From Mada to the US

  • Home
  • From Mada to the US

From Mada to the US A Malagasy ,who lives far away from home, and wants to share how it’s like to live abroad , come along, don’t be shy and follow me we’ll learn together🤗🤗🤗

👀🤭 mahalala fomba be ny aty aminay itony😂Otrn tsy teo aho nitsambikina nakany amin’ny do**he ozy nareo😂😂😂Ilay nipetrahan...
09/05/2024

👀🤭 mahalala fomba be ny aty aminay itony😂
Otrn tsy teo aho nitsambikina nakany amin’ny do**he ozy nareo😂😂😂

Ilay nipetrahanay taloh aza ry reto 3 andro mihintsy dia nasainy niala ny appartment makany amin’ny havana izay manana havana akaiky na makany amin’ny croix rouge hono fa aharitra2 ny asa ataony zareo na mandeha hotel fa « METY » ho remboursé…👀 hoy zahay mivady hoe ampahafirin’ny any antanana izao? 😂 any aza tsy maazo date izany ianao hoe amin’izao na izao miveria fa mionona fontsiny, …nijanona tamin’izao fotsiny zay dia nividy rano tamin’ny tavoangy ho sotroina de samy vita….

Anisan’ny kolontsaina tena tiako aty ny hoe “rehefa misy manasa ianao, aza mandeha fontsiny tsy mitondra inoninona fa mi...
04/05/2024

Anisan’ny kolontsaina tena tiako aty ny hoe “rehefa misy manasa ianao, aza mandeha fontsiny tsy mitondra inoninona fa mitondrà na zavatra kely aza” Omaly ary zahay nisy namangy dia nahandro aho satria sakafo ariva ilay niarahana, Gaga aho fa nitondra desera daolo ny vahiny na efa nilaza aza zay fa tsy maninona na tsy mitondra aza! 🥰🥰🥰

👀👀👀 resaka pepper spray. Vao nifindra trano zay, dia mbola manavao be, na ny olona mpanao maintenance aza olona tsy fant...
22/04/2024

👀👀👀 resaka pepper spray.

Vao nifindra trano zay, dia mbola manavao be, na ny olona mpanao maintenance aza olona tsy fantatra. Ny tena vehivavy…irery antrano. Mila miaro tena ah no izany….na ekeko azy hoe mety olona tsotra be ilay mpanao maintenance mila mailo fona fona fona.
Ilay « pepper spray » dia karazana diffuseur ana sakay ranony…io ny paoziny , tena masika be tsy laitra ary mijafajafa ra tratrany👀🫢 nandramanay mivady tao amn do**he😂 erreur de débutant 🤣🤣🤣 30mn mbola nasika be hiany ny do**he.
Karazana « arme » fiarovatenan’ny olona tena aty io, ampiasana ra misy cas D’URGENCE uniquement. Tsy miala anaty poketrako noh izany satria aho mande taxi matetika ka tsara fona manana fiarova tena…👀👀 asa any amintsika ra misy an’itony? Anefa mety ho tena enjana ko ra misy.

Coucouuuu, Ny hobby aty dia tena manandanja be mihintsy….mafy ny fiainana tsinona mila mitady zavatra anariana dia!! Dia...
20/04/2024

Coucouuuu,
Ny hobby aty dia tena manandanja be mihintsy….mafy ny fiainana tsinona mila mitady zavatra anariana dia!! Dia indray andro zay ah nanatrika karazana classe d’intro pour painture a l’eau! Dia raikipitia, dia hoe « ande zan mba hanandrana koa » nanomboka teo ah nijery2 vidin’itony chevalet itony, loza anefa fa de $100 no miakatra foooona de navelako tany aloh.

