23/10/2023
Salama e😊 manao ahoana ny herinandro vaovao ao ?
Hiresadresaka kely momban'ny atao hoe community management sy ny community manager isika androany. Nisy fotoana mantsy ity asa ity tena nalaza tato amin'ny facebook
Inona ilay asa ?
Mitantana "communauté" an'ny client anao ianao na ilay orinasa izay iasanao. Izany hoe manana page na compte amin'ny réseaux sociaux samihafa izy toy ny : tik tok, instagram, facebook, linkedin, etc... Dia ianao no mpandefa publication, mpamaly commentaires, mpamaly message, mpanao live, mi-animer an'ireo réseaux reo. Ny atao hoe community manager izany dia mpitatana ireo karazana tamba-jotra serasera samihafa ato amin'ny aterneto
🌟Inona ny compétences ilaina ?
Jerena mora ilay asa fa tena mila fahaza-manao satria mila stratégie fa tsy ataotao fahatany akory ilay asa
- Mila mahay stratégie marketing
- Mila manantanteraka "veille" maro samihafa
- Mila mahay manamboatra visuel ihany koa ianao amin'ny canva, photoshop, etc...
- Mila maîtrisenao tsara ihany koa ireo réseau sociaux hoentinao (tendance, format de publication idéal, algorithmes, etc...)
- Mila manana calendrier éditoriale mifandray amin'ny stratégie marketing anao ianao mba hahafahanao mi-attirer ny cible anao
🌟Fitaovana ilaina ?
Téléphone dia mety iasana kanefa ny tena tsara dia ordinateur indrindra rehefa anao visuel no sady manamora ny fandaminanao ny asanao ihany koa.
🌟Karama ?
Arakaraky ilay olona miara-miasa aminao
-Hafa raha gasy ary hafa raha vahiny ny client anao
- Hafa ihany koa raha client direct ary hafa raha en sous-traitance ianao
🌠Conseil kely
Raha tena te hisehatra amin'ity asa ity dia manaova formation mihintsy aloha na maka expérience en local.
Izay indray ary fa aza adino ny mi-j'aime ny pejy sy mi-s'abonner🤩
🎁Aza adino fa izay rehetra mi j'aime sy mi-s'abonner @ page dia mahazo 𝐂𝐀𝐃𝐄𝐀𝐔 PDF momban'ny 𝒇𝒓𝒆𝒆𝒍𝒂𝒏𝒄𝒊𝒏𝒈 𝒑𝒐𝒖𝒓 𝒍𝒆𝒔 𝒅é𝒃𝒖𝒕𝒂𝒏𝒕𝒔 🎁
Captureo fotsiny hoe efa ni-j'aime enao👉 alefaso mp dia ho azonao ny 𝐂𝐀𝐃