Andao handroso

  • Home
  • Andao handroso

Andao handroso Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Andao handroso, Digital creator, .

10/01/2025

👋👋👋Miaraba antsika rehetra ato aminy ny vondrona rehetra.
Androany iao hizara zavatra amin'ny isika.

📖📖Ireto misy zavtra mba tiako zaraina amin'ny anao.

🧠Inona aby no fanalahidy ny fahombiazana?

👉Manana tanjona
Manana hetaheta tea hahoby eo fiainana.

👉Manana fahatokisan-tena

👉Fidio namanao, manana namana mitondra anao aminy makany fahombiazana.

👉Resaka fotoana ny olona rehetra dia manana 24h. Faha maninona misy mahomby ary misy tsy mahoby satria Samy manana ny fadaniany azy ny 24h.

👉Manana olona filamatra izay mifagnarak aminy tanjona tianao atao eo aminy fianana. Ohatra : Magniry tea lasa President Repoblika anao. Mitadiava olona tianao efa filoha ny Repoblika mila magnarak ny toetra anao.

💡Ny fahombiazana tsy Tonga ho azy faha mitaky Finiavana

⏳Ndao handroso ⏳

09/01/2025

👋👋👋Miaraba antsika rehetra ato aminy ny vondrona rehetra.
Androany iao hizara zavatra amin'ny isika.

📖📖Ireto misy zavtra mba tiako zaraina amin'ny isika.

Ahona ny fomba hafanao mamaha ny olana❓

Rehefa hiresak olona antsika dia ireto misy zavatra roa tsara hofatatra.

➖ Ny voalohany dia olana ve avy aminy anao.

➖Ny faharoa dia olona ve avy aminy manodidiana anao?

👉Mialoha ny misy olona eo anao amin'ny fianana. Tsara raha ohatra mametraka ny fagnotaniana io. Raha zavatra misy eo aminy fianana antsika adavandro dia manome tsiny olona antsik raha misy olona.

Ohatra :Avy ny "x" no na tonga ahy tsy afaka BACC.

👉Zava-misy anefa ianao no tsy nafatatra ny tanjona anao tianao tratrariana iao tsy maitsy afaka BACC. Iao anefa ny tsy nametraka ny fitsika hifampifeza ny tenanao.

👉Tiako lazaina raha manana olana eo aminy fianana. Mila fandraisanao andraikitra ny voalohany.

Ampidiro ao an-tsainao iao manana olana dia iao tompon'andraikitra voalohany.

👉Raha ohatra tsy voavanao ilay olana dia hizaraina aminy olona. Izay olona atokisanao satria ny fizaranao ilay olona anisany manamaivan ny olana ary 80% olona misy manome torihevitra. Averiko fona hoe "ILAY OLONA ATOKISANAO" no hizaranao azy.

📌Hizaraiko aminy ilay "PORS"

📍Problèmes

Fataro inona ny olana misy amiko? Avy amiko ve saha avy aminy olona manodidiana aminy anao.
📍Objets

Inona ny Antony mahatonga ilay olana?
📍Resultants

Inona ny vokatra mivoaka raha ohatra tsy voava ny olona?
📍Solutions.

Inona aby ireo vahoalana?

⏳Ndao Handroso⏳

Inona ny lesona afaka hintsoina amin'ny sary ?Que pensez-vous à-propos un image ?
16/08/2023

Inona ny lesona afaka hintsoina amin'ny sary ?

Que pensez-vous à-propos un image ?

Address


Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Andao handroso posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

  • Address
  • Alerts
  • Claim ownership or report listing
  • Want your business to be the top-listed Media Company?

Share