ฅโ ๐๐ถ๐ฝ ๐๐ผ๐ฝ ๐ป๐ผ ๐๐ฎ๐น๐ฎ๐บ๐ฝ๐ฎ๐ฟ๐ถ๐ต๐ ๐ณ๐ฎ ๐๐๐ ๐ฟ๐ฎ๐ป๐ผ๐บ๐ฎ๐๐ถ๐ป๐ฎ! ๐โ
- Isan'ny tianareo ny nihira mafy anty partie ity rehefa nijery ๐น๐ถ๐๐ฒ ๐๐ฎ๐๐ฒ๐ฟ๐ถ๐ป๐ฎ tamin'izany
Extrait lyrics ๐๐ถ๐ผ๐ธ๐ฎ๐ต tamin'ilay son "๐๐๐ฝ๐ต๐ฒ๐ฟ" izy ity!
๐โAza adino ny mizara amin'ny namana!
๐ฅโ ๐ง๐๐ ๐ต๐ผ๐ฒ ๐๐๐ ๐ป๐ฎ๐ต๐ผ๐บ๐ฏ๐ ๐ถ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ผ ๐ณ๐ฎ ๐ฒ๐ณ๐ฎ ๐๐ฎ๐ต๐ ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ถ๐ป๐ ๐ฒ๐ณ๐ฎ ๐๐ฎ๐๐ฎ-๐ฑ๐ฒ๐ต๐ถ๐ฏ๐ฒ! ๐ฐโ
- Motivation kely indray ary izy ity raha toa ka miezaka ianao nefa tsy mety mahita na'ilay vokatra izay tadiavinao mintsy. Notsongaina tamin'ilay hira "๐ ๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ฒ๐๐" an'i ๐๐ช๐ญ๐ญ๐ข๐ฉ๐ณ ๐๐ฏ๐ข๐ต๐ช๐ช
๐โ ๐๐ถ๐ฒ๐ป ๐บ๐๐๐ถ๐พ๐๐ฒ : https://www.facebook.com/Kazerina06/videos/739899814227826
๐ฅโ ๐๐ฎ๐ฟ๐ผ๐ต๐ ๐ป๐ ๐๐ผ๐น๐ฎ fa ๐ถ๐๐ฎ๐ ๐๐๐ ๐บ๐ถ๐๐ ๐ฎ๐๐ ๐ฑ๐ถ๐ฎ ๐บ๐ผ๐ฎ๐ป๐ฎ! ๐ฐโ
- Mesure iray notsongaina tao anatin'ilay hira "๐ก๐ผ ๐น๐ถ๐ณ๐ฒ, ๐ป๐ผ ๐ฝ๐ฎ๐ถ๐ป" izy ity.
๐โ Raha ny hevitrao inona no tena tian'i Ryo ambara eto?
๐VIDEO LIVE๐ โฐ
๐ฅ ๐๐ผ๐๐ฒ๐ฟ ๐ฟ๐ฎ๐๐๐ ๐ธ๐ฒ๐น๐! ๐ฅ
Hiran'i ๐น๐ ๐ ๐๐๐ฃ๐๐๐ช izy ity izay mitondra ny lohateny "Turn your lights down" nindramiko fotsiny satria hira anisan'ny nanamarika ahy hatramin'izay.
