Ilay

Ilay Ity pejy ity dia podcast ifampizarana hevitra sy fijery mikasika ireo tranga misy eo amin'ny fiainana . Isaia 42

Fifanakalozana am-pirahalahiana tsy misy fitsarana, tsy misy fombàna. Tsy ho tapahana ny mitolefika, tsy ho vonoina ny afo mitsolopilopy. Ity pejy ity dia natao ho toerana ifanakalozana malalaka amin'ny traikefa, fisaintsainana ary fanontaniana momba ny tranga miseho eo amin’ny fiainana. Izahay mpiandraikitra dia resy lahatra fa ny fiainanay ankehitriny, ny fahombiazana hitanay hatrizay dia vokatr

y ny fihaonana sy fiampitana samihafa. Koa maniry ny hampitombo harena hatrany izahay amin'ny alalanareo sy ity pejy ity. Mitodika amin'ny rehetra tsy misy fanavahana fiaviana, fivavahana, sarangam-piarahamonina... Ny hany takiana dia ny hisian'ny fanajana ny tsirairay. Tsy hanaiky lembenana amin'ny Fanajana izahay ary ho entitra manoloana ny fanehoan-kevitra tsy manaja sy/na manambany. Tsy hiresaka lohahevitra mifandraika amin’ny Politika isika, indrindra eto Madagasikara.

Address


Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ilay posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

  • Address
  • Alerts
  • Claim ownership or report listing
  • Want your business to be the top-listed Media Company?

Share