OPG

OPG Label et Studio de production musicale

WUSS’UP !!!! 🤡 OUT NOW 🤡 JayKino3o6 feat 𝘾𝙪𝙡𝙩𝙪𝙧𝙚  𝙎𝙠𝙧𝙩 - SERUM Prod : Yakki Beatz Réal : SM IMAGE Lien : https://youtu.b...
02/06/2023

WUSS’UP !!!!

🤡 OUT NOW 🤡

JayKino3o6 feat 𝘾𝙪𝙡𝙩𝙪𝙧𝙚 𝙎𝙠𝙧𝙩 - SERUM

Prod : Yakki Beatz
Réal : SM IMAGE

Lien : https://youtu.be/Ae4urucFpJI

JEREO , KIFFEO , ZARAO

• OPG 2G23 •

RDV ce Vendredi 02/06/23 !!!! Serum Official Music Video !!!! Fais tourner l’info !!!! • OPG 2k23 •
31/05/2023

RDV ce Vendredi 02/06/23 !!!!
Serum Official Music Video !!!!

Fais tourner l’info !!!!

• OPG 2k23 •

14/05/2023

Say hello to my little friend 🤡

Soon 😉

12/05/2023

I.T.M.M.V

Dernier release de 𝕴𝖋𝖆𝖍𝖘

2023

👺
22/04/2023

👺

🔜⏳
07/03/2023

🔜⏳

27/12/2022

Wuss’up zal !!!

Ty misy news :

« Zay ilay revy »

𝘾𝙪𝙡𝙩𝙪𝙧𝙚 𝙎𝙠𝙧𝙩

Réal : P*e Gee

• OPG 2M22 •

Kiffeo , Partageo

18/12/2022

🔥🔥🔥

Wuss’up 👊🏻 hisy an’i ra Liloscarnivor pejy ihany koa ty zavatra radem ty ry zal 😎 ka ho avy sa tsy ho avy ary ? 😎 mitong...
06/12/2022

Wuss’up 👊🏻 hisy an’i ra Liloscarnivor pejy ihany koa ty zavatra radem ty ry zal 😎 ka ho avy sa tsy ho avy ary ? 😎 mitongava maro fa fidirana tsisy tapakila 👊🏻

Wuss’up !!! Session tournage du clip “ zay ilay revy” de 𝘾𝙪𝙡𝙩𝙪𝙧𝙚  𝙎𝙠𝙧𝙩 😎 mr P*e Gee à l’arrière du matos 🎥 A très bientô...
14/11/2022

Wuss’up !!! Session tournage du clip “ zay ilay revy” de 𝘾𝙪𝙡𝙩𝙪𝙧𝙚 𝙎𝙠𝙧𝙩 😎 mr P*e Gee à l’arrière du matos 🎥 A très bientôt 🔜

08/11/2022

Wuss’up !! En attendant les pics du live PRÉTEXTE , on reprend avec le partage de ce clip qui est récent de FLAV intitulé « BRAND » , sur une prod de Buck Joc et sous la réalisation de Sergio Mickael • SM IMAGE .

• OPG 2022 •

06/11/2022

Wuss’up arivariva !! “ Misaotra kosa “ 🙏🏼

Hisaorana ny mpampiantrano Le 501 🙏🏼 Hisaorana ireo artistes rehetra nandray anjara : s/o 𝕴𝖋𝖆𝖍𝖘 , GoostMeh , Liloscarnivor pejy , Tite Nazarro- SlamoSoph'Art , YAKIM , Ratoljah 🙏🏼 nahafinaritra ny prestation zal 👊🏻 Hisaorana ireo nandray anjara Kharim's FLAV (Open mic) 🙏🏼 ary indrindra indrindra ianareo rehetra tonga nanontrona ny hetsika 👊🏻 Fankasitrahana lehibe ho antsika jiaby 👊🏻 ary ho avy n’y tohiny 👊🏻

#808’soon 😉

05/11/2022

Efa ato , Efa aiza ? Efa ho avy ?

