100% Adventiste Malagasy

  • Home
  • 100% Adventiste Malagasy

100% Adventiste Malagasy raha te hianatra ianao dia afaka ho zaraina eto @ alalany Web TV

100% adventiste malagasy dia pejy ho entina hifampizarana vaovao, fijoroana vavolombelona, filazana ny vaovao samy hafa ho antsika Adventiste malagasy, na an-tany lavitra na ety an-toerana.

Nouveau champion du monde +84 kg tsy maintsy miady ohatr’izao ve mba tsy hitovizana Amin’ny hafa? C’est sur 50M$ fa aiza...
23/01/2024

Nouveau champion du monde +84 kg tsy maintsy miady ohatr’izao ve mba tsy hitovizana Amin’ny hafa? C’est sur 50M$ fa aiza ilay tempolin’i Tompo? Anisan’ny tranga iray ho entina hamantarana ihany koa fa ho avy tsy ho ela ny Tompo. Aty amin’ny tany misy an’i JPP aho champion ela ela MMA fa raha mahita ny zaza 5 a 13 ans ianao te hanambola ny ray amandreniny dia sûr entraînement ny zaza. Dia mety hanontany tena ianao hoe: vonona handray fahasoavana ve izy ireo? Jamba ny vola isika. Tsetsatretra tsy aritra. Itony dia niainga tamin’ny boxeur anakiray Floyd Mayweather, Jr. Nampiseho ny fananany sur FB dia miezaka ny jeunesse amin’izso ahazo argent facile. Na koa o ilay slogan farany nampisehon’i Francis Ganou « je tape les gens pour vivre. C’est ma profession » amin’ny combat manaraka an’i Francis 20M$ ny gain. Etcc.

Tsy sujet tabou izy ity fa zavatra tonkony ho fantantsika mba hamantarana hor aiza ho aiza no misy antsika. Misaotra tom...
23/01/2024

Tsy sujet tabou izy ity fa zavatra tonkony ho fantantsika mba hamantarana hor aiza ho aiza no misy antsika. Misaotra tompoko

Anisan’ny olana goavana ahafantatana fa ho avy tsy ho ela ny Tompo, ny tsy fifankazahoana ao an-tokatrano, ny tena marina dia mijaly ny vehivavy , voa lako, voadaka sy voa hompa. Ny Antony na an-tany mahantra na manana dia ny :
1. Tsy fifampiresahina
2. Tsy fahampiany vola
3. Tsy fahatokisana
Lafin’iray tena Maha gaga koa ny firaisana ara nofo, manda ny vehivavy (tonkatrano no resahiko) nohon’ny fahasahiranana, tsy fahampian’ny vola na koa lasa diso atao fitaovana ho an’i lehilahy nohon’ny « stress » sy ny hafa, dia tsy mahita fitiavana intsony ny vehivavy nohon’ny torture ratsy avoakan’ny lehilahy.
Anisany olana iray lehibe ihany koa ireo kilalao samyhafa (s*x toy) ampiasain’ny vehivavy satria tsy mahazo tsirony intsony izy ireo nohon’ny vono sy daroka dia mitady fitaovana mba hanalany ny sorisoriny. Izay no tena nahatonga azy ireo mihemotra na manda ao anaty tonkatrano ka nahatonga ny lahy mitady lalana hafa. Ny fomba fijery ao an-tokatrano no mila fiovana betsaka. Mila hiverina ilay fitiavana tany am-boalohany, adinoina ny ex, tsy mijery film pornographique intsony ho stimule ny lahy na ny vavy.

20/01/2024

Efa niteny aho hoe 2024 anisan’ny passation mankany amin’ny fotoan-tsarotra, rehefa tsy hain’ny maro ny mifikitra amin’ny Tompontsika dia betsaka isika no mety ho adino eto. Montreal, New York fiakarany hofatrano 16% au lieu de 4% recommandations ny régie du logement Québec (ho an’i Québec ihany). Hiakatra ihany koa ireo tsy afaka handoha crédit hypothèque ny tranony. Fahafinaretana ho an’ireo te hanana trano haingana fa mety ho fahoriana ho an’i hafa. Ho aiza izy ireo? Hidina be ny taux hypothèque, février , mars raha te hividy trano.
Ilay accord entre gvnmt sy syndicat 19% augmentation salariale pendant 5ans mpampianatra sy ny Mpiasa santé suspendue. Ny privée tsy afaka manao n’inoninona. Raha mihantsena ianao ny caddies a 300$ il y a 2, 3 ans moitié sisa. Betsaka ireo mandeha mangataka sy maka sakafo banque alimentaires satria tsy maharaks intsony ny karama. Mbola vonona handroso ve isika sa hiantso hiaraka ny Fanahy Masina Amin’ izay? mbola hifanomentsiny? Mbola hifampiandry? Mbola hifety féty? Na za miteny aza variana ihany koa, tadidinao Babel, tsara be ny fiainana tao nefa …. Indrisy. Sodome koa indrisy… Babylone … Rome… sy ny hafa ihany koa. Tsy mananatra aho fa mampita fa toa variana isika. Miandry antsika i Jesosy, misy toerana ho antsika any. Aza dia variana tompoko. Mahereza daolo. « Te ahafantatra aho »