๐๏ธ Killahr Anatii
๐ธ Larry G5
๐ป Rk recordz
๐ Aza adino ary ny mizara amin'ny namana e!
๐ฅ ๐๐ฒ๐ป๐ผ ๐๐ฒ ๐ป๐ ๐ฝ๐น๐ฎ๐๐น๐ถ๐๐!? ๐ค
Amafao son iray ary de ๐ถ๐๐ ๐ฎ๐๐ผ๐น๐ผ ๐ฎ๐๐ :
- Lohateny : ๐ ๐ถ๐น๐น๐ถ๐ผ๐ป
- Mpiangaly : ๐๐ฎ๐๐ฒ๐ฟ๐ถ๐ป๐ฎ (mazava ho azy) ๐
๐ Na tianao na tsy tianao ary ilay hira dia ๐ฎ๐น๐ฒ๐ณ๐ฎ๐๐ผ ๐ฎ๐ผ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ป'๐ป๐ ๐ฐ๐ผ๐บ๐บ๐ฒ๐ป๐๐ฎ๐ถ๐ฟ๐ฒ ao ny zavatra tsapanao teo am-pihainoana azy. Raha toa kosa ka te hanana azy ianao dia afaka ๐๐ฒ๐น๐ฒ๐ฐ๐ต๐ฎ๐ฟ๐ด๐ฒ๐ป๐ฎ amin'ity lien ity : linktr.ee/killahr06
๐ฅ ๐ก๐ผ๐๐๐ฒ๐ฎ๐ ๐๐ถ๐ป๐ด๐น๐ฒ ๐ฏ๐ถ๐ฒ๐ป๐๐ผฬ๐ ๐ฑ๐ถ๐๐ฝ๐ผ๐ป๐ถ๐ฏ๐น๐ฒ! ๐ถ
Ela izay fotoana nahanginana izay, ยซ ๐ ๐ถ๐น๐น๐ถ๐ผ๐ป โฌ ยป :
- zovy marina moa ny olona tsy mba te hanana anโizany ?
- fa ahoana ny fomba ahazahoana azy ?
- ary ho ataonao inona izy io rehefa eo am-pelatanana ?
๐ Soraty ao aminโny commentaire ary ny hevitrao, ary aza adino ny mampandre ny namana izao vaovao mahafaly izao ! ๐ค
๐ฅ๐ฅ
๐ฅ ๐๐ฎ๐ฆ, ๐ฏ๐ถ๐ฒ๐ป ๐ท๐ผ๐๐ฒฬ ๐ฅ
Anisan'ny sehatra GOAVANA indrindra AMIKO tamin'ity taona ity 2023 ity raha RAP GASY no resaka satria:
- misy fivoharana be ny fanajana ny "๐ง๐๐ ๐๐ก๐" โ
- tsy azo lavina fa tsara ny ๐๐๐๐๐ง๐๐ข an'ny ๐ฆ๐ข๐ก, heno tsara avokoa ny zavatra lazain'ny MC ๐๏ธ
- mahay nankafy am-๐ฝ๐ถ๐น๐ฎ๐บ๐ถ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ tsara ny public ๐ค๐ฝ
- sns maro be amin'ny lafiny tsara ...
๐ Hisaorana ny mpikarakara, isaorana ny MC rehetra nandray anjara briky tao fa afa po izahay mpijery ary mpankafy, hidsaorako manokana ihany koa i PAZY Ofisialy satria isan'ny nandray anajra tao ihany kely tao ihany koa ny tenako tamin'ilay hira en featuring aminy mitondra ny lohateny hoe "MAFY" afaka tsidinao sy henoina amin'ity lien ity : https://tinyurl.com/67v7ave4
๐คฃ๐คฃ๐คฃ
๐ฅ102๐ฅโ
๐ฅ ๐ ๐ฎ๐๐ผ ๐๐ ๐ณ๐ผ๐๐๐ ๐ฎ๐ฟ๐ ๐บ๐ฎ๐ถ๐ป๐๐ ... โซโช๐ก
Satria:
- mandray anao am-pifaliana ny tenako ๐จ
- madio hatrany ny fiaraha miasa ary mikatsaka ny tsara indrindra isika โฌ
- mainty ny fond satria maizimaizina ny trano ve? ๐คฃ๐คฃ
โ ๏ธ Oui marina izay fa ny tena antony dia ny mozikanao mintsy no tena ezahana asongadina ato. โฌ
โผ๏ธMaro koa ny milaza hoe tokony ho "S" ilay "Z" amin'ilay Recordz, fa zao mintsy anefa no nitiavako azy ary misy dikany izy io ...
