Zion FaithTube

  • Home
  • Zion FaithTube

Zion FaithTube Pejy natao hifampizaràna hiram-pivavahana rehetra sy tosika ho an'ireo Mpanakanto Evanjelika.

21/08/2024

HANANDRATRA FIDERANA 2024
" Elia Sarobidy "

🔖 Nasaina manokana: M'EFA, NYJ PRAISE, EMILE KAIAMBA ...
🎫 Toerana : "AMPILANONANA TERRAIN BASKET ANDRAMASINA"

🔰 Fitoriana Filazantsara an-kira miaraka amin'ny Elia Sarobidy her Band izao atao eto amin'ny Terrain Basket AMPILANONANA ANDRAMASINA.

🔖 Fiderana an-kira lehibe izay manomboka amin'ny 2 ora Atoandro hanasana antsika rehetra tsy misy ankanavaka indrindra isika eto Andramasina sy ny manodidina.

❌⭕️🚫 TSY MISY VIDIM-PIDIRANA ❌⭕️🚫
🔖 Ny fampisehoana dia manomboka amin'ny 2 ora tolakandro tsy diso. Fiderana manaka-danitra no hiarahana eto miaraka amin'ireo tarika izay nasaina manokana : M'EFA, NYJ PRAISE, EMILE KAIAMBA ...

❌⛔️ TONGAVA MARO FA HO SITRANA IANAO⛔️📛
📞☎️▶️ Mpiara-miasa: Radio FMFOI 107.4MHz/ TV7FOI

INFOLINE: 034 04 059 77

27/09/2023

SA MAJESTÉ - ENOKK

Louez le Dieu Puissant
(HOSANNA AMEN)
Que tout le monde en chœur chante
(HALELOIA AMEN)
Oh Jésus est Glorieux
(HOSANNA AMEN)
Il est au milieu de nous
(SA PRÉSENCE EST ICI)

Pont :
Devant Lui Tout s'incline (x4)

REFRAIN :
Sous le Soleil ardent
Sa force ébloui
Tel un Lion rugissant sa voix
Inclinez-vous
Devant SA MAJESTÉ
Son peuple danse de joie
Sous son regard béni.

A/C : Artina R.

04/09/2023

Tsara ity hiran'i
Zarazarao sy aparitaho fa mampahery antsika ny midera an'i JESOSY.

ELIA SAROBIDY : Anisan'ny   tanora vao misandratra, nisafidy ny ho mpidera sy mpanandratra an'Andriamanitra.Mba lazao ho...
02/08/2023

ELIA SAROBIDY : Anisan'ny tanora vao misandratra, nisafidy ny ho mpidera sy mpanandratra an'Andriamanitra.

Mba lazao hoe ny hirany roa (02) ankafizinao indrindra?

INNOV AGENCY/ BANDE URBAIN STUDIO/ STORY GASY Dia manolotra ho anao : "FISAORANA SY FIDERANA VITA BACC"Miaraka amin'i El...
20/07/2023

INNOV AGENCY/ BANDE URBAIN STUDIO/ STORY GASY
Dia manolotra ho anao : "FISAORANA SY FIDERANA VITA BACC"
Miaraka amin'i Elia Sarobidy and Her Band

Nasaina manokana: HENIKA/M'efä/TAF'YRAY/IJC IVANDRY/2MC ITAOSY

🔰 Fotoana: Alahady 23 Jolay 2023
🔰 Toerana: KIANJA MAINTSO ANALAMAHITSY
🔰 Ora fanombohana: 1 Ora Atoandro
🎫 Fidirana Tsotra: 3000ar
🎫 Réservation : 10000ar
⚠️ Fivarotana ny tapakila: TIACOM Analakely / Andry Meilleur Electronic Analakely ary amin'ny andron'ny fampisehoana.

Mpiara-Miasa: Radio FMFOI 107.4MHz / TV7FOI Madagascar / Amitié TV Radio / Radio Antsiva 97.4FM / Radio La Grace de Dieu / TIACOM / Andry Meilleur Electronics.

📞 Infoline: 034 13 059 71 / 034 32 083 33

Ndao isika hidera sy hanome voninahitra an'Andriamanitra 😍
Elia Sarobidy Her Band

IRAY GOSPEL 📢 ao amin’ny   ny ⏰ Alahady 05 Mars @ 02h45 tolakandro. Miaraka amin’i TGC | Lovatiana | Rado Rakotomalala |...
10/02/2023

IRAY GOSPEL 📢 ao amin’ny ny ⏰ Alahady 05 Mars @ 02h45 tolakandro.
Miaraka amin’i
TGC | Lovatiana | Rado Rakotomalala | Adilia.