PRÉTEXTE SHOW

Wuss’up !! C’est le JJ 🥷 Tongava maro ary 😎
05/11/2022

Wuss’up !! C’est le JJ 🥷 Tongava maro ary 😎

Le 501 Ambohijatovo 📌
04/11/2022

Le 501 Ambohijatovo 📌

Wuss’up ! TOROMARIKA KELY 📌 📌 Manomboka amin’ny 2 ora ny fisokafan’ny toerana sy fivarotana tapakila. 📌 Misy fipetrapetr...
04/11/2022

Wuss’up ! TOROMARIKA KELY 📌

📌 Manomboka amin’ny 2 ora ny fisokafan’ny toerana sy fivarotana tapakila.
📌 Misy fipetrapetrahana ao nefa tadidio Fa somary vitsy izany , Ka ny tsara koakoa Dia ny tonga aloha .
📌 Hajaintsika foana ny toerana ary am_pahendrena foana ny famindra .
📌 Tsy hilaina ny manakorotana sao Dia haratra tsy fidiny ao Ka tsy andeha amin’ny live manaraka intsony 😂
📌 Misy tsakitsaky sy zava_pisotro amin’ny vidiny mirary ao antoerana ka aza misalasala manjifa 😉
📌 Hisy ny open mic ho an’izay manatalenta tampoka ao .
📌 Homano ny sofina 😉

A très bientôt

Ganjo Stevi Loic Andr  Stephen Baur Jürgen 👊🏻 Arahaba ho anareo 4 😉 mitongava mp jiaby 👊🏻 PRÉTEXTE
03/11/2022

Ganjo Stevi Loic Andr Stephen Baur Jürgen 👊🏻

Arahaba ho anareo 4 😉 mitongava mp jiaby 👊🏻 PRÉTEXTE

Noho ny hetraketrin’ny tambazotra Dia rahampitso no ho lazaina ianareo 4 nahazo billets 😌 aza adino ny date efa akaiky 0...
02/11/2022

Noho ny hetraketrin’ny tambazotra Dia rahampitso no ho lazaina ianareo 4 nahazo billets 😌 aza adino ny date efa akaiky 05 Novembre Le 501 paf 7000ar 😉 Tongava Ela raha hiaino 😎

02/11/2022

Wuss’up zal 🥷 Mikatona n’y lalao hahazoana billets 4 😎 Misaotra anareo nandray anjara 😎 havoakatsika eo ny nahazo rahariva 😉 aza adino ny date fa amin’ny Sabotsy zao 😉 Mitadiava « PRÉTEXTE » 🙏🏼

Re-Wuss’up !! À l’occasion du live PRÉTEXTE , nous avons re-uploadé ce morceau pour vous 👊🏻 Il s’agit du titre « WALK DI...
27/10/2022

Re-Wuss’up !! À l’occasion du live PRÉTEXTE , nous avons re-uploadé ce morceau pour vous 👊🏻 Il s’agit du titre « WALK DISNEY » , un featuring entre 𝕴𝖋𝖆𝖍𝖘 et JayKino3o6 2 membres du groupe 306 SQUVD Pejy
Henoy , Zarao dia Kiffeo 😉

306SQUVD

27/10/2022

Wuss’up 👊🏻 Aza adino , manomboka am 14h ny fivarotana billets ary hanomboka amin’ny 15h ny show 😎 iezahantsika tsy asiana fotoangasy ( hoy ny fitenenana ) io hetsika io 😉 izany hoe mitongava aloha jiaby 😁 misy boissons , misy tsaky , misy live amin’ny vidiny mirary amin’io 😉 en sécurité tsara ny toerana 😉 aza adino ary le 5 Novembre à partir de 15h 🕒 ,
Hieno rap ve lesany ? Misy an’i : Liloscarnivor pejy , GoostMeh , 𝕴𝖋𝖆𝖍𝖘 ary Ratoljah ao 🥷
Hieno slam ve lesany ? Misy an’i YAKIM sy Tite Nazarro- SlamoSoph'Art ao 🥷