๐ Mandefasa mp avy hatrany ary raha misy projet tianao ho tontosaina e!
๐๏ธ ๐๐น๐ฎ๐๐ต๐ฏ๐ฎ๐ฐ๐ธ ๐ธ๐ฒ๐น๐ ๐ฎ๐ฟ๐ ๐ฅ
- Anisan'ny hira nahafantaranao anay Kazerina izy ity ๐ค
- Tany amin'ny taona 2019 tany ho any no namoahana azy teto amin'ny facebook.
๐ Soraty ao amin'ny commentaire ary hoe ny titre an'ilay hira na raha texte kely no tadidinao.
" Raha misy teny ... " Sopapa kely fotsiny io! โ๏ธ
๐๐๐ฒฬ๐น๐ถ๐ฐ๐ถ๐๐ฎ๐๐ถ๐ผ๐ป๐ ๐๐ฒ๐๐ฟ๐ฎ ๐๐ ๐๐ผ๐ฟ๐ฒ๐ป!๐พ
Feno herinandro katroka androany izay no nahvitan'ny mariazinareo roa kely ๐๐ฒ๐๐ฟ๐ฎ (๐ฆ๐ฎ๐น๐ผ๐บ) ๐๐ ๐๐ผ๐ฟ๐ฒ๐ป, koa mamerina fiarahabana izahay namana, rahalahy ary ny famille Kazerina rehetra, mahareta ka hatramin'ny farany!
Ezaka ny voalohany, dia mbola ezaka ny faharoa....
Projet anisan'ny manahirana kely izy ity fa mety ho tianareo mpanaraka, kely sisa kely sisa!
Ra Jen's X
Kely sisia! Kely sisa...
Arahabaina ianao Jayah nahatratra izao andron'ny fitsingerenan'ny taona nahaterahanao izao! Mirary soa sy fahombiazana hatrany ary aza maika ho lehibe! ๐
๐๐๐๐๐๐๐
Tsy iza moa izy ity fa zanak'i Killahr Anatii membre vondrona Kazerina A.K.A 4KZA!
๐๐๐๐
Miarahaba tompoko o!
Andrahoana tsara amzin'izay ary ny mozika...
-Koa satria hono "Ny manao zavatra tsy mora" ary "Ny manao mora tsy mba zavatra" ... Dia niantso olona iray izay tena manan-talenta eo amin'ny lafiny feon-kira izahay! Tsy iza mo izany fa i Ra Jen's ๐๐๐น๐น๐น
Manasa anao ary hanaraka ny pejy tsy tapaka hatrany hatrany ny pejy fa dia hanomboka ity raharaha manga ity!
Mandrapitafa tompoko! ๐๐
Enfin tafiaraka kely indray na dia tsy ampy iray aza! ๐ท๐ท๐ท๐ท
Misaotra an'Andriamanitra! ๐๐๐๐
zany val mafana๐ฅโ
killahr-Mandresy
2k23
Mandresy - Killahr Anatii (Official Audio)
Prod by ๐น : RA JEN'S
Studio ๐๏ธ : RK RECORDZ
Lien Myvazo : https://player.myvazo.com/track/vU64Kk3NMZeAYdp
Lien Youtube : https://youtu.be/1bqRRG5BTzM
Que la faveur et la joie trouvent leur chemin vers toi,
que tu ne manques de rien de bon aujourdโhui et pour toujours.
Joyeux anniversaire Salom.
๐๐
Depuis 2016 Kazerina aka 4KZA n'est pas seulement un groupe d'artistes, c'est aussi un collectif oรน 4 frรจres ( killah'r, Biokah, Salom et Ryo) aux multiples talents s'unissent pour montrer la force de leurs messages.
La famille s'agrandit !! ๐๐๐๐
Welcome Cyarah ๐คโ๏ธโ๏ธโ๏ธโ๏ธ
Felicitation Biokah mivady!
since2016
Fiarahana, hafa kely!! ''4KZA & FAMILLE''
Tanjombato 102
Be the first to know and let us send you an email when 4KZA Kazerina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.