Kay ah indray andro zay nandeha goodwill, dia inona fa nikaroka2 zavatra vita amin’ny hazo ah no nahita ity ana ty!!!!! 🤩🤩🤩 dia tena gaga ah satria ilay loko ftsn no mety olana aminy (tsy olana amiko) dia tahony’ny tiroir tsy ampy dia $2,99 ny vidiny $4 mahery kely niaraka tamin’ny tax!!!!
Tena nampatsiahy ah hoe rehefa anjara tokoa dia tonga hoazy mora mora eny tsy forcer’na!!! 🥰🥰🥰

👀👀👀 gaga ah ry reto, reto hono « treats » hoan’ny alika daolo na saka😂👀🫢 tena hoe an? 😂 tsy ho fatany akory anefa hoe ts...
18/04/2024

👀👀👀 gaga ah ry reto, reto hono « treats » hoan’ny alika daolo na saka😂👀🫢 tena hoe an? 😂 tsy ho fatany akory anefa hoe tsara tare anie le izy fa indray arapany fotsiny😂😂

Coucouuu « les mazoto mianatra » Tadidinareo ve za niresaka momban’ny piece de monnaie tamin’izay?? Dia tatoato ah nahit...
16/04/2024

Coucouuu « les mazoto mianatra »

Tadidinareo ve za niresaka momban’ny piece de monnaie tamin’izay?? Dia tatoato ah nahita karazana piece hafa koa!!

Nisy fotoana aho tany NYC dia hay zareo any mbola mampiasa ilay piece de 1$, io dorée hitanareo io!! Dia gaga ah dia faly dia nangoniko😂😂 refa amin’ny manaraka tantaraiko ny antony anangonako azy!

Dia amin’izao indray aho any amin’ilay iasako misy olona mbola manana piece de 0,50$ na 50cents 😂 izay tena hafa hafa! Io lehibe indrindra io izy!! Izay client iray izay hiany ni mbola manana azy!!

Dia refa nojereko dia hay zareo manana piece manomboka amin’ny 1cent hatramin’ny 1$ izany.

Refa milahatra izany dia lasa hoe:
1cent , 5cents, 10cents, 25cents, 50cents ary 1$

Toy izao ny fomba fiantsony azy:
➡️Penny: 1cent ,
➡️Nickel: 5cents,
➡️Dime:10cents,
➡️Quarter (1/4 de dollar): 25cents,
➡️Half a dollar: 50cents
➡️A dollar: 1$

Mbola azo ampiasaina andovana zvt avokoa reto fa ny piece de 50cents sy 1$ no tsy tena courant be intsony!

😂😂😂quand je vous qu’ils font tout pour vous rendre la vie facile….je vous mens pas 😂Refa akaiky ho lany glace’nao dia mi...
14/04/2024

😂😂😂quand je vous qu’ils font tout pour vous rendre la vie facile….je vous mens pas 😂
Refa akaiky ho lany glace’nao dia misy zavatra kely sotomina anokafana ilay cornet ka afaanao mihinana ilay cornet🤯🤯🤯 dia azonao antoka fa tsy olona 50 no nandray2 ny cornet anao vao any ambavanao, what??? 😂😂😂

“Leftover” ambin-tsakafo, Aty dia ohatra efa anaty culture mintsy ny mihinana leftover na ambin-tsakafo rehefa mifarana ...
13/04/2024

“Leftover” ambin-tsakafo,

Aty dia ohatra efa anaty culture mintsy ny mihinana leftover na ambin-tsakafo rehefa mifarana ny erinandro. Satria moa rehefa mahandro karazan-tsakafo anatin’ny erinandro dia misy ambony kely fona dia aty angonina ireny dia rehefa mifarana ny erinandro dia afanaina daolo dia iny dia mahavita sakafo indray.