18/01/2024

Elaela aho tsy nanoratra ho anao. Izao ary e! 2024 taona fiheritreretana, fangatahana , tsy fihemorana, fanantenana. Antomotra ny andro nefa toa variana isika olombelona. Inona no mba tianao atolotra am-bavaka? Fantatrao ve fa mamely an-kolaka Satana amin’ny lafiny ara toen-karena maneran-tany? 2024 fotoan-tsarotra Nefa misy zava miafina ao ambadika ao. Takon’ilay indices bourses ambony be ny bourses 2023 dia tsy hita ny fijaliany olombelona satria tsy hita nohon’ny fampiasana « Carte de crédit » mividy sakafo sy ny hafa.
1. Mivavaha ho ahy sy ho anao mba ahay hanangona tahaka ny tamin’ny andron’i Joséfa isika
2. Mivavaha koa mba ahay hianatra hifady hanina 3 na 4 andro isika alohany farany ary mba hitondra antsika hiverimberina izany
3. Mivavaha mba omen’ny Fanahy Masina Hery sy tanjaka ireto pasteur, loholona, diakona mba hitarika sy hitondra antsika any amin’ny fanomanana farany fa tsy hanome morale foana
4. Mivavaha mba hidina amintsika ny Fanahy Masina satria nampanantena antsika Jesosy
5. Mivavaha fa tsy fantatrao ny ampitso mba tsy ho mbanga ny fitoeram-barinao ary tsy hangataka afa tsy amin’ i Jehovah isika
6. Mivavaha mba hitombo ny finoantsika satria voa soratra hoe «betsaka amintsika no very finoana rehefa miverina izy »
7. Aza adino ny mifampivavaka, raha manana havana, namana, Zanaka mafy loha sy miezingezina tsy misy zavatra tsy vitany vavaka. Masina, masina, masina Jehovah.
Mazotoa tompoko

10/01/2024

Mafy be izao fiainana farany hatrehintsika izao, mbola mafy noho izao ny ampitso, betsaka no mieritreritra fa tsara ny ho aviny rahampitso (patron, banque, mpanao afera), saingy tsy fantany fa betsaka ireo olona tsy manana mety ho faty rahampitso maraina. Manana asa isika mila tanterahina satria tsy fantatrao ny ampitso.

05/01/2024

« Te Ahafantatra aho ». Ny olana goavana misy amintsika olombelona dia ny mijery ny hafa. Raha fantantsika angamba.
tsy mety izany fiteniko izany fa ataoko raha horainsintsika ny hazo fijaliana dia ho entina 4 a 10 Km miaraka amin’ny kapoka, dia ampisotroana vinaigitra raha mangetaheta ary farany fatsihina sy hanatsatohina lefona Amin’ny farany. Angamba tsy hijery ny fahadisoan’ny hafa isika na hiteny hoe tsy marina ny anareo. N’inoninona fahaizanao Tadidio fa mpandrafitra no nandray ny zanak’olona tampimpahaizana teto an- tany. Na tezitra aza izy nahita ireo fariseo, nanome fitiavana izy. MBA fantatrao ve?
Mamela azy ireo YHWH fa tsy fantany izay ataony. Mbola hitsikera ny hafa ve isika? Mbola hiteny ihany ve hoe ianareo no tsy mety? Tsy angamba o! Sinon raha fantatrao fa sur ny avenir nao vas-y. D’après moi i Mosesy ihany no sahy niteny an’i Jesosy hoe « esory amin’ny bokin’i fiainana ny anarako ». Aok’izay ny fitenenana hoe olona voafidy isika satria Jesosy rehefa nanokatra ny bokin’i fiainana dia nangina ny tany aman-danitra ny Antony « il a raison YHWH » satria izay no esorina tsy hita tao intsony. Tsy efa niteny ve izy hoe aza mitsara? Ny tena loza isika mahafantatra, ny hafa tsy nampahafantarina, tsy mampieritreritra ve. Aoka ny Fanahy Masina no hanazava ny saintsika fa tsy tsara ny mi tsikera. Tsy ho ahy irery ny fiainana mandrakizay,

