13/08/2023
🇫🇷 « ray_aina » est une marque créée il y a de celà plus de 10 ans, et a vu passer grand nombres de créations touchant plusieurs domaines, en passant par le graphisme, la musique et la photographie. Elle a longtemps eu cette image de marque passe partout, qui d’un côté lui confère une notion de polyvalence, mais de l’autre un manque de sérieux et une immaturité.
À travers son rebranding, témoignée par sa nouvelle identité visuelle, la marque compte renouer avec ses débuts et se concentrer dorénavant sur l’univers du design graphique.
Nous sommes fiers aujourd’hui de pouvoir aborder cette nouvelle identité, et affirmons notre volonté d’aller de l’avant et d’apporter tout notre savoir faire pour vous proposer les solutions adaptées à vos besoins.
À très bientôt.
_
🇲🇬 « ray_aina » dia marque noforonina 10 taona mahery izay. Nikasika lafin-javatra maro izy, tahaka ny graphisme, ny mozika ary ny fakana sary. Passe partout no nahafantarana azy, izay nanome azy laza tsara amin’ny lafiny iray satria afaka mikirakira zavatra maro izy, fa tahaka ny tsy matotra kosa izy amin’ny lafiny iray.
Amin’ny halalan’ny fanavaozana azy, hita taratra amin’ny fiovan’ny sary famantarana, dia hiverina hifantoka amin’izay nahafantarana azy voalohany izy, dia ny tontolon’ny graphic design izany.
Faly izahay ankehitriny maneho an’izany sary famantarana vaovao izany, ary manamafy ny finiavanay handeha lavitra kokoa ary hampiasa ny fahaiza-manao hanananay hanolorana izay vahaolana tena mety aminao.
Mandrapihaona ary.