Cours HTML, CSS & JS

  • Home
  • Cours HTML, CSS & JS

Cours HTML, CSS & JS Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Cours HTML, CSS & JS, News & Media Website, .

CHAPITRE 1 : HTML5  🚩 lesona 1 Ahoana ny atao raha hamorona sites web ?  Efa marobe amin-tsika no mba liana  fanamboaran...
31/05/2023

CHAPITRE 1 : HTML5
🚩 lesona 1

Ahoana ny atao raha hamorona sites web ?

Efa marobe amin-tsika no mba liana fanamboarana site web indrindra ho an'ny ankehitriny. Ny tena hianaran-tsika ato anefa dia ireto ihany aloha :
🔷HTML ( HyperTexte Markup Language )
🔷CSS ( Cascading StyleSheet )
🔷JS ( Javascript )
Ary ny ankoatr'izay tsy ferana ( oh : php... )
Zany hoe hianatra hanamboatra site web statique isika ato anatin'ny fotoana maromaro ary ho ezahina ho vitaina aingana aloha izany.
hialana tsiny raha mifangaroharo ny teny Malagasy sy ny Frantsay satria izany no itako fa hanamora ny comprehension na dia mbola tsy exper aza zah fa mba te hanampy anareo vao Hanomboka fotsiny .

🔱Introduction kely momban'ny HTML🔱
HTML (HyperText Markup Language) : Niforona tamin'ny taona 1991 nandritrany lancement du Web. Ny asany dia gérer et organiser le contenu web .Zany hoe,ao anaty HTML no anoratana zay zavatra tianao affiché eny @ page : na texte, na liens, na images, eny na videos aza…

inona avy ireo Logiciel ilaina amin'izany?
Editeur de text rehetra d'efa mety,
✅Raha windows dia bloc note na notpad+++ ( tena tsara ), Sublime Text ( Raha vao hianatra ), ny VS tsy ferana
✅Raha téléphone dia QuickEdit ( Io tena tsara ), Acode, Sublime Text, bedebe any.

Andao amin'izay atomboka ary ny lesona momban'ny HTML !

🅰CODE VOALOHANY

Raha anoratra code html dia mampiasa doctype eny ampiandoana
_ Ny html5 dia (io zany no ahafantarany navigateur web fa HTML5 no code ampiasanao ).
_ Manaraka dia manokara balise , io zany no manambara fa miatomboka ny code html ataonao.Any vao idina izy io ka no ampiasana.
_ Rehefa aveo dia mampiasa , en-tete mo no filaza azy io. Rehefa tapitra dia hidina
Ao @ dia misy ny balise titre ny site nao .Eny @ ambony no mi-affice izy io.
_ Ny vatan'ny page dia miatomboka sy miafara @ . Ao anaty body no anaovana ireny soratra ,sary sy videos reny.

✴️ Exemple :




Titre de votre site


Bonjour



✴️ Exercice1 :
Mamorona page web en HTML5 , miaffice " Miarahaba anareo rehetra ! "

✴️ Valiny



mon site


Miarahaba anareo rehetra !



ataovy enregistrer sous monsite.html

♈NB :
: Balise ouvrante
: Balise fermante

⚠️Efa maro taminareo no nanaraka ny fampianarako tamin'ilay page : Cours HTML, CSS & JS iny fa indrisy mo fa nisy olana ilay page tamin'izany, Ary Hanomboka azy indray isika izao.

Address


Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Cours HTML, CSS & JS posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

  • Address
  • Alerts
  • Claim ownership or report listing
  • Want your business to be the top-listed Media Company?

Share