๐ฅโ ๐ฅ๐๐ฃ ๐๐๐ฆ๐ฌ ๐จ๐ก๐๐ง๐ฌ ๐ฎ๐ฌ๐ญ๐ต ๐ฅโ Ity ny prรฉstation anay 4KZA Kazerinatami'ny Rap Gasy Unity 2019, azo lazaina ho tahirin-tsary izy ity satria dia efa 4 taona lasa sahady izany izay. Cypher sy Real no hira nosafidiany hanafanana ny sehatra tamin'izany. Repostena eto izy ity androany, hisaorana ny tompon'ilay sary nizara azy tamin'izay. ๐ Aza adino ny mametraka ๐๐ฝ na commentaire raha misy tiana hambara ๐ Lien musique: https://www.facebook.com/Kazerina06/videos/334589243759726 #kazerina #4kza #Real #cypher #RAPGASY
๐ฅ ๐๐ผ๐๐ฒ๐ฟ ๐ฟ๐ฎ๐๐๐ ๐ธ๐ฒ๐น๐! ๐ฅ Hiran'i ๐น๐ ๐ ๐๐๐ฃ๐๐๐ช izy ity izay mitondra ny lohateny "Turn your lights down" nindramiko fotsiny satria hira anisan'ny nanamarika ahy hatramin'izay. ๐๏ธ Killahr Anatii ๐ธ Larry G5 ๐ป Rk recordz ๐ Aza adino ary ny mizara amin'ny namana e! #BobMarley #kingofreggae #reggae #reggaemusic #kza
๐ฅ ๐๐ฒ๐ป๐ผ ๐๐ฒ ๐ป๐ ๐ฝ๐น๐ฎ๐๐น๐ถ๐๐!? ๐ค Amafao son iray ary de ๐ถ๐๐ ๐ฎ๐๐ผ๐น๐ผ ๐ฎ๐๐ : - Lohateny : ๐ ๐ถ๐น๐น๐ถ๐ผ๐ป - Mpiangaly : ๐๐ฎ๐๐ฒ๐ฟ๐ถ๐ป๐ฎ (mazava ho azy) ๐ ๐ Na tianao na tsy tianao ary ilay hira dia ๐ฎ๐น๐ฒ๐ณ๐ฎ๐๐ผ ๐ฎ๐ผ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ป'๐ป๐ ๐ฐ๐ผ๐บ๐บ๐ฒ๐ป๐๐ฎ๐ถ๐ฟ๐ฒ ao ny zavatra tsapanao teo am-pihainoana azy. Raha toa kosa ka te hanana azy ianao dia afaka ๐๐ฒ๐น๐ฒ๐ฐ๐ต๐ฎ๐ฟ๐ด๐ฒ๐ป๐ฎ amin'ity lien ity : linktr.ee/killahr06 #millionaire #nofinofy #NouveauSon #RAPGASY #4kza #kazerina
Miarahaba tompoko o! Andrahoana tsara amzin'izay ary ny mozika... -Koa satria hono "Ny manao zavatra tsy mora" ary "Ny manao mora tsy mba zavatra" ... Dia niantso olona iray izay tena manan-talenta eo amin'ny lafiny feon-kira izahay! Tsy iza mo izany fa i Ra Jen's ๐๐๐น๐น๐น Manasa anao ary hanaraka ny pejy tsy tapaka hatrany hatrany ny pejy fa dia hanomboka ity raharaha manga ity! Mandrapitafa tompoko! ๐๐
Mandresy - Killahr Anatii (Official Audio) Prod by ๐น : RA JEN'S Studio ๐๏ธ : RK RECORDZ Lien Myvazo : https://player.myvazo.com/track/vU64Kk3NMZeAYdp Lien Youtube : https://youtu.be/1bqRRG5BTzM
Tongasoa eto amin'ny pejinay! Indro ary ilay vidรฉo fohifohy izay nolazainay tao anaty publication omaly, Mijereva finaritra daholo tompoko dia aza adino ny mizara amin'ny namana sy m'jaime (y) ny pejy! :D Youtube : https://www.youtube.com/channel/UCcT5APPBsJx9z7BCCzSAMRw Instagram : Killahr anatii
Want your business to be the top-listed Media Company?