22/12/2023
Hoanao izay maniry hividy na manana ds4 v2 .
Ka te hafantatra oe authetique sa faux ilay izy.
Astuce tsotra afatarana azy , mety mbola maro no tsy mahalala.
Ny ds4 vrai refa velomina PS ( tsy connecté sy pc ) dia mi-clignote in 30 exactement ny barre lumineux izay vao maty.m (mitovy daholo io refa ds4 v2 )
Ra latsaka na miotra an'io dia fake.
Ny ds4 camo dia mitovy daholo sary ireo ny motif tsy misy miova.
Ireo no fomba mora indrindra hijerena oe fake sa vrai ilay manette.