Be dia be ny fianakaviana manao azy ity aty, zay anatiny satria misy ilay ambony “tsy ampy tsy lany ireny” dia miangona ao ny dikany…ratsy koa ny manary hanina dia iezahana atao avokoa izay azo atao ialana amin’zany…

Ireto anay reto zao sakafo atoandro izao, ambony ravitoto sy hena kisoa dia ambon’ny helatra akoho, dia nisy soufflé izay koa ambona sakafo tao dia farany ny kimtchi (io ohatra anana menamena amin’ny sisiny io)

Nareo koa ve mba manao an’izao? Ny anay taloha tadidiko hoe ny ambin’ny sakafo atoandro no atao hariva ampiana2 atody eo…🤗🤗🤗

12/04/2024

Taloha ah tena curieuse hoe mba ahoana ary hoa ireny « car wash » ireny, fanasana fiara. Hay mitabataba be mintsy 😂

Aty moa ra mipetraka amin’ny trano ianao dia afaka ianao hiany no manasa ny fiaranao, fa ny apartment complex mantsy, ra manofa appartement ianao dia tsy manome izay option izay.
Anefa koa Moa tsy misy evitra ny hanasa fiara amin’ny Volana Novembre na Decembre fa mangatsiaka be na manana moyen hanasana azy any antranonao aza ianao , ka dia izay no anton’itony toerana fanasana fiara itony!

Ity fandehananay ity zao an, $7 eo eo ny manasa ny fiara, ireo avokoa ny étapes lalovan’ny fiara dia refa vita ny ivelany dia manana accès gratuit amin’ny « aspirateur » ny clients, iny aseoko kely amin’ny farany iny😂

Fotoana fanasana fiara matetika ny vanin’andro ririnina nohon’ny sira araraka amin’ny arabe izay tsy tsara fa masiaka sy ma arafesina ny fiara ary ny vanin’andro toy izao aty aminay zao ny « printemps » satria avy matetika ny orana dia mamotaka ny toerana sasany!

Izay ndray alo ny androany ary e!

Goodwill….inona izany? Toerana iray mivarotra kojakoja rehetra manomboka amin’ny entana ao andakozia hatrany amin’ny kil...
09/04/2024

Goodwill….inona izany?

Toerana iray mivarotra kojakoja rehetra manomboka amin’ny entana ao andakozia hatrany amin’ny kilalaon’ny ankizy efa niasa izy io na indray2 koa zavatra mbola vaovao!

Ny entana rehetra amidiny ao dia mora be avokoa, araka mah entana efa niasa azy, raha tokony entana 15$ dia midina 3$ na 5$ rehefa amidiny ao. Na canapé aza mety azonao 20$.

Ny antony? Entana ataon’olona « don » avokoa no amidiny ao. Ireto ahy ireto izao haterina any mba ho amidiny indray, satria ra tsy mahasoa ahy intsony mety ahasoa olona afa amin’ny vidiny mora dia mora. Ankaotra izay dia manome anton’asa ho an’olona be dia be koa izy tony.

Eo hiany koa ny antony hafa toy ny hoe afaka maka reçu aho rehefa manatitra azy any amon’ny zareo dia anampy ahy amin’ny fanaovana tax amin’ny erintaona.

Ps kely, tsy io hian mpivarotra 2em main aty fa be dia be karazany hafa, misy ny Salvation Army, Plato’s closet, Sparo’s nest… sy ny maro tsy vaotanisa fa ireto no tena efa hitako hatreto…misy koa ny varotra amin’ny internet toa ny any amintsika! 😄😄😄

👀👀👀 mba zarao hoe ny hevitrao na fanontaniana anananao??? Soava ny andro nareo ohhh

🫠🫠🫠mamy be ery rehefa mba mihinana mamy kely ato antrano na tsy misy occasion aza, nareo koa ve manao an’izany? 🍨❤️Koba ...
09/04/2024

🫠🫠🫠mamy be ery rehefa mba mihinana mamy kely ato antrano na tsy misy occasion aza, nareo koa ve manao an’izany? 🍨❤️
Koba sy glasy❤️ merci Little Tsena, matsiro be!