Réservation & Infoline : 034 62 790 18

TONGAVA MARO

INNOV AGENCY dia manolotra ho antsika🥳🥳 GRAND CONCERT 2023🥳🥳MISAORA AZY ELIA SAROBIDY Her BandToerana : CCESCA ANTANIMEN...
29/12/2022

INNOV AGENCY dia manolotra ho antsika
🥳🥳 GRAND CONCERT 2023🥳🥳
MISAORA AZY
ELIA SAROBIDY Her Band
Toerana : CCESCA ANTANIMENA
Andro : ALAHADY 29 JANVIER 2023
Ora : 14h
Nasaina manokana : HENIKA - ADILIA - MICKAEL RANDRIAMBOLOLONA - DIDA&TAHIANA - 2MC ITAOSY - JIMMY HARIVELO...SNS
Fidirana tokana: 5000ar
Fivatorana tapakila : NECT'ART AKADITAPAKA / CCESCA ANTANIMENA (MANOMBOKA NY ALATSINAINY 02 JANVIER)
FANAZAVANA FANAMPINY/ 034 13 059 71 / 034 32 083 33
SEHO GOAVANA SY RAITRA NO ATOLOTRAY HO ANAREO JIFAO ARY NY TAPALIKA
MPIARA-MIASA: BANDE URBAIN STUDIO/ STORY GASY
NECT'ART ANKADITAPAKA

𝙏𝙤𝙤 𝙁𝙖𝙞𝙩𝙝𝙛𝙪𝙡 - 𝙈𝙤𝙨𝙚𝙨 𝘽𝙡𝙞𝙨𝙨Oh, oh, ohHey, dah, dah, shad, deh, ah, deyThank you, JesusHallelujahYou are who You are yeste...
16/12/2022

𝙏𝙤𝙤 𝙁𝙖𝙞𝙩𝙝𝙛𝙪𝙡 - 𝙈𝙤𝙨𝙚𝙨 𝘽𝙡𝙞𝙨𝙨
Oh, oh, oh
Hey, dah, dah, shad, deh, ah, dey
Thank you, Jesus
Hallelujah

You are who You are yesterday
Today and forever more
What You say is what You do
You never fail, You never change
You are faithful till the end
Faithful God, I worship you
I worship you

You're too faithful to fail me
You're too faithful to disappoint me
You've proven Yourself in my life
And I've come to realize
You're too faithful to fail me

You're too faithful to fail me
Oh Jesus
You're too faithful to disappoint me
You've Proven Yourself in my life
And I've come to realize
You're too faithful to fail me
Hey, dah, dah, dah, dah, dah
Oh, dah dah, dah, hey, dah, dah, dah

Yes, we worship
You are, you are, God
You are who You are yesterday
Today (Today and forever more)
(What You say) What You say is what You do
Lord, you never fail
You never fail, You never change, God

You are faithful till the end (Faithful God)
Faithful God
I worship you
I worship you

You're too faithful to fail me
Yes, You're too faithful to disappoint me
(You're too faithful to disappoint me)
Hallelujah

You've proven Yourself
You've proven Yourself in my life
I've come to realize (And I've come to realize), yeah
(You're too faithful to fail me) too faithful
You're too faithful to fail me, God
(You're too faithful to fail me)

Lord, you're too faithful to disappoint me
(You're too faithful to disappoint me), oh, oh
Oh God
You've Proven Yourself
Hallelujah (You've Proven yourself in my life)
And I've come to realize, hey, hey, hey
You're too faithful to fail me, yeah, yeah

Oh, oh, You're too loving to leave me
Cah, sah, bah, bah, bah, dey, too loving
You're too loving to leave me halfway
What you start, You always finish
But I've come to realize
That You're too loving to leave me

Lord, You're too loving to leave me
(You're too loving to leave me)
Too loving, too loving, too loving
(You're too loving to leave me halfway)
Too loving to leave me halfway
What you start, You always finish
I've come to realize (And I've come to realize)
(You're too loving to leave me) yes, ha, ha

You're too faithful to fail me
(You're too faithful to fail me)
You are Lord, you are Lord, you are Lord
You're too faithful to disappoint me

