Ndao Resahina e

  • Home
  • Ndao Resahina e

Ndao Resahina e Pejy natao hifandraisana amin'ny fandaharana " 'Ndao Resahina e!! "

11/10/2021
ÉMISSION SPÉCIALEce Mercredi 29 Septembre à 14:30 sur VFM 105 FM, à l'occasion de la célébration de la journée mondiale ...
26/09/2021

ÉMISSION SPÉCIALE
ce Mercredi 29 Septembre à 14:30 sur VFM 105 FM, à l'occasion de la célébration de la journée mondiale de la contraception le 26 Septembre
👉L’émission aborde ainsi les questions relatives à la contraception telles que « qu’est-ce qu’une contraception ? » 🤔 , « a-t-elle des impacts sur la vie des individus et le développement du pays ? » 🏭, « Y a-t-il une catégorie de personnes spécifiques qui peut bénéficier de ces contraceptions ? 🧑‍🦽Quand en est-il des personnes vivant avec un handicap ? 👩‍🦯».

Par Tanora Garan'Teen Vakinankaratra.

Firaisana ara-nofo aloha loatra 🤔Inona no vokatra aterak'izany eo amin'ny zatovo sy tanora ary ny fiarahamonina. ?OOnjam...
13/09/2021

Firaisana ara-nofo aloha loatra 🤔
Inona no vokatra aterak'izany eo amin'ny zatovo sy tanora ary ny fiarahamonina. ?

OOnjam-peo Vfm AntsirabeOnjam-peo Vfm AntsirabeOnjam-peo Vfm AntsirabeVOnjam-peo Vfm Antsirabe
Alarobia amin'ny 2 Ora sasany .

Hanambady hoe kiala???Hanambady hoe kiala SoaHanao mariazy amin'AndriamatoaAndrimatoa bebe SôsySady antitra no tsy bogôs...
09/08/2021

Hanambady hoe kiala???

Hanambady hoe kiala Soa
Hanao mariazy amin'Andriamatoa
Andrimatoa bebe Sôsy
Sady antitra no tsy bogôsy

Hanambady hoe Kiala kely
Fitia tsy amin'ny fo fa an-tery
Hovadina patronan'omby
Hihiditra amin'ny kilaoty tsy omby

Ataony veloma ngiaha fianarana
Kopa-tanana ny an'ny Rafahafahana
Mandrampihaona noho an''ireo sakaiza
Kiala hikarakara tokantrano sy hitaiza.

Taona an'iKiala folo amby enina
Dia hampanambadian'ireo ray aman-dreniny
Na dia nitalaho sy niangavigavy
Very ny Zony, simba ny ho avy..

Hitohy

26 Juillet 2021
RadoKely

Apetrao ny TANJONA
03/08/2021

Apetrao ny TANJONA

🔺 NON, il ne faut pas attendre d'avoir le bac en poche pour commencer à réfléchir à la filière universitaire ou quel métier t'ira le mieux.

🔺 Car c'est une des plus grandes décisions que tu prendras dans ta vie : tes 2⃣0⃣ ans jusqu'à tes 6⃣0⃣ ans (soit 4⃣0⃣ ans), tu les passeras en majorité au travail. ;)

⚠ Attention au mauvais choix !

👉 Il faut prendre le temps d'y réfléchir, pour faire le bon choix.
👉 Il faut rechercher le métier où tu seras vraiment épanoui(e).

Avez-vous d'autres questions ?
N'hésitez pas à les poser. :)

Ny lohahevitra horesahan'ny Tanora Garan'Teen amintsika androany dia mahakasika ny "Fianakaviana mirindra". Arahinao iza...
28/04/2021

Ny lohahevitra horesahan'ny Tanora Garan'Teen amintsika androany dia mahakasika ny "Fianakaviana mirindra". Arahinao izany ao amin'ny Onjam-peo Feomevan'ny Vakinankaratra 105 Mhz anio tolakandro amin'ny fandaharana "'Ndao resahina e!". Koa aza adino ary ny manaraka ny fandaharantsika @2 ora sy sasany toy ny mahazatra e.