Asiatsika guest surprise ao 😉

Aza adino mbola mitohy ilay kilalao ahazoana billets 4 😉

A très bientôt

Wuss’up zamaaa !! Ty ary ilay live “ PRÉTEXTE “ , mety efa kobon’lesany miodina any ny affiche 🙏🏼 hisaorana sahady ireo ...
24/10/2022

Wuss’up zamaaa !! Ty ary ilay live “ PRÉTEXTE “ , mety efa kobon’lesany miodina any ny affiche 🙏🏼 hisaorana sahady ireo mpandray anjara 🙏🏼

• Le 05 Novembre 2022 ny show
• Le 501 n’y toerana
• Manomboka amin’ny 15h tsy diso ary amin’ny 13h30 Dia efa mandeha ny fivarotana tapakila
• 7000ar ny fidirana
• Misy boissons sy tsakitsaky amin’ny vidiny mirary ao an_toerana
• Live Rap sy Slam

Tongava ary 😉

21/10/2022

Wuss’up zal 👊🏻

Bon fanazavana kely alohan’ny affiche ofisialy , “ PRÉTEXTE “ no ataotsika anaran’ilay live amin’ny 05 Novembre 2022 ( Save the date ) , izy io Dia show ataotsika manelanelana ny 808 TOUR ary hentina hampidirana ny 808 TOUR 2 🥷 Zany hoe noho ilay anarana hoe PRÉTEXTE Dia somary hifantoka amin’ny asa soratra Kokoa io show io , arak’izany dia mety efa azokazon’lesany antsaina ihany hoe iza avy no rappeurs hiakatra ao 😉 ary noho ilay izy miresaka texte dia ho asiantsika mpanao SLAM ihany koa ao 👌🏻

Le 5 Novembre io show io ao amin’ny Le 501 : Toerana chill misy n’y rehetra 😉

Omano ary ny alov ze hijery live 🥷

A très bientôt

20/10/2022

Kaizaaaaa , zao dia Mitadiava prétextes hivoahana ny 05 Novembre 2k22 , hasiatsika hetsika ao am Le 501 ataotsika aprem tsara io 😁 alefa eto n’y affiche tsy Ela 🥷 amparitao n’y vaovao 😎

Kilalao kely sahady , billet 4 zaraina fotsiny ho an’izay mahafeno ireto fepetra ireto :

1 - Manisy réaction ity pub ity
2 - Mi’nentionner olona 5
3 - Mipartage ny publication

Asiatsika ankitsapaka izy J-3 n’y live

Restez branché 😎 OPG 2022

08/10/2022

Wuss’up aza adino mihaino bumbrush anio am 14h fa ao i FLAV 👊🏻

Dia izao , omano ny alov Fa ho asiana live 😉🥷 aparitao 👊🏻

Wuss’up 👊🏻 rdv sur 96.6 alors ve Samedi vers 14h 🇲🇬 y aura FLAV qui va nous présenter son mixtape “ C’est la guerre” eh ...
05/10/2022

Wuss’up 👊🏻 rdv sur 96.6 alors ve Samedi vers 14h 🇲🇬 y aura FLAV qui va nous présenter son mixtape “ C’est la guerre” eh wesh ! C est la guerre brow ⚔️ mandrapihaino 🙏🏼

🚨ÔH🚨
RDV ce samedi 08/10/22 à 14h sur BOMB RUSH - RDJ 96.6 FM et surtout pour sortir mon MIXTAPE titré "C`EST LA GUERRE" 😎🔥
📌Restez connecter, n'oubliez pas
Abonnez-vous 👉 👈 💌

OPG TNT Ent

Address


Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when OPG posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to OPG:

Videos

Shortcuts

  • Address
  • Alerts
  • Contact The Business
  • Videos
  • Want your business to be the top-listed Media Company?

Share