Oh, Jesus
You've Proven yourself
(You've Proven yourself in my life)
I've come to realize (And I've come to realize)
(You're too faithful to fail me) too faithful to fail me

You are too committed to leave me, oh Jesus
You're too consistent to leave me halfway, yeah
What you start, You always finish
And I've come to realize
That You're too faithful to fail me
What you start
You always finish
Lord, I'm here to testify
You're too faithful to fail me

𝙏𝙤𝙤 𝙁𝙖𝙞𝙩𝙝𝙛𝙪𝙡
𝙈𝙤𝙨𝙚𝙨 𝘽𝙡𝙞𝙨𝙨

FIADANANA E!Aoka hanome voninahitra an’i Jehovah izyAry hitory ny fiderana Azy any amin’ny nosy.ISAIA 42:12Andao hiaraka...
06/12/2022

FIADANANA E!

Aoka hanome voninahitra an’i Jehovah izy
Ary hitory ny fiderana Azy any amin’ny nosy.
ISAIA 42:12

Andao hiaraka hidera an'Andriamanitra isika ny :
Alahady 18 décembre 2022 🕝 14h30

Toerana : Grande salle Ambohijatovo Avaratra

♫ 𝐌𝐚𝐧𝐝𝐢𝐠𝐧𝐲 - HARIS feat TIMOTHELien YouTube :
23/11/2022

♫ 𝐌𝐚𝐧𝐝𝐢𝐠𝐧𝐲 - HARIS feat TIMOTHE
Lien YouTube :

Titre : 𝐌𝐚𝐧𝐝𝐢𝐠𝐧𝐲 Artiste : HARIS feat TIMOTHEHo an'ANDRIAMANITRA irery ihany ny voninahitra .

ENOKK en Showcase : 📅 30 octobre 2022 📍 Amphi Agricole Ambatobe ⏱️ 13:10🎫 Jifao dieny izao ny tapakilanao !🤩 ANDAO HIDER...
21/10/2022

ENOKK en Showcase :
📅 30 octobre 2022 📍 Amphi Agricole Ambatobe ⏱️ 13:10
🎫 Jifao dieny izao ny tapakilanao !
🤩 ANDAO HIDERA AN'I JESOSY, HANOME NY TSARA AVY ATY AMINAY IZAHAY 🥳 !

🎹 Misy présentation album ENOKK ihany koa any an 🎧.
Miaraka amin'ny artistes évangéliques maro nasaina manokana : 👉 HONORE,
👉 ADILIA,
👉 ELIA

Misy ihany koa ny Invités surprises hanafana ny lanonana Fiderana sy Fankalazana an'Andriamanitra !

Billet : 10.000 Ar PLACE LIBRE / Réservation : 20.000 Ar AU CENTRE DE L'AMPHITHEATRE

🎵Tongava maro, ny billet dia efa afaka raisinao manomboka ny Alatsinainy 10 Octobra ao amin'ny :

• TIACOM ANALAKELY akaikin'ny Hotel de Ville
• CHEZ VINOU ANTANIMENA ampitan'ny EKAR
• Tadiavo ao amin'ny application Messenger ny hoe Ticketplace MP
• En ligne : https://bit.ly/ndaohidera
• Boutiques Mass'In Isoraka - Akoor Digue - Smart Tanjombato - La City Ivandry

📞INFOLINE : 034 20 858 22 ou Mp page ENOKK

♫ Jim Praise - ESKIVEOLien YouTube :
12/10/2022

♫ Jim Praise - ESKIVEO
Lien YouTube :

Miala, miala, miala devoly :)

♫ AIZA IANAO - ENOKKLien YouTube :
11/10/2022

♫ AIZA IANAO - ENOKK

Lien YouTube :

Fanehoana an-kira ny fitadiavana an'Andriamanitra noho ny fiainana sarotra sy ny tontolo mila tsy ho zaka intsony. Manàna finoana sy fanantenana foana fa tan...

Je ne t'abandonnerai point - Les étoiles scintillantes (France) feat.  .Lien YouTube :
11/10/2022

Je ne t'abandonnerai point - Les étoiles scintillantes (France) feat. .

Lien YouTube :

Je ne t'abandonnerai point - Les étoiles scintillantes (France) feat.