08/04/2024

Hino ah ve nareo ra lazaiko hoe aty mbola misy bitro “dia” na antanety otrzao aza?
Tsy misy ala na le reserve naturel reny akaiky be anay fa complex appartement be dia be…anefa dia feno an’ny zareo ny tanana🫠🫠🥺🥺

Mapalaelo ko anefa fa misy coyote koa refa otran’io mihinana an zareo…🫢

aleo ko ane jereko ra mbola manana video ana cerf za alefako amin’ny commentaire!

Coucouuuu, efa henonareo ve ilay fitenenana hoe « tacos Tuesday » ??? Zany oe taco amin’ny andro Talata 🌮🌮🌮 (sary tahiry...
28/03/2024

Coucouuuu, efa henonareo ve ilay fitenenana hoe « tacos Tuesday » ??? Zany oe taco amin’ny andro Talata 🌮🌮🌮 (sary tahiry mo ireto tsy tamin’ny talata akory😂 »

Tena lasa faazarana mihintsy ny an’olona!
Sakafo mexican izy ty, iza mo no tsy maalala azy e???
Ny tena forme original fotsiny ity zaraiko androany ty. Aty mantsy rehefa mande amin’ny supermarché mexicain dia matetika tsy maintsy ahitana « food court » ilay supermarché na ra adika tsotsotra dia « aire de restauration » otran’ny eny ivandry reny e…
Ny matetika hita ao Tacos, burritos, enchiladas, caldo sns sns jeretsika amin’ny manaraka an🫢
Ity amin’ny sary ity no antsoina hoe « taco dinner » satria sady misy tacos 2 no misy vary kely sy tsaramaso, sakay antsoina hoe « jalapeño » ary tongolo maintso natono.
Hoanina miaraka amin’ny sauce maintso vita amin’ny karazana votabia maintso sy citron.
Ny atin’ilay tacos kosa teto hena kisoa sy tongolo be ary kotmila. Afaka ovaina ho hen’omby na izay tiana koa!
🫠🫠🫠🫠 malaelo kelt ah tsy mizara videos eeeeela be anefa nohon’ny adidy sy andraikitra dia tsy mbola vita fona izay efa vonona ao fa iezaana avoka tsy kely2 eo….mankasitraka fona manaraka an! ❤️❤️❤️ aza adino ny manontany ra misy fanontaniana ohhhh
Bonne journee reto a

18/03/2024

HMart🤩🤩🤩🤩
Supermarché Coréen tena tiako tena tiako après ny Supermarché mexicain (jerentsika amin’ny manaraka👀)

Inona ilay crackers goûter taloh iny e? Tsy tadidiko😂 Tam tam ve? Otrn tsia an…

Bonne nuit nareo izany aloh e🥰🥰🥰

Coucou🤩🤩🤩🤩Androany an , St Patrick’s day aty 🍀🍀🍀🍀Mety efa henonareo? Na tsia? Tena fankalazana be! Manao maintso avokoa ...
17/03/2024

Coucou🤩🤩🤩🤩
Androany an , St Patrick’s day aty 🍀🍀🍀🍀Mety efa henonareo? Na tsia?
Tena fankalazana be! Manao maintso avokoa ny olona rehetra ary izay tsy manao maintso tsongoina😂😂😂
Fankalazana Irlandais ☘️ moa izy ity anefa aty US no tena mankalaza azy kokoa.
Misy parade any Chicago ary lokoina maintso hatramin’ilay rivière any aza🤩 mbola ho itako indray andro any dia zaraiko aminareo! Fa jereo kely amin’ny google anie mandrapa👀👀

05/03/2024

Hellooooo

Nisy tornade ry teto taty aminay tamin’ny erinandro!!

Nandeha ny annonce amn finday, avy eo koa naneno ny siren 🚨 manodidina isaky ny 5minutes…😬 io henonareo ao amin’ny vidéo io.