05/01/2024

Te Ahafantatra aho dia projet ho entina hampahafantarana ny manodidina ny fahamarinana ao anaty Baiboly araka izay omen’i Fanahy Masina ny tena. Manana site Web ary Amin’ny teny Frantsay satria tsy afaka miala amin’izany nohon’ny toerana izay nitodran’ i Tompo sy nametrahany ny tena, ezahina adika Amin’ny teny gasy. Vidéo sur YouTube no ankamaroany. Ary ho entina hanokafana izany dia faly aho hizara ho anao amin’ny andro voalohany herin’andro (Dimanche) « PEUT ON FAIRE CONFIANCE À LA BIBLE » satria tsy afaka Ahafantatra aho raha tsy mananana confiance amin’ny Soratra Masina. Tsy Live fa vidéo enregistrée. Misaotra tompoko ary Mirary taona Sambatra feno fitahiana ho anao. Azonao zarazaraina ireo vidéo ireo mba ho fantar’ireo tsy mahalala ny fahamarinana.

31/12/2023
25/12/2023

Momban’ny tenin’i Francois amin’ny fanamasinana ny lahy sy lahy na vavy sy vavy.

29/11/2023

MILA DINIHINA TSARA ITO SORATRA ITO LUC 10.18-20 fa mamely ankolaka ilay ratsy tarehy io, mila miomana isika fa na ny diloilo aza lasa 20$, ny aty mivelona amin’ny carte de crédit ka raha tsy crédible ianao tsy manome ra Bank. F’iza moa ireo BANK jereo ny soratra: « Jésus leur dit: Je voyais Satan tomber du ciel comme un éclair. » hatreto ihany Aloha. Fa ny suite diniho tsara fa tsy manana pouvoiramintsika izy
« 19 Voici, je vous ai donné le pouvoir de marcher sur les serpents et les scorpions, et sur toute la puissance de l'ennemi; et rien ne pourra vous nuire.
20 Cependant, ne vous réjouissez pas de ce que les esprits vous sont soumis; mais réjouissez-vous de ce que vos noms sont écrits dans les cieux. . Fren — Luc 10:18-Fren — Luc 10:20 »
Noho izany afaka miaina tsy misy tahotra isika, fa ny olana 20. Tsara loatra angamba ilay henakisoa sy ravitoto dia hodiana tsy hita ilay farany amin’ny andinin’ny 20 la vie Éternelle. Le livre de vie. Maninona isika no mangataka an’i satana (Bank) na matahotra azy nefa iza no namorina azy ireo? Maninona no matahotra ny hiteny? Maninona no imagina? Miafina? Menatra ve isika hiteny hoe fitadiavambola io krismasy io, na koa hoe Jesosy anie tsy zazakely izany e. Jereo ilay 19 NOMENA FAHAFANA HANITSAKA AN’I SATANA ISIKA. Inona no hatahorantsika ?

29/11/2023

« 7 Ary ny fiadanan'Andriamanitra, izay mihoatra noho ny fahalalana rehetra, hiaro ny fonareo sy ny hevitrareo ao amin'i Kristy Jesosy. » Filipianina 4
Ny fanaovanao tsinontsinona ny lalàn’i Jehovah, ny fanenanao ireo vavaka, ny fanadinoana ny antso avo hidinan’ny Fanahy Masina, dia mampihena ny finoanao, ny fahasalamanao ara batana, saina, sy fanahy. Ary mety hampihemotra ireo Anjely izay natokana hiaro ny tafotranonao.

26/11/2023
20/11/2023

Tsy maintsy miova ny fiainanao!!

24/10/2023

Ho anao anio

Faly mampahafantatra anao ary eto ampanomanana ny fandaharana mety ahitanao ireo hetsika samy hafa, Fahasalamana, Temoig...
10/10/2023

Faly mampahafantatra anao ary eto ampanomanana ny fandaharana mety ahitanao ireo hetsika samy hafa, Fahasalamana, Temoignage, Fandaliam-pinoana, ary fiomanana. Misaotra tompoko. Facebook, Youtube

06/10/2023

Maninona iJesosy no mitomany, mandohalika, nivavaka

11/09/2023

Nehemia 8.10 izay voalaza hoe "koa aza malahelo hianareo, fa ny fifaliana avy amin’i Jehovah no fiarovana mafy ho anareo."
Ianao raha malahelo dia mahatsapa ho very, irery. raha malahelo ianao dia miatrika toetry ny fahasahiranana ary miala amin'ny hafa. Ny fitomaniana, toetra manjombona dia matetika famantarana ny alahelo.