28/07/2022

𝗘𝗳𝗮 𝗵𝗶𝘃𝗲𝗿𝗶𝗻𝗮 - 𝗘𝗸𝗮𝗹𝗲𝗼𝗻 𝗣𝗿𝗮𝗶𝘀𝗲

REF: x2
Efa hiverina Aho, fa ento ambavaka
Ho avy handray anao
Fa ny zanako tsy maintsy miakatra a!
Aza matahotra fa efa nofidiko, ka tsy mba ho ariako
Tsy maintsy hifakahita isika
Tsy maintsy ho hitanao ny paradisa

👉 Aza adino mi-s'abonner amin'ny pejy 🔔 sy mizara ny "video" fa maro ny olona mila fampaherezana tahaka anao koa.🙏

SAMY HOTAHIN'ANDRIAMANITRA O!💞

© 2022

17/06/2022

♫ Tsy maintsy tafita - NYJPraise

Hira natao hampaherezana anao izay mandalo ady eo amin'ny fiainana; hirahirao fa hitondra famelombelomana ho an'ny fanahinao ary matokia fa TSY MAINTSY HO TAFITA ianao amin'ny Anaran'i JESOSY.

Version YouTube : https://youtu.be/XEqOGWQu1lM

Directed by: Tafika Navalona SeeNai Pictures
A/C: YALL FEO
Son: HINDRA
Lead vocal: Sareek Ratsimandisa

09/02/2022

Fitoriana an-kira sy hafatra avy amin'Andriamanitra ho anao izay mihaino.

Version YouTube : https://youtu.be/yebZby3HCsE

00:00 - Jesosy eo amin'ny voninahiny
03:50 - Babonao ny foko
09:26 - Fiainam-baovao
12:44 - Làlana iray
17:28 - Maranatha
22:39 - Hafaliana mivavaka
26:09 - Ry zanak'i ziona
28:38 - Hifaly eo aminao
33:43 - Andro farany
37:40 - Ahy Ianao
42:00 - Antso
46:33 - Ho any am'i Jesosy Tompo
50:10 - Hitako ny làlana
54:25 - Jerosalema vaovao

Aza adino ny manaraka ny pejy eto amin'ny Facebook sy ny YouTube.

02/02/2022

Une compilation qui vous fait plonger dans une adoration totale au pied du Roi des rois.
N'oubliez pas de vous abonner pour plus de vidéos
Version YouTube : https://youtu.be/mz5fl08g2hQ

00:07 Hanaraka anao tsy haditra
03:54 Inty aho Jeso
09:08 Voninahim-panahy
13:12 Jesosy no tompon'ny laka
16:50 Voavoha varavarana
21:05 Sambatra
25:38 Chantons, louons
30:06 Derao Jeso
32:59 Fandalovana
37:42 Ny eto an-tany
40:38 Na sarotra aza ny dia
43:43 Falifaly

♫ Jesosy Fahendrena & Harena - ENOKKLien : https://youtu.be/EPh5f4PFAPQ
21/09/2021

♫ Jesosy Fahendrena & Harena - ENOKK

Lien : https://youtu.be/EPh5f4PFAPQ

Ao amin'Andriamanitra kosa no misy fahendrena sy hery; Izy no manana hevitra sy fahalalana. — Joba 12 : 13

15/09/2021

♫ Aoka re Tompo - ADILIA

Tia Anao amin'ny foko rehetra aho Jehovah ô
Oh matoky ny famonjenao aho Jehovah ô
Ny fiantsoako, oh mandra-pahoviana Jehovah ô
Oh tehirizo mandra-pihavinao aho Jehovah ô
Ampaherezo ity mpanomponao

Titre : AOKA RE TOMPO
Mpihira :
Vidéo : StoryGasy
Réalisation : Harentsoa Heriniaina
Son : DariraSound

: https://www.youtube.com/watch?v=sxaNpaDVNOU

𝐓𝐒𝐀𝐑𝐎𝐕𝐘, 𝐌𝐀𝐇𝐀𝐆𝐀𝐆𝐀 𝐀𝐇𝐎 𝐉𝐄𝐇𝐎𝐕𝐀𝐇 (Cheta - Ada Ehi cover by Z' BLESSINGS, from ZSONG)Tsarovy … Mahagaga Aho Jehovah!FIVERENA...
17/05/2021

𝐓𝐒𝐀𝐑𝐎𝐕𝐘, 𝐌𝐀𝐇𝐀𝐆𝐀𝐆𝐀 𝐀𝐇𝐎 𝐉𝐄𝐇𝐎𝐕𝐀𝐇 (Cheta - Ada Ehi cover by Z' BLESSINGS, from ZSONG)

Tsarovy … Mahagaga Aho Jehovah!