Ny rivotra nifofofofo be🫢 nanaotra nohon’ny cyclone any amintsika.
Afaran’ny zareo fona koa hoe mila mamonjy toerana iva ny rehetra , miala alavitry ny varavarankely na koa mankao amin’ny do**he ao anatin’ny baignoire 🛀 ra toa ka eo amin’ilay ville misy anao mihintsy ny tornade. Izahay moa tao anatin’ny toerana vaokasika fa tsy nila namonjy baignoire 😂🤣
Fotoanany moa izao satria izahay zao hiditra printemps aty 🙃🙃🙃🙃 dia ianareo hiditra amin’ny atsiaka😅😅tsy maninona fa mba tour’nay indray izao ehhh😂

22/02/2024

Fantatrareo ve fa aty rehefa mipipika io jiro eo amin’io feu de circulation io dia midika izay hoe misy ambulance hoavy any?

Aty mantsy rehefa misy ambulance mandalo dia TSY MAINTSY mikisaka amin’ny sisiny ary MIJANONA avokoa ny fiara sy moto ary biskleta REHETRA.
Ka mba tsy hisian’ny accident dia mipipika io jiro anelanelan’ny feu de circulation io ho fanamarihana fa hoavy ilay ambulance andalo. 😳😳gaga aho ary tena talanjoba ny momban’ny fandaminana, vao fantatro vao aingana koa mantsy!

Ny voninkazo🌹🌷💐🌸🌺🌼🌻🥀 Aty dia tena feno karazany, ANEFA, tsy avy eto antoerana avokoa. Satria moa ny faritra sasany manga...
14/02/2024

Ny voninkazo🌹🌷💐🌸🌺🌼🌻🥀
Aty dia tena feno karazany, ANEFA, tsy avy eto antoerana avokoa. Satria moa ny faritra sasany mangatsiaka be dia tsy maavanona n’inoninona rehefa ririnina.
Anefa na mivoaka any amin’ny supermaché aiza ianao na aiza na ririnina mamitifiry tahakn’inona aza dia ahitana voninkazo fona🥰🥰 Afarana manko izy tony, avy any Amerique du Sud.
Afaka mandray vonona ianao na koa afaka mividy ny singa tianao ianao hatao amin’ny bouquet anao.
Ny vidiny bouquet ray eo amin’ny $13 eo no miakatra, raha hividy singany ianao hamorona bouquet dia mety manomboka amin’ny $5 eo ny singany karazany iray. Ny Roses moa, lafo2 eny fona fa misy karazany maro isafidianana manomboka amin’ny $15 eo.
Ny ahy izao reto sombiny2 ireto nisy bouquet nisy kosa roses dia nampiako kininina anaingona azy fa izay no bouquet tena tiako ankaotran’ny tulipes! 🥰🥰🥰 Aty koa tena fomba ny manome voninkazo na resaka galenterie na famangiana marary na St Valentin🤪 na tsy misy occasion koa aza dia azo atolotra fona e🥰🥰🥰

Dia happy Valentine’s Day izany e❤️❤️❤️❤️

👀👀👀mba inona ary no hoanin’ireny olona any ivelany reny! Tena zavatra naaliana ah taloh mints, ay kay refa tonga aty tsy...
12/02/2024

👀👀👀mba inona ary no hoanin’ireny olona any ivelany reny! Tena zavatra naaliana ah taloh mints, ay kay refa tonga aty tsy hoe makaiza no makaiza, zay zao ohatra rehefa indraindray tsy mavita sakafo gasy fona dia zao no sakafonay 🫢
Tamin’ny omaly , Alahady zao dia mihinakinana izay vita eo fotsiny😂🫢…. sakafo atoandro/maraina (11h30 eo) atody, m**o sy vache qui rit dia sakafo ariva frite ray vilia hena kely (ie tsy azo sary👀)

A voky anareo ve!? Inona lokanareo androany!?