10/09/2023

Ho anao anio/ Salamo 102. 17 "Nijery ny fivavaky ny mahantra Izy,Ka tsy nanevateva ny fivavany."
Mihevitra ve ianao hoe maloto dia tsy hihaino ny vavakao Jehovah . Tsia tompoko. samy hafa Jehovah sy ny mpanjaka sy mpitondra eto an-tany. Mihaino anao Jehovah.

10/06/2023

1. Fanazavana sy fampidirana ny bokin'i Daniel (miaraka amin'i Dr RAKOTONIAINA Richard Pierre)

10/06/2023

Manasa anao hiaraka aminay mba hanaraka ito fandaharana miaraka amin'i Dr RAKOTONIAINA Richard Pierre (dokotera ary nianatra theology tao Sambaina). Mandritry ny herin'andro maromaro dia hiaraka amin'ny isika ao anatin'ny bokin'ny Daniel. Ito ary ny fampidirana voalohany ho zaranay aminao. Misaotra tompoko

10/11/2022

. Le Seigneur a fait de nous les dépositaires de sa loi. Il nous a confié une vérité sacrée et éternelle, qui doit être communiquée aux autres par de fidèles avertissements, des réprimandes et des encouragements. — Testimonies for the Church 5:381 (1885).
132. Les adventistes du septième jour ont été choisis par Dieu comme un peuple particulier, séparé du monde. Par la grande puissance de la vérité, il les a arrachés au monde et les a mis en relation avec lui. Il a fait d'eux des représentants et les a appelés à être ses ambassadeurs dans l'�uvre ultime du salut. Le plus grand trésor de vérité jamais confié à des mortels, les avertissements les plus solennels et les plus terribles qui aient jamais été envoyés par Dieu à l'homme, leur ont été confiés afin qu'ils les délivrent au monde. — Testimonies for the Church 7:138 (1902); Testimonies for the Church 3:162, 163.
133. Dans un sens particulier, les adventistes du septième jour ont été placés dans le monde comme des sentinelles et des porteurs de lumière. C'est à eux qu'a été confié le dernier avertissement destiné à un monde qui périt. C'est sur eux que brille la merveilleuse lumière qui jaillit de la Parole de Dieu. Une tâche d'une solennelle importance leur a été confiée: la proclamation des messages des trois anges. Ils ne doivent pas laisser leur attention s'en détourner. — Testimonies for the Church 9:19 (1909); Testimonies for the Church 3:344 EDJ 40.4 - EDJ 41.1

10/11/2022

126. Que chacun veille à ne pas s'insurger contre le seul peuple qui remplit toutes les caractéristiques de l'Église du reste, qui garde les commandements de Dieu et possède la foi de Jésus... Dieu possède un peuple distinct, une Église sur la terre, qui n'est comparable à aucune autre, supérieure à toutes les autres dans l'enseignement de la vérité et la défense de la loi de Dieu... Mon frère, si vous enseignez que l'Église adventiste représente Babylone, vous êtes dans l'erreur. — Testimonies to Ministers and Gospel Workers, 50, 58 (1896). EDJ 39.2 - EDJ 39.3

30/09/2022

Teny soratra masina izay ho zaraiko aminao anio.
irary soa eo ambaniny fitahian'i 𝐉𝐄𝐇𝐎𝐕𝐀𝐇 𝐀𝐍𝐃𝐑𝐈𝐀𝐌𝐀𝐍𝐈𝐓𝐑𝐀 ho anao hatrany.

15/09/2022

Avez vous remarqué quelque chose inhabituel? Pourquoi cette silence? Pourquoi Dieu ne manifeste plus comme auparavant?Oui, Parce que nous avons cessés d’écouter Dieu, et donc Dieu avait aussi cessé de nous écouter également. Un gros problème dans nos vies est que nous nous écoutons les uns les autres. Y-a-t-il une solution?
Oui bien sûr: pourquoi ne pas prendre ses paroles a coeur? Pourquoi ne pas l'obeir d'avantage?
Essayons, et vous verrez que votre vie va changer progressivement. Aimons-nous Dieu réellement? La réponse est OUI bien sûr. Alors qu'attendez-vous et moi pour prendre au sérieux ses paroles? Jésus avait dit. Je cite : chercher d'abord la vie éternelle.... Et... Et . Et

26/05/2022
10/05/2022

Address


Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when 100% Adventiste Malagasy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Videos

Shortcuts

  • Address
  • Alerts
  • Videos
  • Claim ownership or report listing
  • Want your business to be the top-listed Media Company?

Share