FIVERENANA:
Tsarovy, tsarovy, Andriamanitra Aho,
Tsy ho resy na oviana na oviana , tsarovy
Izaho no Izy hatrizay ka ho mandrakizay
Tsarovy, tsarovy, ary aza mety ho adinoina
Tsarovy, matokia
(Mozika)

ANDININY 1:
Fanahy Aho [Fanahy Aho]
Fanahy Aho [Fanahy Aho]
Fanahy Aho Jehovah [Fanahy Aho]
Ilay Mahagaga [Fanahy Aho]
Moa misy zavatra tsy haiko va?
Na olan-tsarotra heverinao ho mihoatra Ahy?
Fa na amin’ inona, mbola Izy Aho
Ilay tsy miova mandrakizay

FIVERENANA: Tsarovy, Andriamanitra Aho
Tsy ho resy na oviana na oviana, tsarovy
Izaho no Izy hatrizay ka ho mandrakizay
Tsarovy, tsarovy, ary aza mety ho adinoina
Tsarovy Ahh(o) ...

ANDININY 2:
Andriamanitr'i Abrahama-Isaka, Jakoba [Amen]
Izay mamelona ny taola-maina [Amen]
Misia mazava dia ary izao rehetra izao oh [Amen]
Antsoy Aho Jehovah [Amen Amen]
Izay mampivetsom-pifaliana ny momba
Sy manome fananganana indray
Ilay Fiandohana sy Fiafarana
Tsy miova mandrakizay

ANDININY 3:
Raha miasa Aho, moa hisy hahasakana?
Tsy misy fetra anie ny Heriko
Fa na amin’ inona mbola Izy Aho
Ilay tsy miova mandrakizay
Misy tadiavinao, Mahagaga Aho
Misy katsahinao? Mahagaga Aho
Amin'ny toe-java-drehetra, Mahagaga Aho!

BRIDGE:
Oh! tsarovy anaka,
Lehibe nohon'ny heverin’ ny olona Aho
Aza adino anaka, tia anao hatrany Aho
Matokia anaka, tsy ho irery ianao oh oh oh ...
ho mpandresy ianao oh OH oh oh,
tsy irery ianao oh oh OH OH OH OH …
Oh Tsarovy anaka,
lehibe nohon' ny heverin’ ny olona Aho
Aza adino anaka, TIA anao hatrany Aho
Matokia anaka, ho mpandresy ianao oh oh oh OH OH

FIVERENANA:
Tsarovy, tsarovy Andriamanitra Aho
Tsy ho resy na oviana na oviana, tsarovy
Izaho no Izy hatrizay ka ho mandrakizay
Tsarovy, tsarovy, ary aza mety ho adinoina
Tsarovy, tsarovy, ary aza adinoinao
Tsarovy, matokia, raketo Aho ao am-ponao

https://youtu.be/dVehlVtDHZA

𝐓𝐒𝐀𝐑𝐎𝐕𝐘, ... 𝐌𝐀𝐇𝐀𝐆𝐀𝐆𝐀 𝐀𝐇𝐎 𝐉𝐄𝐇𝐎𝐕𝐀𝐇FIVERENANA:Tsarovy, tsarovy, Andriamanitra Aho,Tsy ho resy na oviana na oviana , tsarovyIzaho no Iz...

TITRE : TSY MAINTSY TAFITA MPIHIRA : NYJPraiseSon et mixage : RH studioVidéo Lyrics by Tafika Navalpierce"Mahereza, ary ...
22/03/2021

TITRE : TSY MAINTSY TAFITA
MPIHIRA : NYJPraise
Son et mixage : RH studio
Vidéo Lyrics by Tafika Navalpierce

"Mahereza, ary aoka hatanjaka ny fonareo, dia ianareo rehetra izay manantena an'i JEHOVAH!" SALAMO 31 : 24

https://youtu.be/D85BASaECzI

Atolotra am-pitiavana ho anao ho fampaherezana eo anoloan'ny làlan-tsarotra tsy maintsy diavina, Vetsovetsoy fa TSY MAINTSY TAFITA, TSY MAINTSY TAFITA ianao ...

Address


Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Zion FaithTube posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Zion FaithTube:

Videos

Shortcuts

  • Address
  • Alerts
  • Contact The Business
  • Videos
  • Claim ownership or report listing
  • Want your business to be the top-listed Media Company?

Share