10/02/2024

Tsetsetsa tsy aritra kely, fantatrareo ve hay misy trajectoire ny avion? Za tsy naalala!!!! 🤣🤣 averiko hoe samy mandeha samy mitady dia samy mitandrina tsy hidofitra, ohatran’ny tombil hiany e! 🫢😂 ka ra nieritreritra an’izany ianao🫵🏽 dia diso toa ahy😅

Refa mande any amin’ny coffee shop aty dia misy karazana choix aloha omeny eo amin’ny menu, manomboka amin’ny misy caffe...
02/02/2024

Refa mande any amin’ny coffee shop aty dia misy karazana choix aloha omeny eo amin’ny menu, manomboka amin’ny misy caffeine hatrany amin’ny thé nature. 🫖☕️

Avy eo ianao afaka maka petit encas koa, mety cookies io, na brownies fa tena matetika donut 🍩 efa maro karazana fa ilay old style toy ity no tena itako matetika kokoa, mamy be anefa😬

Ankaotra izay dia self service ilay izy, atao ny commande, mandoha vola ary miandry ny anaranao ho vaotonona dia mande maka place!

Mpianatra, mpiasa, mpinamana mihaona no matetika be hita any!

Nia ity chai latte/old fashioned donut, $8 latsaka kely ny total. 🫠

👋🏽👋🏽👋🏽👋🏽

01/02/2024

« Forest preserve » na réserve forestière 🌲 🌳 🌴

Tsy vaolazako ao moa fa matetika izy tony dia natao mba hiarovana ireo hazo native eo amin’ilay toerana misy ilay reserve hiany koa no tanjony.

Ankaotra izay koa dia indraindray toerana nanaovana exploitation minière ⛏️ no avadik’izy ireo ho lasa forest preserve toy izaho ka lasa fialan’ny mponina sasatra….

Ireto hita amin’ny video ireto izao dia karazana réserve forestière anaky 4 karazana, ny iray izay tany amin’ny état an’I Wisconsin(wI) , ampatsiaiviko fa izaho aty Illinois

Amin’ny manaraka mety hasiako direct rehefa makany aho fa tena relaxant😊😊😊

👋🏽👋🏽👋🏽👋🏽

30/01/2024

Andao hianatra kely ndray ary hoe ahoana ny toerena fisakafoanana aty🤗🤗 “diner” (en anglais) no anarin’ilay vaoloany restau tsotra kosa ilay faharoa! 😁

Ny Diner moa be dia be ny karazany aty ary saika ahitana maromaro aminy isaka ville kely iray.

Ny restau asiatic hiany koa dia be dia be, ary matetika atambany avokoa ny karazana sakafo sinoa na japonais sns…

Coucouuuu, Any aminitsika refa hoe mpisoloky dia Mvola sy mody appel sy otrzany sms. Aty koa misy miantso hiany fa ny sa...
29/01/2024

Coucouuuu,
Any aminitsika refa hoe mpisoloky dia Mvola sy mody appel sy otrzany sms.
Aty koa misy miantso hiany fa ny sasany tonga de email miaraka amny invoice 🧾 fosika, ty ana ty zao efa fatatry le email’ko oe spam le izy dia tsy itako akory ra tsy izaho no mjery email any amin’ny spam.
😂😂 taitra hiany aloh de lasa nitopy nijery ny compte bancaire👀🫢 na ny anarako aza tsy eo amin’ilay izy akory tena vakina fontsiny…
Mila mailo fa ratsy ny tany….

28/01/2024

Passer la journée avec moi🤩😂 et mes délires merci byeeee bisou😘

Coucou nareo🥰🫠 resaka welcome welcome aloh no masaka! Atosiky fesiboky fona ah hanao welcome ny « new followers » nefa a...
28/01/2024

Coucou nareo🥰🫠 resaka welcome welcome aloh no masaka!