15 minitra ho an'ny Tanora📣💡 Antony iray miteraka olana eo @ vehivavy ny fisian'ireo "honohono" momban'ny Fotoana na "Rè...
14/04/2021

15 minitra ho an'ny Tanora📣💡
Antony iray miteraka olana eo @ vehivavy ny fisian'ireo "honohono" momban'ny Fotoana na "Règle". 'Ndao horesahintsika ao VFM 105 Mhz Antsirabebe izany anio alarobia 14 Aprily 2021 @ 2 ora sy sasany tolakandro.
Mba lazao anay etsy ambany anie ny hevitrao mahakasika izany e? efa naheno honohono momban'ny fotoan'ny vehivavy ve ianao? Mba tantarao hoe!🎙


Betsaka ny ankizy sy ny tanora no liana amin'ny Facebook ankehitriny. Inona re no mety ho fiatraikan'izany eo amin'ny fi...
24/03/2021

Betsaka ny ankizy sy ny tanora no liana amin'ny Facebook ankehitriny. Inona re no mety ho fiatraikan'izany eo amin'ny fiainan'izy ireo e?izay indrindra no ho resahintsika ny alarobia 24 Martsa 2021 manomboka amin'ny 2:30 tolakandro ao amin'ny onjam-peo VFM 105☺.

Ny Fanambadiana aloha loatra?👫🔊🎙'Ndao Resahina ao  VFM 105 Mhz Antsirabe anio @2 ora sy sasany tolakandro. Misy hatrany ...
03/03/2021

Ny Fanambadiana aloha loatra?👫
🔊🎙'Ndao Resahina ao VFM 105 Mhz Antsirabe anio @2 ora sy sasany tolakandro. Misy hatrany ny zana-pandaharana : "Tantara Fohy" lalaovin'ireo tanora mavitrika izay efa nahafantarantsika ny Fandaharana Ndao Resahina e🗣

Ny zava-mahadomelina???🚬💉🧟‍♂️Inona tokoa moa no mety ho vokadratsin'ny fandraisana azy ireny ? 🤔📡'Ndao resahitsika rehef...
24/02/2021

Ny zava-mahadomelina???🚬💉🧟‍♂️Inona tokoa moa no mety ho vokadratsin'ny fandraisana azy ireny ? 🤔
📡'Ndao resahitsika rehefa avieo (anio alarobia 24 Febroary) @ 2 Ora sy sasany tolakandro ao -peo VFM 105 fm ny mikasika izany 📻📻
Aza adino ny maneho ny hevitrao eo @ commentaire na koa mandefa hafatra miafina anh🎙️😄

16/01/2021

Vohoka tsy niriana 273000 no voasoroka noho ny fampiasana fomba fandrindram-piterahana hoy ny Marie Stopes Madagascar(MSM).
Manodidina ny 680000 teo fomba fanabeazan'aizana naparitaka ary tafiakatra 16% ny vehivavy resy lahatra tamin'ny fampiasana ireo karazana fomba fandrindram-piterahana toy ny:
- Fihinanana "Pilina" sy fampiasana" Fimailo" ho an'ny ankizivavy;

-Fihinanana pilina "Sterilet" ary "Implant" ho an'ny vehivavy tanora;

- Fihinanana pilina maivana aorian'ny fitondrana vohoka;

-Fanaovana DIU....

Ary mbola maro isankarazany izy ireo fa miankina amin'ny taona sy ny toe-batan'ny tsirairay avy ka tsara raha manantona ny toeram-pitsaboina na ny CBS II akaiky azy hatrany.

23/12/2020

Salama daoly eee✋✋
Ny fialan-tsakana no loahevitra velabelaritsika ato anaty ny fandaharana anio ity❣️🥰🥰♥️
Arao tsy tapaka ny fandaharana ao @ VFM 105 Mhz Antsirabe
VAK
Ampitiavana be❣️

06/12/2020

Évitons toute forme de violence🛑

Mettons fin à la discrimination basée sur le genre👥
20/11/2020

Mettons fin à la discrimination basée sur le genre👥

Nous ne nous lasserons pas de le répéter.