Atosiky fesiboky fona ah hanao welcome ny « new followers » nefa aza ny talo tsy vao welcomed akory!

Ka dia welcome daolo tsika rehetra💚💚 i Antsa no anarako, ity page ity nataoko hizarako ny momba2 ny aty, mety resaka sakafo , culture, tanana fomba fomba sy ny sisa tsy vaotanisa!

Efa manontany hiany aho moa oe inona maaliana anareo ? fa ra misy dia aza misalasala manontany fa ezaatsika resahina toy ny mahazatra!

Soava ny alahady ary e🤩

18/01/2024

Ny admin anareo vao misy ftoana kely😂🙈
Rehefa sairana amn’ny asa sns dia sakafo ze mora mora vita eo no enjehina ty zao tena top 30mn ra be indrindra , saumon amin’ny crème sy pate🫠🫠🫠

Coucou nareo! Nanjavona ny admin fa mangatsika loatra😂🙈       -17 aty amnay zao tsika mteny zao! Toy izao ny lalana, zao...
16/01/2024

Coucou nareo! Nanjavona ny admin fa mangatsika loatra😂🙈
-17 aty amnay zao tsika mteny zao!
Toy izao ny lalana, zao ilay mampianjera marary be amin’ny vidéo ireny.
Ny antony, mangatsika ny andro dia rehefa tsy vaosoroka aloha ny neige vao itsahiny tombil dia mvadika ho glace otrzao, ny andro koa tena mangatsika ka lasa malama eo ilay izy!!!
Ireny zavatra violet mivaingana itanareo reny moa sira, ie sira, satria ny sira mampitsonika azy! Tsy sira fihinana moa fa sira efa natokana hoan’ny lalana ary isa maraina ny camion ny « commune » mandalo mandraraka sira!
Mande mora kely daolo ny tombil no izany ary mampiasa mode « snow » ho fitandremana sy ananan’ny mpamily control kokoa!
Mangatsika reto a🥶🥶🥶 tena mangatsika.
Refa milatsaka ny neige dia tsy maninona mintsy fa refa miangona amin’izay de tena ren’ny aina ny atsika ateraky ny neige miangona avia avanana. Ny chauffage tsy mjanona miodina isaka 15 a 20 minute!

12/01/2024

Tempête de neige 🌨️🥶🌨️
Fotoanany moa zao, manao annonce zareo itandrina izay olona mitondra fiara.
Tsy hijanona raha tsy amin’ny 2 maraina! Tsy mampino hoe ity le masoandro be omaly iny! 😬

12/01/2024

Hellooo🥰🥰 Soava ny andro Zoma nareo oh!

Tany amina réserve forestière aho androany na mangatsika be aza ny andro, nahazo naleha hiany! 1 degré C androany tamn’io fotoana io.

Amin’izao koa efa mamorona glace manify ny rano miangona2, toy ity rano niangona tamin’´y fontaine ity, ny neige teo atriny omaly mbola tsy nitsonika loatra koa, fa mikaresoka tsara😂😂

Mariako mo fa tena mangatsika be io neige io ary marary be ny tanana rehefa milalao azy ela ela, nia io hitanareo nanipy azy io fontsiny dia efa ho 15mn vao naare hafanana indray! 😂😂 tena mangatsika ohh,
ilay rano nivaingana tamin’ny fontaine lalaoviko io koa toy izany, tena mangatsika ary voly tanteraka ny tanana niala teo, nivara mena be!! 🥶🥶🥶

Ny akanjo mo tena mifonofono, alefa daholo ny sosona rehetra😂

Izay fa dia bonne journée nareo e👋🏽👋🏽👋🏽izahay hatory (21:06pm izao- 9h ny décalage horaire tsika)

Address


Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when From Mada to the US posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Videos

Shortcuts

  • Address
  • Alerts
  • Videos
  • Claim ownership or report listing
  • Want your business to be the top-listed Media Company?

Share