🎤Fianarana - Fahatokisan-tena - Fametrahana tanjona - Fiofanana arak'asa , IZA ARY NO LOHALAHARANA ?  DIA NY MANARAKA? 🤔...
11/10/2020

🎤Fianarana - Fahatokisan-tena - Fametrahana tanjona - Fiofanana arak'asa , IZA ARY NO LOHALAHARANA ? DIA NY MANARAKA? 🤔
🎙ao amin'ny 📻 Onjam-peo Vfm Antsirabe 105 FM ny fotoanan-tsika ny alarobia amin'ny 2 ora sy sasany.
🎤 Aza adino ny maneho hevitra ao amin'ny commentaire na amin'ny MP 🙂

09/10/2020
07/10/2020
🎤Ndao ho resahantsika indray ny Fanararaotam-pahefana eh 👀🎙 Fa tena misy ve ny fampiarana ny lalana eh ? dia aiza no man...
06/10/2020

🎤Ndao ho resahantsika indray ny Fanararaotam-pahefana eh 👀
🎙 Fa tena misy ve ny fampiarana ny lalana eh ? dia aiza no manantona raha sendra olona mpanararaotra ny fahefana ananany ?🤔
🎤Ho resahantsika ao amin'ny fandaharana ny Alarobia amin'ny 2 ora sasany tolakandro , 📻 Onjam-peo Vfm Antsirabe 105 FM ihany 😉
🙂ASEHOY AO AMIN'NY COMMENTAIRE NY HEVITRAO NA AMIN'NY MP

24/09/2020

🌎🌎26 SEPT 2020: "ANDRO MANERAN-TANY HO AN'NY FANDRINDRAM-PITERAHANA"🌎🌎
😍😮 TOLOTRA Fandrindram-piterahana MAIMAIM-POANA 😍😮
😃😃

TONGAVA DAHOLO ANNNNNN ☺️☺️☺️☺️

🎤Lazaina foana fa ny "Fianarana no lova tsara indrindra " 👩‍🏫 ka ny revy ve zany ditra eh? tsy afaka ny anala miaraka am...
22/09/2020

🎤Lazaina foana fa ny "Fianarana no lova tsara indrindra " 👩‍🏫 ka ny revy ve zany ditra eh? tsy afaka ny anala miaraka amin'ny akama mintsy ve zany zahay ?😕
🎙 izao kosa ange no tokony tadidiana foana eh, "Ny mahasoa aloha vao ny mafinaritra"🎓
👩‍👩‍👧‍👦ary mba ahoana ny hevitrao ? NDAO RESAHANA EH🎤
📻ao amin'ny Onjam-peo Vfm Antsirabe ny alarobia amin'ny 2 ora sy sasany

21/09/2020

Hafatr'i Mirado amin'izao journée internationale de la paix izao

21/09/2020
🎙Manahy mafy akia za ny amin'ny fahasalaman'iny olontiako iny an😔🎤Resaho aki izy dia miaraka manao fitiliana VIH/SIDA👩‍❤...
14/09/2020

🎙Manahy mafy akia za ny amin'ny fahasalaman'iny olontiako iny an😔
🎤Resaho aki izy dia miaraka manao fitiliana VIH/SIDA👩‍❤️‍👨 nareo roa an😉
🎙Fa inona no tena maha-zava dehibe ny fahafantarana ny toa-pahasalamana? dia tena ilaina ve izany anefa eh?🤔
🎤Mahakasika izany indrindra ny lohahevitra amin'ny Alarobia izao ao amin'ny 📻 Onjam-peo Vfm Antsirabe 105 FM re an amin'ny 2 ora sasany🙂
👨‍👨‍👧‍👧Ndao resahana e, ahona ny hevitrao ?

🧑‍🎤Miarahaba oh, fa inona izany herisetra izany ?🎤Miarahaba anao, iresaka izany indrindra isika amin'ny alarobia 09 Sept...
08/09/2020

🧑‍🎤Miarahaba oh, fa inona izany herisetra izany ?
🎤Miarahaba anao, iresaka izany indrindra isika amin'ny alarobia 09 Septambra izao amin'ny 2 ora sy sasany ao amin'ny 📻 Onjam-peo Vfm Antsirabe 105 FM🙂
🧑‍🎤Dia iza no miresaka ao zany ?
🎤Tanora Garan'Teen Vakinankaratra re an, natao indrindra ho an'ny zatovo sy tanora ity fandaharana ity ka afaka maneho hevitra isika amin'ny hafatra miafina na MP eto amin'ny pejy , na ihany koa maneho hevitra mivantana eo amin'ny commentaire.
👨‍👨‍👧‍👧 Ny maha tanora antsika NDAO RESAHANA eh

06/09/2020

😂😂

03/09/2020

Aza misalasala raha vao resaka fahasalamana!

03/09/2020
02/09/2020

Address


Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ndao Resahina e posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

  • Address
  • Alerts
  • Claim ownership or report listing
  • Want your business to be the top-listed Media Company?

Share